Tia Mitaly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tia Mitaly, Health/Beauty, Antananarivo.
Nous sommes spécialisés dans les tresses africaines
Infos et rendez-vous 0342133797
0375580399
Adresse: Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza (Tana)
26/05/2026
Tsy maintsy ataonay afa-po amin'ny commande nareo ianareo 🥰
Teto de ny volony ihany no direct nasiana mèche
Afaka mitondra postiche avy any ivelany ohatran'ny nataon'ity cliente ity ihany koa 🥰
Asa miala lavitra fa hanome OFFRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ho anareo izahay🤗
Aza adino mi abonné ny page amin'zay tsy tara😉
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
24/05/2026
Joyeuse Pentecôte aby ee 🙏🥰
Ny ekipa rehetra dia mirary fety sambatra sy finaritra ho anareo mpanaraka ny pejy🤗
23/05/2026
Mbola tsy tara raha zao vao tapakevitra hirandrana 🥰
Tongava fa ho afa-po ianareo
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
23/05/2026
Misokatra antsika androany sy rahampitso
Mitongava zay hirandrana fa omenay fa ho afa-po ianareo 🥰
Mankasitraka an'ty client fidèle nay ity🙏
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
22/05/2026
Ho anareo zay hitaly, efa ato zahay miandry anareo 🥰
Misokatra manomboka amin'ny 7h30 antsika , aza adino fa ny alahady mbola misokatra 🤗
Sary fanehoana fotsiny ireo fa afaka mitondra ny modèle tianareo 😍
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
21/05/2026
Mèche disponible de suite
Détails sur chaque photo
Lieu de récupération : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
20/05/2026
Postiche kinky , milliardaire 🥰
Mèche thati
Lieu de récupération : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
Afaka manao livraison zahay, mandefa amin'ny faritra ihany koa
📞0342133797
0375580399
19/05/2026
RAPPEL: Amin'ny alahady ho avy zao ny Pentecôte 🥰🤭
Efa afaka tonga zay hitaly aii (hirandrana)
Manomboka 7h30 efa mandray anareo
Mankasitraka madame manja nisafidy anay 🙏
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
17/05/2026
Bon dimanche daholo 🥰
Ato zahay ho an'zay hirandrana alahady aan 🤗
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
15/05/2026
Merci ma bella pour ta confiance renouvelée 🙏
Ataonay afa-po oza anareo ooo🥰
Taly machiro be ty ❤️
Adresse : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
📞0342133797
0375580399
15/05/2026
Disponible de suite
1 paquet isany amin'ireo samy mahavita tête entière daholo
Postiche milliardaire, mèche crochet
Prix : 45 000Ar
Lieu de récupération : Ankaditoho akaikin'ny Tsimbazaza
Manao livraison zahay, mandefa amin'ny faritra ihany koa
📞0342133797
0375580399
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
101