Fanak'Hay
Transformez votre espace avec nos meubles tendance et fonctionnels 🏠
Votre partenaire pour un intérieur élégant et pratique 😊
☎️0385734451 ☎️
11/08/2026
salama daholo🤗🙋
Maro be isika no manontany ao amin'ny mp hoe "pratique " ve ilay berceau ?"
Ho valiko amin'ity publication ity ny fanontanina manitikitika anareo 🤗
OUI TENA PRATIQUE BE NY BERCEAU fa tsy ny berceau rehetra fa ny Berceaux CODODO😍🤗
AVANTAGE NY BERCEAU CODODO
1- Amin'ny maha CODODO azy dia afaka mikatona sy mivoha ilay varavarana
2- Afaka mitohaka tsara amin'ny fandrinan'i papa sy maman 😍 ( tsy we manana berceau akory izy de hatokana chambre 😭 nefa izy tena mbola kely💗)
3- Rehefa mahasaraka ny zaza dia afaka atao any amin chambre ny berceau , tsy atahorana we hianjera rery izy satria misy ilay varavarana afaka mihidy sy misokatra ( CODODO)
4 - Tsy misy hoe lasa fitoerana lamba ny berceaux rehefa lehibe izy
Satria afaka atao canapé kely ho azy ihany ny berceau CODODO ato Fanak'Hay 😘😍
CODODO
Mirary soa daholo🤗😍😘
01/08/2026
Retour client 🙏😍
Ianao no hisaorana tompoko 🙏😍 mankasitraka tamin'ny fahatokisanFanak'Hay'Hay'Hay 🙏 Mampiasa finaritra Tompoko 🤗
Ho anareo rehetra Izay mbola tsy nahazo , mbola maro ato a🤗
Mandray commande izahay
Mandefa faritra ihany koa 😘
28/07/2026
Salama daholo 🙋
ity misy modèle vaovao ho an izay mila toy izao 🤗
Somary hivahiva izy ity , pratique be ho any zaza 1ans eo ho eo 😍
Tongava avy hatrany ao amin mp na miantso ny 0385734451 / 0372878939
Afaka manantona mivantana aty amin'ny atelier TANA AMBATOLAMPY AMBOHIBAO
ok ok bisous bisous 😘😂
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Aina Ran, Andraina Razanadraibe, Haingo Vololona, Idealy Raholiarisoa, Fabienne Henintsoa, Val's Hevarel, Razafimbelo Tatamo, Riantsoa Nomenjanahary, Rêve Miel Rakotoarison, Maho Elenie, Tatiana Randrianarivelo, Sa Robidy, Nandrianina Rabeson, Anne Olynah
21/07/2026
mbola mañana berceaux disponible izahay ho an'izay mbola mitady
16/07/2026
BERCEAUX CODODO DISPONIBLE DE SUITE
Dimension:1m18x60 cm
lieu : TANA Ambatolampy Ambohibao
Prix: 180.000 ar / 220.000 ar
couleur : blanc, rose , gris
Contact : 0385734451 / 0340228364
Agréable journée 😘😍
15/07/2026
Mamikely eee? 😍😘
Vitan'i maman mamy be otran'izao anie ilay
Berceau CODODO tato amin'ny Fanak'Hay e e✨🛏
mankasitraka hatrany amin retour 🙏 Misaotra nahatoky anay foana 😘
&CODODO
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Manova Antsa, Ifaliana Raz, Mìådaňa Chäÿräh, Lalaina Randriam
14/07/2026
🍼Mankasitraka foana nahatoky ee🤗
Tongava foana manao commande fa rehefa tonga ianareo dia afaka mifanaraka foana tsika
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fanak'Hay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.