Lumière de Rane
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lumière de Rane, Beauty, cosmetic & personal care, ssss, .
💄 𝑀𝑈𝐴 & 𝐻𝑎𝑖𝑟 𝑆𝑡𝑦𝑙𝑖𝑠𝑡
💇♀️ 𝑀𝑎𝑞𝑢𝑖𝑙𝑙𝑎𝑔𝑒 & 𝑐𝑜𝑖𝑓𝑓𝑢𝑟𝑒
👰 𝑀𝑎𝑟𝑖𝑎𝑔𝑒 • 𝐸́𝑣𝑒́𝑛𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡𝑠
🏡 𝐴̀ 𝑑𝑜𝑚𝑖𝑐𝑖𝑙𝑒
📩 𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑒𝑛 𝑀𝑝
📞0347109941 / 0340807937
𝑊ℎ𝑎𝑡𝑠𝐴𝑝𝑝 :0347109941
30/08/2026
Salama daoly ô 🥰💛.
Ela ela isika tsy nampiseho ny fahatra fahafahampo avy aminareo mpanjifa🪄💞
ireto misy vitsivitsy 💛🪄,hafatra avy aminareo ❤️.
Fankasitrahana anay ✨🥰.
Mandray rendez vous izahay
Packs fiançailles
Packs marriage
sy lanonana isankarazany , amin'ny vidiny tena natao ho an'tsika rehetra ❤️
24/08/2026
𝑃𝑎𝑐𝑘𝑠 𝑐𝑒́𝑟𝑒́𝑚𝑜𝑛𝑖𝑒 (𝑀𝑎𝑟𝑟𝑖𝑎𝑔𝑒 𝑒𝑡 𝑓𝑖𝑎𝑛𝑐̧𝑎𝑖𝑙𝑙𝑒) ✨💛
𝐼𝑧𝑎ℎ𝑎𝑦 𝑎𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 @𝐿𝑢𝑚𝑖𝑒𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑅𝑎𝑛𝑒 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑝𝑎𝑐𝑘𝑠 𝑐𝑒́𝑟𝑒́𝑚𝑜𝑛𝑖𝑒. 𝐼𝑧𝑎𝑛𝑦 ℎ𝑜𝑒 𝑟𝑎𝑖𝑠𝑖𝑛𝑎 𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖ℎ𝑎𝑖𝑔𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑛𝑎𝑜 ℎ𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑧𝑎.
𝑀𝑎ℎ𝑎𝑧𝑜 𝑟𝑒́𝑑𝑢𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 10% ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑎𝑘𝑎 𝑝𝑎𝑐𝑘𝑠 𝑐𝑒́𝑟𝑒́𝑚𝑜𝑛𝑖𝑒 𝑎𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑦, 𝑘𝑎 𝑎𝑧𝑎 𝑚𝑖𝑠𝑎𝑙𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎 𝑓𝑎 𝑎𝑠𝑎 𝑚𝑎ℎ𝑎𝑓𝑎𝑚𝑝𝑜 𝑓𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑜𝑙𝑜𝑡𝑟𝑎𝑦
𝘚𝘦𝘳𝘷𝘪𝘤𝘦 𝘢̀ 𝘥𝘰𝘮𝘪𝘤𝘪𝘭𝘦
𝘊𝘰𝘯𝘵𝘢𝘤𝘵/ 𝘸𝘩𝘢𝘵𝘴𝘢𝘱𝘱𝘴: 0340807937
𝘔𝘪𝘳𝘢𝘳𝘺 𝘴𝘰𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘯𝘺 💗💛✨
17/08/2026
💖🥰 Owao Mami kely 🥰
15/08/2026
Bonne journée les filles ✨💛
Ho avy ny Hairstyle vaovao be sy vidéo Tuto maquillage 🥰❤️.
Lumière de Rane
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Manitra Sariaka, Valisoä Rakotomalala, Mi Aro Patricia ✨ Bienvenue les filles ❤️🌸🥰
12/08/2026
Lumière de Rane Hairstyliste et MUA🥰💛
Tsy Mbola nisy diso fanantenana Raha izay naka prestataire (Packs fiançailles, Marriage )
Fa hafampo avokoa 🪄🌼
Mami aki zani zani Hairstyle Andry zani aki ri Malala ❤️✨.
Ity ihany ko anisa coiffure marriage tena tianareo be ato aminay 🌸✨.
Aza adino fa madray rendez vous hatrany izahay.
Packs fiançailles 🌸
Packs marriage ✨
simple event's 🌼
contact/whatsapps: 0340807937
11/08/2026
Coucou 💓.
Izany indray ary ny manaraka eh ❤️🌼✨.
idée coiffure marriage ihany na fiançaille 💛✨.
service à domicile 🌸✨
Madray réservation rendez vous fôna izahay.
voavaly Aigana ianao 💛🥰
10/08/2026
Wavy Hollywoodien 😊✨🌼
coiffure tendance Be mihitsy izy ity (marriage,fiançailles, soirée,etc ..... ary maro be ianareo no mitady azy ity ato am page 💛❤️.
Anisany coiffure sarotra no manao azy ,ary vitsy ny mahay azy . Fa izahay dia manome toky anareo fa hafapo ianareo amin'ny asa izay hataonay 🥰🌺.
service à domicile
Contact/WhatsApp : 0340807937
07/08/2026
Anisany Coup de coeur 🌼💛✨
Tena Mamiko kosa alo Ilay maquillage n**e eh 🌼✨💛.
Kanto lotra 🌼🌸
Packs marriage
service à domicile
sur rendez vous
Contact : 0340807937