Chez Na La
π ny tsara indrindra hatrany π
chez kiala NaLa π₯°
Ndaoo hiaraka aminay π
Jerijereo izay mety π
ππππ
30/07/2026
Tapitra lalao π₯°
Indro ary omenay Anareo valiny lalao
Misaotra nandray anjara π₯°Mbola betsaka no ho avy β€οΈ
Mangataka An'i Rosette Rasoamampionona sy Rivah Emcel mba hiditra hafatra miafina amin'ny Na La Rakotoarisoa (compte perso ny admin)
Alefao ny numΓ©ro Anareo β€οΈ
Soraty ao anatiny commentaires ao ary π₯°
26/07/2026
Eh!ndao hilalao iaraka aminay β€οΈ
Misy fanotanina iray ity dia mila valiny ary ? π₯°
πFiry m ny admin page Chez Na La ?
A- 1m 60
B- 1m 55
C- 1m 57
Ataovy ao amin'ny commentaires valiny π (ohatra hoe : D- 1m70 )
Aza adino Ireto fepetra Ireto :
πMentioneo namanao 5
πInviteo amis anao abonnΓ© page(capture )
π partagΓ©o en mode public ity pub ity
Olona 2 mahazo 5.000ar π°
@ Jeudi hariva valiny lalao π₯°
Prix efa mora be ity fa aza miala alavitra Intsony β€οΈπ₯°
Chez Na La
π ny tsara indrindra hatrany π
chez kiala NaLa π₯°
Ndaoo hiaraka aminay π
Jerijereo izay mety π
ππππ
22/07/2026
Asina arrivage ve ?
Inona ndray etana ilainareo π
Aza miala alavitra π
Pas plus de 25.000ar π°
Teddy ndray β€οΈβπ₯
15/07/2026
Avieo fa aza miala π₯°
TEDDY CUIR β€οΈπ₯°
Prix tataka rariva π
13/07/2026
Raikitra Ary π₯°π
Click here to claim your Sponsored Listing.
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 21:00 |
| Tuesday | 07:00 - 21:00 |
| Wednesday | 07:00 - 21:00 |
| Thursday | 07:00 - 21:00 |
| Friday | 07:00 - 21:00 |
| Saturday | 07:00 - 21:00 |