Team-Bika
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team-Bika, Health/Beauty, Ivato Aeroport 105, Antananarivo.
14/05/2025
Bonjour à tous 😊
Hoan'ilay mila zavatra tsara dia amidiko ny iray fa manana roa (2) aho,
👉😍TÉLÉPHONE MONTRE, ESPION 😍
👉 Android 9.1 / 8.1
👉Afaka asiana puce 4G
👉Application izay ilaina
👉Appareil photo
👉WIFI...
👉 Sns... Maro be ny option-ny
👉Mémoire interne 32Go
👉 Ram 2Go
👉 😍 Suivie Santé
👉 Tension artériel
👉 Oxygène SPO2
👉 Rythme cardiaque
👉 Pédomètre, sommeil
👉 Activités sport
Mp ou 0343286203
04/02/2025
Salama daholo 😊
Fahavaratra izao ny andro zareo a 🌩️ ☔
Hilatsaka foana ny orana ary hoavy ny cyclone 🌪️ ka ho maizina ny andro 😬
Mila miomana mba tsy ho ody lena😁 sy mijabajaba amin'ny maizina a😁
👉 INTY ary ny PARAPLUIE ☂️
👉 avec TORCH 🔦 directionnel
👉 Pliable automatique
(bokotra iray sady mamelatra no manakombona 😁)
👌amin'ilay tsara kalitao👌
Mbola atao mora aloha ✅👍 izao
fa rehefa avy be ny orana dia hiakatra eo indray io vao taitra a😬
👉Tsara kalitao, mafy tsara
👉Manao livraison 🚚 na aiza na aiza 👍
📱Mp ary na ☎️0383645489 / 0343286203
18/06/2024
Hoantsika ilay tia zavatra tsara sady vrais marque ✅ POLO ✅
Boots vrais cuire marron, made in ITALY 🇮🇹,
P. 40-41
Mp ou 0343286203
🥰🥳 Miarahaba ny reny rehetra noho izao fankalazana ny fetin'ny reny izao,
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ary fankaherezana hoanareo amin'ny adidy sy andraikitra sahaninareo
Tongava amin'ny ambony indrindra, ary ho tahin'Andriamanitra 🌹 😘
13/05/2024
😍TEDDY CHICAGO BULLS
👌 ✅ USA
👌 Manche cuir (Vrai cuir)✅
Taille L-xL
💯Friperie impeccable 👌✅
Mp ou 0343286203
28/04/2024
Mbola nahafampo hatrany ny vokatra novokarina,
Tee-shirt 100% coton,180g, conception namboarina araka ny fangatahan'ny tompompony,
by Team-Bika
20/04/2024
🔥✔Tennis classique manitra be✔
✔Friperie TBE👌 Veritable Cuire🔥
👉Adidas superstar😍 p.39
👉FILA 😍 p.41
👉MP ou 0343286203
09/04/2024
Jereo anie inty famille mafatifaty be ity e😍,
👉Isaorana be dia be izy ireo sy ireo izay mpanjifa rehetra 🙏
👌 Miavaka hatrany ny tee-shirt by Team-Bika
👌 tsara sady amin'ilay tsy be mpanana no mbola mora ihany koa
Hoanao izay te hanana zavatra tsara sady miavaka ary dia
👉midira MP na antsoy ny laharana 0343286203
*Manao conception
*Mandray commande
*Mandefa any amin'ny faritra
👉Reduction 20% be izao raha maka mihoatra ny 10 isa
16/03/2024
🔔📢Allo! Allo!📢
Andao hi-bika e!!!! 👕 😀
👉Tonga indray ary ny arrivage manaraka, tee-shirt 👕 by 👌team-bika👌
amin'ilay tena tsara👍✅, 100% coton👍, 180g👍, couleur maro 💜💛💚💙❤ tsy be mpanana
(Bois de rose, rouille, jaune d'or, fuchia, blue turquoise ...)
☺: Motif encourragen et au choix
👉 indrindra amin'ity fetin'ny p***a ity dia manao réduction be izahay👌
Misy ihany koa ny tsy mbola misy motif (tee-shirt vièrge)
👉Mandray commande,
Afaka manao ny conception motif izay tianao apetraka sy izay itiavanareo azy koa izahay:
na hoan'ny tsirairay na hoan'ny association, groupe, na cleub, na hoan'ny enterprise
👉Mandefa en gros, sy
👉 any amin'ny faritra
😕 Ataovy ary ny safidy
☝Alefaso ny commande
🙏Misaotra sahady amin'ny fandraisana anjara :-)
Venez en Mp ou 0343286203
Nous vendons des tee-shirts, sweat, jogging, personnalisés salon vos choix
13/03/2024
🔔📢Allo! Allo!📢
Andao hi-bika e!!!! 👕 😀
👉Tonga ary ilay tee-shirt 👕 je suis positif by 👌team-bika👌
amin'ilay tena tsara👍✅, 100% coton👍, 180g👍, couleur maro 💜💛💚💙❤ tsy be mpanana
(Bois de rose, rouille, jaune d'or, fuchia, blue turquoise ...)
Je suis positif(ve) ☺: Motif encourragen no motif aminy
👉 indrindra amin'ity fetin'ny p***a ity dia manao réduction be izahay👌
Misy ihany koa ny tsy mbola misy motif (tee-shirt vièrge)
👉Mandray commande,
Afaka manao ny conception motif izay tianao apetraka sy izay itiavanareo azy koa izahay:
na hoan'ny tsirairay na hoan'ny association, groupe, na cleub, na hoan'ny enterprise
👉Mandefa en gros, sy
👉 any amin'ny faritra
😕 Ataovy ary ny safidy
☝Alefaso ny commande
🙏Misaotra sahady amin'ny fandraisana anjara :-)
Venez en Mp ou 0343286203
Nous vendons des tee-shirts, sweat, jogging, personnalisés salon vos choix
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo