Priscilla Sariaka
Soyer la plus belle avec nous. Pack Mariage, Soin, Makeup, Coiffure, onglerie.
N'hesitez pas ร nous contacter, des prรฉstations de qualitรฉ ร domicile avec des produits authentique
03/09/2026
Hello ๐, Mandray rendez-vous foana izahay anh ๐
Mety tsy mipub matetika fa ny asa atao foana.
๐ฟ Maquillage Soft, discret mais qui fait son effet indray ity zaraina aminareo ity.
Afapo tsara ny cliente โค๏ธโค๏ธโค๏ธ๐ฅฐ
โก๏ธ Plus d'infos et rรฉservation date en mp
Merci beaucoup ร mes clientes ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
**E
02/09/2026
Fahasambarako โค๏ธ
Feno fasika hatreny antampin-doha ny olona kelinareo ๐คฉ
02/09/2026
Vacances kelinay ๐ฅฐโค๏ธ
17/08/2026
Bonjour โบ๏ธ,
Ho anareo maman nididy rehetra tamin'ny teraka, MBA inona ny fika2 anareo tsy nampisy kibo fa ny anay anie ka efa mia lehibe ihany ny Zaza Mbola misy kibo Kely foana e!! ๐
Rehefa mifanena amin'ny olona Dia matetika misy manontany hoe efa misy zandriny nga ๐๐
Na Ilay mibika aza lasa tsisy jerena indraindray ๐คฃ๐คฃ
Ny tavy manginy fotsiny ๐คฃ
Zay fa hirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra fotsiny izahay ๐๐ฅฐ manaova vacances milay bรฉ daholo Zay manao vacances ๐๏ธ๐๏ธ moa mazotoa miasa tsara izay amperin'asa rehetra ๐๐ฅฐ
bisous ๐๐๐
10/08/2026
Coucou ๐ Sary sy retour avy Amin'ny cliente ๐
Voatahiry ho souvenir Kely Mahafinaritra foana ny ohatran'izao ๐โค๏ธ
Pack Fianรงaille izy teto ๐
Ho anareo koa, aza misalasala miditra mp fa vonona hikarakara anareo izahay ๐๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ
09/08/2026
Aza adino ny maka ny rendez-vous beautรฉ anao ๐
๐๐ฅฐ Miasa foana izahay ho anareo ๐ฅฐ๐
& ร domicile
Plus d'infos en mp ๐ fans
09/08/2026
๐ช
On ne sait jamais ร quel point on est fort, jusquโau jour oรน rester fort devient la seule option qui nous reste.
Bon dimanche ๐๐๐
06/08/2026
Hello ๐
Androany za hampafatatra anareo an'i David kely, Ilay petit miracle kelinay ๐ฅฐ
Mety hoe tsy Mino ianareo hoe vavaka vรฉ, fa eny, tena Valimbavaka avy amin'i Jesoa ๐โค๏ธ
Maro no tsy Nino intsony hoe Mbola hiteraka aho, niaritra vavan'olona, betsaka no nandatsa s'y nanao teny marary, vato kiboribory iny e, Vรฉhivavy tsy miteraka e, tsy misy valeur sns...
Fa hitan'Andriamanitra ny ranomasoko, noraisin'Andriamanitra ny alaheloko Ary novaliny ny fangatahako.
Dia io izy, nomenay anarana hoe David, mpanjaka kelin'ny fonay ๐๐
03/08/2026
Mahafinaritra foana ๐๐๐น
Na oviana na oviana, Na Mbola tsisy Zaza, Na efa lehibe anaka, afaka miroso Amin'ny mariazy foana rehefa vonona ๐ฉโโค๏ธโ๐โ๐จ
Teto izao dia efa lehibe ny zanak'izy ireo vao niroso tamin'ny fanamasinana fanambadiana ry zareo. Afaka miaram-paly amin'ny zanany.
Aza adino:
โก๏ธ Manao beautรฉbeautรฉ amin'ny lanonana rehetra izahay ๐ธ Pack Mariage ๐ Pack Fianรงaille โ๏ธ Anniversaire ๐ communion ๐ Coiffure โจ Maquillage ๐ Soin ๐
etc...
Afaka manontany ๐ maka ny andinindininy
02/08/2026
Hello โบ๏ธ
Tsara Andriamanitra Sady mpanao ny tsara ๐ธโ๏ธ๐ฅฐ
Ekeko samy manana ny lalany sy ny sedrany, samy manana ny tanjony s'y ny nofinofiny, samy manana ny fotoanany s'y n'y programme-any.
Tsy misy tara zany, tsy misy diso anjara,
Tsy misy diso fotoana izany fa rehefa Andriamanitra no miasa Dia hainy ny mitondra n'y fiainanao, manome izay ilainao Amin'ny fotoanany.
Sivy taona nitadiavako Zaza vao nahazo ilay "petit miracle" keliko aho, Valimbavaka avy amin' Andriamanitra ๐
Ankehitriny, te hampahery ireo Zay Mbola ao anaty ady mitady Zaza n'y tenako, tsapako hoe tsy mora Ary tena mafy fa tsy mahazo kivy zany, apetrao amin' Andriamanitra n'y fangatahanao s'y n'y fanirianao fa ho ataony tanteraka ๐๐
Andriamanitra hanatsimbadika ny fiainanao, anjaranao indray Zao, mahazoa izay irin'ny fonao ๐๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Priscilla Sariaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.