DAILY Savon & Produits

DAILY Savon & Produits

Share

PRODUITS POUR SAVON
"Ilainao isan'andro"🛀🍽️🧽🧼🥼

11/09/2026

‎Hainao fa mampiasa gel do**he isan'andro isan'andro ny olona, fa eto kosa dia ny fanamboarana azy mihitsy no ho hainao. Araho kely ange e🫵
‎
‎- Liquide neutre 930g
‎- Glycérine 30g
‎- Glucose 20g
‎- Acide citrique 20g.
‎- Benzoate de sodium 20g
‎
1. ‎Afangaro voalohany indrindra ny liquide neutre sy glycérine ary ny glucose dia haroy ho levona tsara
‎
2. ‎Afangaro manokana ny acide citrique sy ny conservateur, afaka ampiana rano kely fotsiny, dia atambatra ao amin'ilay teo aloha aveo
‎
3. ‎Afaka ampianao parfum na colorant izay tianao, ka apetraka 12ora raha kely indrindra dia izay vao azo ampiasaina avy hatrany
‎
‎FA ANATIN'ITY FIOFANANA PRO ITY, DIA HANANGONANAY MANOKANA IREO LOHAHEVITRA MAMPIDI-BOLA MAROBE HO ANAO
‎-----------------------------------
‎Savony gasy, savony vaingany rehetra, savony ranony manontolo, vovontsavony, vinaigre, savoka, labozia sns + Pratika manokana
‎
‎➡️ ALAKAMISY 08 OKTOBRA 2026
‎▫️Ety amin'ny Tranombarotra LIDA Anosibe, amin'ny 08:30 - tontolo andro
‎▫️ Filankevitra: 034 50 067 89
‎
‎📍 Misy akora rehetra izay ilainao ety amin'ny Tranombarotra LIDA, azonao hividianana isan'andro
‎
‎ANDAO HANAMPY FIDIRAM-BOLA FA FOTOANA IZAO HAMETRAHANAO TANTARA
‎
‎ : DAILY Savon & Produits - Malagasy Mandroso - LIDA Anosibe

Photos from DAILY Savon & Produits's post 09/09/2026

ARARAOTY FA MORA BE IRETO ATO AMINAY DAILY Savon & Produits :

✅️BALANCE ELECTRONIQUE : 15000Ar
✅️THERMOMETRE de cuisine: 7000Ar
✅️VISIERE de Protection : 4000Ar - 10000Ar
✅️LUNETTE de protection: 6000Ar
✅️GANT silicone matevina be: 6000Ar
✅️FOUET de cuisine: 6000Ar
✅️SPATULE en Silicone: 6000Ar
✅️MOULE SAVON en Slicone :: 10000Ar- 12000Ar
(Modèle maro sady qualité tena tsara)
✅️ PARFUM SAVON karazany maro sady mandaitra be.

Daily Savon
Anosibe route d'Andavamamba
☎️0385117456
🚴‍♂️Manao livraison hatrany

01/09/2026

🧼 Manamboatra savony ve ianao?
🕯️ Manao labozia parfumée ?
👉 Omeo hanitra miavaka sy maharitra ny vokatrao!

🌿 Misy karazana PARFUM maro ato amin'ny DAILY Savon & Produits :
🌹 Rose • 💜 Lavande • 🌊 Océan • 🍋 Citron • 🌱 Arbre à thé • 🍊 Orange douce • 🌿 Citronnelle • 🌿 Eucalyptus • 🍦 Vanille • 🌼 Ylang-Ylang

🔥 VIDINY TENA MORA : 4 000 Ar monja ! 🔥
📞 038 51 174 56
🏪 Manao livraison hatrany

11/08/2026

NDAO HIANATRA HANAMBOATRA SAVONY E ‼️
Amin'ny 3 Septembre ho avy izao indray ny FORMATION manaraka iarahana amin'ny Randriamahasahana Edson sy ny Malagasy Mandroso .

Sady efa atao mora be anie ny fitaovana fanamboarana savony e!🎁

🎁🎁5️⃣8️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ Ar monja dia efa mahazo ireto rehetra ireto:
✅️Balance electrique 1g- 10kg
✅️Moule 5x5 - 1
✅️Spatule en silicone
✅️Fouet
✅️Themomètre
✅️Gant
✅️Visière de protection

Manao livraison hatrany
☎️ 038 51 174 56

01/08/2026

Eny -MADA 27ème Edition indray isika mihaona e.
Ny 5 hatramin'ny 9 Aout 2026 ao Makis Andohatapenaka.

Hisy PROMOTION be atolotry ny DAILY Savon & Produits Akora sy Fitaovana Fanamboarana savony fa tongava mitsidika anay ao ambadiky ny podium ao.

Category

Telephone

Website

Address

Anosibe, Route Vers Andavamamba
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DAILY Savon & Produits posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.