Chez Minah

Chez Minah

Share

Asa tanana vita @ vy👌

Aza misalasala ary an😊

Natao atsika rehetra😘 ity page ity

25/04/2026

Disponible io aannn
Mp na atsony ny 0384103250

01/04/2026

Otran'izao Ilay asa rehefa manomboka manao finition😊
Mp ary aingana fa misy remise ne eee
Ze model tinareo alefaso Mp na 0384103250
Raisinay ampitiavana ianareo 😊

Photos from Chez Minah's post 10/02/2026

Izay model tinareo dia ataunay daholy
ka aza misalasala ary mandefa afatra miafina na atsoy ny laharana 0384103250
Matotra arak'asa izahay😊

Photos from Chez Minah's post 10/02/2026

Aona nareo @ ilay asa tanana tsy itanareo tsara ve??😊
Tongava mp daholy Ary eee😋
Na atsoy ny 0384103250

26/01/2026

Salama daholy eeee
Oavy ts ho ela eto @ pejitsika ny karazana
Zavatra vaovao😋
Araho Ary ny pejy😁

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Tananarivokely
Antananarivo