Arikanto Razafimandimby
A smiling girl passionate about Makeup and Art 💄
Welcome to my little world sweetie!
21/04/2026
AIZA NO MISY ANAO ? 🥹❤️
Bonjour 🫶🏽 Avy aiza daoly moa kay ny abonné ako ? Mba tiako ho fantatra hoe aiza ho aiza kay no be abonné ako indrindra😂
P.S : za aty Ambohipo aty ehh 🤭
‼️ALERTE TRANSITION
suivez moi sur Tik Tok : 🇲🇬
19/04/2026
Hello hello❤️ voici le makeup du jour .
Bon Dimanche 🥰
Coucou mes 16 K followers 🥰😍
Ankoatra ny manao maquillage dia mihira koa no anisan’ny zavatra tiako indrindra😊 Aorian’ny famakiam-boky .
Aza dia masiaka be fa tsy de tena hoe tsara fa mba nanandrana fotsiny🥲
16/04/2026
ARIKANTO’S TEAM 🎀
Saika iteny fotsiny ah hoe voa mafy ianareo tsy miditra ao amin’ny canal-ko reo fa misy fizarana mahasoa be de be alefako anie ao ehh🥹❤️❤️ Ao amin’ny commentaire ny lien ❤️ Bonne soirée
INONA NO LOKO TIANAO?❤️❤️
15/04/2026
Bonjour ❤️
CONCERT EN LIVE KEROBIMA ANKATSO ❤️
📍CCESCA Antanimena
📆19 Avril
VIP : 30000 ar
Premium : 20000 ar
Billet : 10000 ar
Tongava mp izay rehetra tsy mbola nahazo billet .
Videos by DADA Tec ❤️
🎼Efa paré - Chorale Kerobima Ankatso
« Aleo iany oa le naturel »
« Za tsy tia anty kiositsositra anareo ty »
Laingako zany fa efa hampianatra makeup gratuit zao i Arikanto Razafimandimby dia tsy mila miteny anzany tsony ndrie😔😂😂
Bonne semaine mes chéries ❤️🥰
12/04/2026
Araho foana ny page raha mila tuto 😔😂
Bonjour 🥲😂
ZAVATRA 10 MAHAKASIKA ANAH😂❤️❤️
Andao iaraka iomana kely
Click here to claim your Sponsored Listing.