Manja Women
Manja Women a été créée pour aider les femmes à mieux vivre et s'aimer un peu plus.
06/10/2026
Savez vous que nous faisons aussi des soins 👩🦱🧑🦱👩🦰
Manja Women : trano fotsy en face Horizon Itaosy
pour toutes longueurs
06/10/2026
Kikou les 🫦
Quand on vous dit jusqu'au bout des ongles 💅
On ne ment pas 💋
Tongava fa tsy maintsy ianareo vao miala ato 🥰
Manja Women : trano fotsy en face Horizon Itaosy 🏩
05/10/2026
Pas que les ongles 🥰
Haitsika io manao volo io !
Mbola tafiditra anaty promotion octobre tanteraka ny 👩🦰
Araraoty 🏃♀️
Manja Women : trano fotsy en face Horizon Itaosy
Tsy maintsy ataonay
Kikou les 🫦
Be dia be ianareo ato amin'ny FB no mitaraina oe sy ny gel na faux ongles 🙊
Ny ato aminay nefa tsy miala izanyyyyy 😉
Tongava manararaotra promo 😘😘
Vitanay daholo izay modèle oetinareo 💟
: Trano fotsy en face horizon Itaosy 🏩
Tsy avelanay ianao raha tsy manja 💋
02/10/2026
La promo est là !
Aza manaiky raha tsy 💋
Oeto ny namana, havana sy izay olo-patatra 😉
Manja Women : trano fotsy en face Horizon Itaosy 🏩
🫧 Rahampitso dia efa afaka misitraka an'io ianareo
02/10/2026
Kikou les 🫦
Ahoana programme nareo demain ?
Ndao anao hoho
Izao no hatsarany 💅
Manja Women : Trano fotsy en face Horizon Itaosy 🏩
Thème 🐆
01/10/2026
Something great is coming ...
Stay tuned 🥰
Manja Women : trano fotsy en face commune Bemasoandro Itaosy 🏩
On vous donne jusqu'à samedi pour vos colorations Mesdames 🥰
pour tous les modèles 😉
22/09/2026
Les 🫦
Andro tsy fiasana amin'ny zoma 25 septembre 🗓
Dia ahoana ?
Nanao pack 25 000ar izahay ho anareo 😳
Dia ahoana ?
👩🦰 + 💅 Brushing + vernis main
👩 + 👁 Brushing + extension cils
❤️🔥 Epilation maillot + aiselle
Alors ?
Manomboka rahampitso alarobia ireo offre ireo dia tapitra sabotsy an !
🏃♀️Mihazakazaka haingana ary makao amin'ny Manja Women : trano fotsy en face 🏩
Zay an !
Oeto ny namana sao tara ☺️
21/09/2026
Izaho anie te andoko volo fa tsy tiako be le hita be e 🫣
Inty misy discret kely ary 🤗
Mbola 80 000ar avec brushing offert 🩷
20/09/2026
Miara mandroso 🫦
Ianareo rehetra tsy voaray test tamin'iny volana lasa iny, izao no fotoana 🩷
Prothésiste ongulaire indray no tadiavintsika maika ❤️🔥
Midira mp fa ho raisina am-pitiavana ianao 🫴
Manja Women : trano fotsy en face horizon Itaosy
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Manja Women posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.