Ben•Design
Ben•Design : entreprise en community management, design graphique et marketing digital.
05/08/2026
🏀 𝐀𝐅𝐑𝐎𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐔𝟏𝟖 | 𝐁𝐄𝐍.𝐃𝐄𝐒𝐈𝐆𝐍
🇲🇬 Madagascar démarre fort !
Au terme d'un match à suspense, les Ankoay U18 s'imposent 68-65 face au Gabon grâce à un tir au buzzer qui fait exploser de joie toute une nation. Une entrée en matière parfaite dans cet Afrobasket U18 ! 💥🏀
👏 Une victoire qui lance idéalement la compétition pour Madagascar.
21/06/2026
🎉💙 MIRARY FETIN'NY RAY SAMBATRA HO AN'NY DADA REHETRA! 💙🎉
Ny dada dia hery, fitiavana ary fiarovana ho an'ny ankohonana. 🙏👨👧
💖 Bonne fête Papa !
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fifaliana mandrakariva ho anareo dada rehetra.
✨ Ben Design – Manome voninahitra ny ray rehetra amin'ity andro manokana ity.
🇲🇬💙
19/06/2026
⚽🔥 VOKA-DALAO ! 🔥⚽
🇨🇿 RÉPUBLIQUE TCHÈQUE 1 - 1 AFRIQUE DU SUD 🇿🇦
Ady mafy sy fifanandrinana nahafinaritra no nifarana tamin’ny isa mitovy! 💥
⚽ 6’ | M. Sadílek 🇨🇿
⚽ 83’ | T. Mokoena (P) 🇿🇦
Samy naneho ny heriny sy ny talentany ireo ekipa roa tonta ka nizara isa tamin’ny farany. 👏🔥
💬 Ahoana ny hevitrao momba ity vokatra ity? Iza no mendrika nandresy? Soraty ao amin’ny commentaire! 👇
🎨 Publication réalisée par Ben Design CM & Designer
⚽🔥
18/06/2026
🏆🔥 GROUPE C : IZA NO HAKA NY TOERANA VOALOHANY? 🔥🏆
Taorian'ny andro voalohan'ny fifaninanana dia izao ny filaharana vonjimaika ao amin'ny Groupe C 👇
🥇 🇬🇧 Écosse — 3 isa
🥈 🇲🇦 Maroc — 1 isa
🥉 🇧🇷 Brésil — 1 isa
4️⃣ 🇭🇹 Haïti — 0 isa
⚽ Efa manomboka mafana ny fifaninanana!
Mbola misokatra ny ady ho an'ny laharana voalohany ary mbola betsaka ny mety hitranga amin'ireo lalao manaraka. 🔥
🤔 Araka ny hevitrao, iza no hivoaka ho lohalaharana ao amin'ny Groupe C?
🇬🇧 Écosse ?
🇲🇦 Maroc ?
🇧🇷 Brésil ?
🇭🇹 Haïti ?
👇 Soraty ao anaty commentaire ny safidinao!
🎨 Ben Design
📌 Vaovao Football • Classement • Flyers Sportifs • Community Management
⚽🔥🏆
18/06/2026
⚽🔥 VONONA VE IANAO AMIN'NY MATCH ANIO? 🔥⚽
🏆 Mondial 2026 – Alakamisy 18 Jona 2026
Fihaonana mafana no miandry antsika androany sy rahampitso maraina! 😍👇
🇨🇿 République Tchèque 🆚 Afrique du Sud 🇿🇦
⏰ 19:00
🇨🇭 Suisse 🆚 Bosnie-Herzégovine 🇧🇦
⏰ 22:00
🌙 Zoma 19 Jona 2026 – Maraim-be
🇨🇦 Canada 🆚 Qatar 🇶🇦
⏰ 01:00
🇲🇽 Mexique 🆚 Corée du Sud 🇰🇷
⏰ 04:00
🔥 Iza amin'ireo ekipa ireo no heverinao fa handresy?
👇 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinanao:
✅ République Tchèque sa Afrique du Sud?
✅ Suisse sa Bosnie-Herzégovine?
✅ Canada sa Qatar?
✅ Mexique sa Corée du Sud?
🎁 Ny tena mpankafy baolina kitra dia mamaly ny score vinavinany amin'ny commentaire!
🎨 Ben Design
📌 Vaovao Football • Flyers Sportifs • Community Management • Design Professionnel
👉 Araho ny pejy Ben Design raha te hahazo vaovao sy visuels football isan'andro!
