Pounie Curly

Pounie Curly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pounie Curly, Itaosy, Antananarivo.

CHEZ POUNIE CURLY
🌿 On sublime vos boucles naturellement ! 💫
✨ Soins, astuces & conseils
pour tous types de cheveux bouclés 💁🏽‍♀️💁🏾‍♂️💆‍♀️

📅 Rendez-vous par message privé MP📩
🏠 Service à domicile ou en salon 💇🏽‍♀️🪞

Photos from Pounie Curly's post 08/08/2026

Méthode inona natonay teto izahay mahay o??😊
Soins+Dressage chez Pounie Curly
Téléphone 📞 :0339358126

Photos from Pounie Curly's post 06/08/2026

Mamiiii🍀❤️
Pounie Curly


Téléphone 📞 :0339358126

05/08/2026

Un petit coucou de Tana👋
Efa une semaine teo aho no tonga fa mbola tsy cv dia tsy nandefa pub hoe efa tonga🥺
🍀Efa afaka mandray anareo aho zao🍀
🍀Na ato atrano,na any aminy salon🍀
🍀Aza adino maka rendez-vous 🍀
🍀Service a domicile si possible 🍀
🍀Indrindra ny tonga dia miantso,0339358126🍀

04/08/2026

Tsy iza tsy iza fa fa ny sipa curly jiaby rehefa mba nanao lisse, 🤭

Pounie Curly

Photos from Pounie Curly's post 03/08/2026

Ity vokatra volohany novokarin’i Pounie Curly ,sao dia tokony hisy namany amin’izay ary izy ity?😴

🍀Inona ary ny produit havoaka manaraka oo?misitraka maimaimpoana izay mahamarina🍀

Com’s ary euh👇🏻👇🏻

Aza miala alavitra fa havoakan-tsika eto ny tsiambaran-telon’ny fahasalaman’ny volonao🤲

01/08/2026

Tinareo ve ra asina video fianarana methode ireny?dia na tsy eo aza aho anolakolana de mba nareo hianareo manao azy ao❤️🥺
🎀Rehefa marobe liana de alefako,dia misafidy méthode tsainareo reny dia ampianariko eto😁
Teneno hoe liana dia alefako eto ndray e
Pounie Curly

01/08/2026

Fa maninona no tokony 01er Août no manala pointe?fantatrareo ve ny antony?

01/08/2026

💐inona no manakana anao sy bae tsy hanao aizao??💃

Photos from Pounie Curly's post 30/07/2026

Heinn👒🎀🎀🎀
Dispo ato ty noeud cheveux manja be ty ann Pounie Curly

Photos from Pounie Curly's post 29/07/2026

Iza koa no team volume ato?
Asio cœur be 3 💚💚💚indray ra tinao e
📞:0339358126

Pounie Curly

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
ANDAVAMAMBA