Namb's Mdg

Namb's Mdg

Share

🍒🍒Ici, la mode n’habille pas seulement le corps, elle révèle l’âme et illumine vos instants...🌼💃🏻👗👠🧥👞👒👡👜🎒👟

11/06/2026

🌼🌼Oui, Misy couleur jaune manja be toy izao ity ensemble marque Schiap ity💛Mamy eh, tadence be io couleur io raha mbola tsy maharaka nareo!
🌺Taille m l xl xxl ( grande taille)
🌼mila miala aminy ilay mahazatra ny maso oa de mba manao zavatra mapisy valeur 🥰

11/06/2026

🌸🌸Mamy kely daoly ny couleur anty Robe ity! Rose bonbon, tissu en lin🌸
🍒mahazo aina tsara enao manao azy no avec poche
Couleur dispo: vert, rose, fushia, jaune, rouge ✅prix : 50 000ar
Taille : m l xl xxl

11/06/2026

Ndao ilalao eh🌺Vao manomboka ity an de mbola betsaka ny ho avy eo! 🚨 0ar ny ensemble short 🚨 jp ensemble ny code tsika!
✅jp ensemble + tageo ny namana rehetra
✅ partage en public sy group rehetra misy anao
✅demain ny valiny lalao de manao jp afa ndray tsika!
🌼Efa manomboka ny fizarana sao taraiky any nareo!!!

11/06/2026

Bonjour!Ndao ilalao eh,Raha teha anao jp Ensemble 15 000ar enao,de aza miala lavitra fa alatsako eo à 11h

10/06/2026

🌺Live varoboba a partir 20 000ar

10/06/2026

❌Aza adino live varoboba tsika avy eo an! Sady mietsena tenu oetina fête retra io🤗

09/06/2026

🌺Aty ndray ary aloha ny maso eeh, ensemble luxe sady haute gamme🥰
🌸s.chia.pe.re.lli Paris🌸azalah eh marque ana panakarena aki io neny a, manoratra tsara mintsy 🌼🌼🌼
✅couleur: blanc rose jaune bleu
🌺io aloha de ataovy ny jp fa tsy ataoko lafo be zany io na gamme ary!
🌸Miavaka oa, taille: m l xl xxl xxl

08/06/2026

🌺Leo tsy fahitana tory zany a ato de tiko hatao promotion be zany ity Robe na panakarena be ity hitsenai-tsika ny hasaramanitra🥳🎉🎉
🌼Hapidinoko otrinona reha ity robe sirene tinareo ity ehh🤔?
🌸Tena tiko nareo mba samy mahazo daolo ka alefako ao aminy commentaire ao ny couleur dispo👇👇
❌jp aingana fa tsy maro tsony reo fa lanitsika any💃🏻
❌ho asiko reduction be daolo ny article atsika mivoka amnty volana ity fa aza miala lavitra ❌

08/06/2026

🌸Ndao iaraka hiomana amiko aloha nareo an, sady omeko idée tennu oetina aminy fête aloha nareo!
🌼Ho anareo tia zavatra mihavaka, haute gamme, ilay mapiakatra ny valeur anao iny de ndao ijery ity "Marque de luxe" ensemble chemise👇👇👇
🌺S.chia.pa.re.lli paris🌺tena oe haute qualité , finition impeccable👌ary anisany magasin de couture malaza indrindra ao paris no mamokatra azy ity
🍒Araka maha Luxe azy io de 250 000ar ny hivarotany zareo azy, fa raha tinareo de apidiniko be io prix io!
❌validé ve?

07/06/2026

Ato aloha Raha teh ahazo zavatra mihaja b nareo🍁🍁

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Behoririka Golden Center Box B02
Antananarivo
101