⚽🏆🔥
18/06/2026
🔥🇨🇴 COLOMBIE NANEHO NY HERINY! 🇨🇴🔥
⚽ Score Final
🇺🇿 Ouzbékistan 1️⃣ - 3️⃣ Colombie 🇨🇴
Nanao lalao lehibe ny Colombie ka nahazo fandresena mendrika tamin'ity fihaonana ity. 💪🔥
⚽ Mpamono baolina :
🇺🇿 A. Fayzullaev (60')
🇨🇴 Daniel Muñoz (40')
🇨🇴 Luis Díaz (65')
🇨🇴 J. Campaz (90+9')
👏 Na dia niezaka aza i Ouzbékistan dia tsy nahasakana ny herin'ny Colombiens.
👇 Ahoana ny hevitrao momba ny zava-bitan'i Colombie androany?
Soraty ao anaty commentaire! 💬🔥
🎨 Publication réalisée par Ben Design
📌 Flyer Sportif • Affiche Publicitaire • Logo • Community Management
⚽🇨🇴🔥
18/06/2026
🇬🇭🔥 GHANA NAKA FANDRESENA TAMIN'NY FOTOANA FARANY! 🔥🇬🇭
⚽ Score Final
🇬🇭 Ghana 1️⃣ - 0️⃣ Panama 🇵🇦
⏰ Tamin'ny minitra farany indrindra no nahatonga ny hafaliana!
⭐ Caleb Yirenkyi (90+5') no nitifitra ny baolina nandresy ka nampipoaka ny mpankafy Ghana. 🎉🔥
👏 Fandresena sarobidy sy ady mafy hatramin'ny segondra farany!
👇 Raha ianao, mendrika ho "Homme du Match" ve i Caleb Yirenkyi?
Asehoy ao anaty commentaire ny hevitrao! 💬
🎨 Publication réalisée par Ben Design
📌 Flyer Sportif • Affiche Publicitaire • Logo • Community Management
🇬🇭⚽🔥
17/06/2026
🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE B 🔥🏆
😱 Mitovy isa daholo!
🇨🇭 Suisse • 🇨🇦 Canada • 🇶🇦 Qatar • 🇧🇦 Bosnie-Herzégovine
➡️ Samy manana isa 1 avokoa taorian'ny lalao voalohany!
⚽ Mbola misokatra tanteraka ny ady ho an'ny laharana voalohany ao amin'ny Groupe B.
👇 Araka ny hevitrao, iza no hitarika ny Groupe B rehefa tapitra ny dingana voalohany?
💬 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinao!
👥 Tagueo ilay namanao mpankafy baolina kitra ary andao hiady hevitra!
🔥 Aza adino ny manaraka an'i Ben Design raha te hahazo vaovao sy sary fanatanjahantena manara-penitra isan'andro!
🏆⚽🔥
17/06/2026
⚽🔥 VOKA-DALAO | NIBABOKA NY LIONA ANGLISY! 🔥⚽
🏴 Angleterre 4️⃣ - 2️⃣ Croatie 🇭🇷
😱 Lalao feno ady sy fihetseham-po no niseho teo amin’ireo ekipa roa tonta, saingy i Angleterre no nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa mazava! 🔥💪
🏆 Isa 3 sarobidy ho an’ny Anglisy ao amin’ny FIFA World Cup 2026™ - Groupe L.
💬 Ahoana ny hevitrao?
Mbola afaka hiverina matanjaka ve i Croatie sa efa manomboka mampiseho ny heriny i Angleterre? 🤔👇
📢 ARAHO NY PEJY BEN•DESIGN E!
Ho an'ny voka-dalao, vaovao football, statistiques ary visuels exclusifs isan'andro. ⚽🏆
⚽🔥🏆
17/06/2026
🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE A 🔥🏆
🇲🇽 Mexique sy 🇰🇷 Corée du Sud no mitarika vonjimaika amin'ny isa 3️⃣ !
⚽ Iza amin'ireo ekipa ireo no heverinao fa hifarana eo amin'ny laharana voalohany ao amin'ny Groupe A ?
👇 Avelao ao anaty commentaire ny vinavinao !
💬 Mexique ? Corée du Sud ? Sa mbola hisy fiovana lehibe ?
🔥 Tagueo ilay namanao mpankafy baolina kitra mba hahita ny heviny koa !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tulear