Chez Anay

Chez Anay

Share

🌸🌸Coiffure -Onglerie-Pack mariage à domicile 🌸🌸
🌺Vente en ligne 🌺
☘️Accessoires de mode ☘️
Homme 🧑 Femme 🧑‍🦰 Enfants 👶

20/08/2026

Salama daholo indray 👋👋

Astuces kely entiko aminareo androany indray dia ny fanalana ilay maintimainty amin'ny lohalika na kihoho(coude) tsotra kely izy ity an.

👉 Zavatra ilaina :
🔹Ranona citron : 1 sotro kely
🔹 Miel : 1 sotro kely
👉 Fikarakarana azy :
🔹Atambatra fotsiny ireo singa roa ireo
👉Fampiasana azy :
🔹Osorana dia kosehina moramora mandritran'ny 2mn eo.
🔹Avela hiloana 10mn
🔹Kobanina amin'ny rano matimaty
🔹Osorana crème na huile hydratante avy eo

Dia vita ny sokola😅

Mirary tontolo andro finaritra indray ary eh💐😘

Aza adino ny mizara mba ho hitan'ny namana😊

13/08/2026

Salamaaa daholo👋👋

💐💐 ASTUCES DU JOURS 💐💐

Ra te hanana tanana mandimandina sy tsara kely indray ianao dia ity ary ny fikafika kely afaka atao ao an-trano ao eh😊

👉Zavatra ilaina :

🔹Miel : 2 sotro kely
🔹 Huile d'olive : 1 sotro kely
🔹Ranona citron : 1 sotro kely
🔹Tamenak'atody : 1

👉Fikarakarana azy :

🔹Ataovy ao anaty bol kely ny Miel+huile d'olive+citron+tamenak'atody

👉Fampiasana azy :

🔹Hosory amin'ny tanana ary aroho otra malefaka.
🔹Avelao hiloana mandritran'ny 10mn eo
🔹Kobano amin'ny rano matimaty avy eo

Atao in-2 na in-3 isank'herinandro eo dia ho hitanao ny vokany👌

Izay indray ary aloha no azo natolotra fa dia mirary tontolo finaritra eh😘

Aza adino mizara mba ho hitan'ireo namana dia araho hatrany ny pejy💐

12/08/2026

Salama ee👋👋
Androany aho dia hanome anareo "astuce" hikarakarana ny tongotra 🦶ao antrano ao mba ho mandimandina sy tsy ho vakivaky😊
👉Zavatra ilaina :
🔹Karibonetra 1 sotro kely
🔹Voasary makirana 1
🔹 Sira 1 sotro kely
🔹Rano matimaty
🔹Glycerine
👉Fomba fampiasa azy :
🔹Ataovy ao anaty koveta ny rano matimaty
🔹Ararao ao ny karibonetra,sira ary voasary makirana
🔹Avelao hiloana ao mandritran'ny 10-15mn ny tongotra
🔹Koseho moramora amin'ilay sira avy eo mba iala ny hoditra maty.
🔹Ary farany osory ilay glycérine mba ampa-mandina tsara ny hoditra.
✅Tsara kokoa ra somary fonosina bà kiraro rehefa vita.

Zarao mba ho hitan'ny namana😊

Dia mirary tontolo andro finaritra ary tompoko ❤️

Photos from Chez Anay's post 01/08/2026

Jerenareo anie ity tanana tsar kely ity😍

Ho an'izay liana dia afaka miresaka aminay amin'ny mp fa ho ataonay afapo ianao🥰

Afaka mandray anao à domicile ihany koa izahay😊

☎️+261348059354

27/07/2026

Bonne début de semaine à tous ❤️

24/07/2026

Excellente journée à tous ❤️

21/07/2026

Rappel du jour 🥰

Photos from Chez Anay's post 21/07/2026

Akoryyy eeh😊
Ireto ndray aloha ny arrivage-ntsika ho an'ny anio🥰

Jp plus confirmation en mp

Afaka manao livraison 🛵

Website

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Anay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.