Mode By Wina

Mode By Wina

Share

Sale of clothing and cosmetic products😍 0333779789/ 0388649998

23/09/2025

Loza fa hatraminy zavatra miloko volom-boasary tsy misy mividy ato antsena de ataoko inona zany reo😭😂😂😂
Merci presda🥲🥲🤣

30/08/2025

Izy no nahazo crédits ❤️

Photos from Mode By Wina's post 30/08/2025

Bonsoir
Mifona fa tena tany am toerana tsy misy resaux ny tenako🥺
Mandeha mp kely ireto olona ireto azafady indrindra
Aminy Lundi ianareo vao valiko🥰

28/08/2025

Demain alefako valiny lalao fa mbola nidola ny tenako😂😂🥰
Bonne nuit daholo❤️

Photos from Mode By Wina's post 22/08/2025

Hehe💗💗
Tena ela be aho tsy tato fa mbola sahirana kely reto an💗🥰
Fa zao ito misy jeux kely azahoanareo voandalana mamy kely avy aty amiko
Sady ataoko lahy sy vavy mahazo azy noho izany mandraisa anjara na lahy na vavy 💗
Inona tinareo sakafo sa poketra reny ???
👉Abonnéo page aloha vao mandray anjara
👉Inviteo namanao 5 is’abonn any page
👉Partageo

Bonus kely mahazo credits olona 1 izay mahay hoe aiza zah 😂😂(mora kely shhh)

Fisarihana 28 Août 2025 aminy 18 heures 🥰💗
Mazotoa milalao 💗💗

13/08/2025

Bonjour❤️
Misy antony lehibe ireto zavatra anaky 3 ireto indrindra indrindra ny projets anao 🥰
Zay fa mirary soa anareo rehetra ny tenako 🥰❤️
Bonne journée 🥰🥰

11/08/2025

Miomana nareo fa ihisy jeux milay be ho avy ao arina kely ao afaka andro vitsivitsy❤️🤭

11/08/2025

Izy : Misy crétin ve?
Izaho : An!crétin mihintsy ve sody mba Mask keratin ?🤭
Izahay: niaraka niomehy na izy mpividy na izahay mpivarotra hihi😂

31/07/2025

Bonjour ❤️
Ndao mba ifampizara kely ndray aloha e 🥰
Tadidio fa ❌tsy misy olona manomboka aminy tsy misy izany ❌
Fa :
👉Misy fa kely ny ananana izany hoe « 1.000ar ohatra » , isika mihevitra fa tsy afaka ahodina izany vola izany 🥺nefa tena afaka ahodina tsara mihintsy izany raha tena mitady sy mikaroka isika 😍
👉Ny ankamaroany olona tafita dia nandalo sedra maro vao tonga aminy tanjona iriny
👉Ny échec tsy maintsy misy fona (ohatra hoe naka b***e ianao de tsaikany daholo ) 👉na (fitahany olona )
👉Tsy voatery anefa hoe iainga aminy kely aho de ho tafita zany , mila mahay mikaroka ianao , mila be fitiavana enao , aza lanina aminy zavatra tsy misy dikany ny vola (ohatra tsy maintsy mahazo kiraro sy akanjo tsara zah mba itovizako aminy rakoto na Rabe) ❌Tsia samy manana ny fiainany io , ary samy manana ny Tanjony eo aminy fiainana
👉Angony zay kely eo ampelantanana de ndao ivoatra🥰
👉Ahodino ho lasa vola ny vola fa aza varina fa ny fiainana sarotra tompoko

✅Ny kely no lasa lehibe raha ainao ny miaina sy mitondra ny volanao aminy fahamarinana

👉Raha te ho tafita ianao de elao lavitra ny namana ratsy mitarika anao fa manimba anao izany
👉Fadio ny manana relation aminy olona be dia be fa tia manararaotra ny olona rehefa mivoatra enao
👉Manantona olona efa nahita fiainana anontanio azy ny zavatra azo anampina anao na hevitra fotsiny ary

Ary ny zava - dehibe dia ny vavaka ihany no manova zavatra ❤️🙏
Misaotra namaky hatraminy farany , mirary soa be dia be ho anao izahay ato aminy Mode By Wina ,Tongava aminy Tanjona irina ,Mitrakà , Mitsangana, ary mandehana ❤️🥺🥰

28/07/2025

Bonjour aki nareo❤️❤️
Tena ela aho tsy nitafatafa tato an🥰🥺mbola K.O tanteraka de zao vo hita ndray❤️🥰
Sarinay sy ito mimi kely mapotitatita kely ito ndray no irariko herinandro finaritra ho anareo 🥰❤️
Ho avy ny jeux fa sady manomana zavatra milay be ho anareo fa ianareo anie tia milalao de ampilalaovina fona aloha e😍😂
Mirary soa zareo an 🥰
✅Ataovy zay mahafalifaly anareo fa aza mihaino mpanaratsy , mpanenjika tsy reraka zany raha tsy maty izy (☺️)
✅Misy manakihana ve ianao ? , misy mitady ahakivy anao (Ny ao ambony resahina 👉idio ny vava aza miresaka projet aminy olona zany , fa ny olona Tompoko de betsaka no tsy faly aminy fahombizanao , ary vitany ny tsy ampandroso anao satria tiny ianao iaraka idofitra iaraka aminy eo )
✅Ny mpanararaotra ihany koa mety tsy ampandroso anao , mahaiza manao hoe TSIA rehefa tokony lavina ny zavatra iray aza manaiky ataony olona fakana vola izany fona fa izay voahangonao no lany
✅Raha manana fahafahana , manana tongotra sy tanana 👉Mitadiava aza varina mitaty any ankafa , ny olona anie mandalo e!?? Ka sody varina angataka etsy sy eroa !!!Ary tadidio fa ny olona jamba mahavita mitety mangataka tsy vizaka mitety !!!dikany (Ianao matanjaka tsara io mbola afaka mitady vola tsara , ataovy izay asa hita ❌ny tia rairay ajanony tompokooo❌(zany hoe mangalatra )angalatra anefa de ho aiza eo ???
✅Tsy misy olona miadana aminy alahelo ny hafa izany , manaova ny marina hatrany
👉
Ny ray ao ambony irery ihany no mahavita manala ny sakana rehetra
💗Araho vavaka
💗Araho ezaka
💗Araho fitiavana
💗Dia vita fona io 💗

Photos from Mode By Wina's post 18/07/2025

Bonjour ao mba miditra mp Sah Sah fa ndrie tsara vintana ooo❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Malaza Tongarivo (Tanjombato)
Antananarivo