Business en Chine

Business en Chine

Share

Mpampiofana importation avy any Chine — manampy anao hahita mpamatsy tsara sy entana kalitao amin’ny vidiny mirary✅
0328157494 ☎️🇲🇬✅

Photos from Business en Chine's post 14/08/2026

🔥 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗗𝗜𝗔 𝗣𝗢𝗥𝗢𝗙𝗢 𝗙𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗛𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗡𝗬 𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘! 🇨🇳📦

Olona maro no mihevitra fa mila vola be vao afaka manao business.

❌ Tsy marina izany.

Ny tena ilaina dia:
✅ Mahafantatra hoe aiza no maka entana mora.
✅ Mahay manao calcul.
✅ Manana transitaire azo itokisana.

𝗕𝘂𝘀𝗶𝗻𝗲𝘀𝘀 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗺𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 :
💡 𝗠𝗶𝗻𝗶 𝗜𝗺𝗽𝗿𝗶𝗺𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗧𝗵𝗲𝗿𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗣𝗼𝗿𝘁𝗮𝗯𝗹𝗲

Vidiny avy any chine :
➡️ 55 Yuan = **35 200 Ar (1 Yuan = 640 Ar)
Lanja tombanana :
➡️ 0,30 kg
Fandefasana Standard:
67 000 Ar × 0,30 kg = 20 100 Ar
Total Cost:
35 200 Ar + 20 100 Ar =
✅ 55 300 Ar
📌 Afaka amidy eto Madagasikara mora foana amin'ny:
120 000 Ar – 150 000 Ar
💵 Tombony isaky ny iray :
➡️ 64 700 Ar ka hatramin'ny 94 700 Ar

Raha mivarotra:
✔️ 20 isa/mois = 1 294 000 Ar ka hatramin'ny 1 894 000 Ar tombony.
✔️ 50 isa/mois = 3 235 000 Ar ka hatramin'ny 4 735 000 Ar tombony.

📦 𝗦𝗘𝗥𝗩𝗜𝗖𝗘 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔

✈️ 𝗦𝗧𝗔𝗡𝗗𝗔𝗥𝗗
• Départ: Alahady
• Livraison: 72h aorian'ny fahatongavana
• Général: 67 000 Ar/kg
• Sensible: 69 000 Ar/kg
• Tsy misy minimum.

⚡ 𝗘𝗫𝗣𝗥𝗘𝗦𝗦
• Départ: Samedi na Lundi
• Livraison: 72h
• Général: 80 000 Ar/kg
• Sensible: 82 000 Ar/kg
• Tsy misy minimum.

🚢 𝗦𝗔𝗠𝗕𝗢
• Départ: Vendredi
• Saison maina: 30–45 andro
• Saison orana: 90 andro
• Livraison: 72h
• 360 USD/m³
• Raha latsaky ny 0,25 m³: 400 USD/m³

🎯 Raha tena te hampitombo fidiram-bola ianao dia aza mijanona ho mpanjifa fotsiny. Mianara mitady source mora, manaova calcul tsara, ary amidio amin'ny tombony.

💬 Manorata "𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘" amin'ny commentaire na inbox dia hazavainay tsikelikely ny fomba fanafarana sy ny fomba hahazoana tombony amin'izany.

📦 Tena misy. Tena tonga ny entana. Ary olona maro no efa mahazo vola amin'ity business ity. Maninona raha ianao no manaraka?

13/08/2026

🔥 𝗣𝗔𝗥𝗧𝗜𝗘 𝟬𝟮 — 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗜𝗡’𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢🧠💰

Raha te hanomboka BUSINESS ianao, aza manomboka amin’ny hoe :
❌ “Inona ilay produit mety hahazoako vola?”

Fa manontania hoe :
👉 “Inona no zavatra ilain’ny olona isan’andro, lany, ary tsy maintsy vidiana indray?”

💡 Izany no antsoina hoe BUSINESS PSYCHOLOGY.

Satria ny client tsy mividy produit fotsiny

Mividy tombontsoa izy.
Mividy confort.
Mividy temps gagné.
Mividy hygiène.
Mividy beauté.
Mividy sécurité.
Mividy solution à son problème.

🧠 Isaky ny produit dia tokony ho hainao valiana ireto QUESTIONS 5 ireto :

1️⃣ Inona marina no vidian'ny client ?
➡️ Tsy ilay produit, fa ny tombontsoa azony.
2️⃣ Inona no problème vahan'ilay produit ? ➡️ Inona ilay zavatra manahirana ny client izay esorin'ilay produit?
3️⃣ Nahoana izy io no miverimberina vidiana ?
➡️ Lany ve? Ampiasaina isan'andro ve? Mila soloina ve?
4️⃣ Iza marina no client cible ?
➡️ Vehivavy? Renim-pianakaviana? Mpianatra? Mpiasa? Restaurant? Salon?
5️⃣ Ahoana no hahazoana tombony amin'io tsena io ?
➡️ Prix d'achat + transport + prix de vente + marge + stratégie de réachat.

🔥 OHATRA : LESSIVE
Tsy “lessive” fotsiny no amidinao.
Ny client dia mividy :

🧼 vêtements propres 🏠 maison propre ⏱️ confort 😌 tranquillité
Ary satria lany izy → mividy indray.

👉 Izay no mahatonga ny produit consommable ho tena intéressant amin'ny business.

💎 SECRET DE BUSINESS :

❌ Produit iray = vente iray.
✅ Produit lany = client miverina.
🔥 Client miverina = chiffre d’affaires miverimberina.

Noho izany, raha mitady IDÉE DE BUSINESS ianao, aza mitady produit “mampalaza” fotsiny.

Mitadiava produit izay :
➡️ ILain’ny olona

➡️ Ampiasaina matetika
➡️ Lany ➡️ Vidiana indray ➡️ Ary misy marge

🎯 Izany no business tsy miankina amin'ny “chance”, fa miankina amin'ny COMPORTEMENT D’ACHAT.
💬 Te hahazo PARTIE 03 ve ianao : “Produit tena ilain'ny olona + prix d'achat any Chine + potentiel de bénéfice” ?
Soraty “PARTIE 03” 👇

📌 Enregistrez ity publication ity raha tena mikasa hanangana business ianao, aty Partageo ho hitan'ny Hafa .

📲 Ary raha te hianatra manafatra entana avy any Chine + mitady produit rentable + calculer marge + vendre, alefaso “FORMATION” ao amin'ny MP.

07/08/2026

𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗔𝗟𝗘𝗢 𝗭𝗔𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬 𝗕𝗘

Fantatrao ve fa manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?

➡OHATRA VITSIVITSY:

Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary

-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%

-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!

Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.

Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.

Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:

-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.

~Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*
~Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy
~Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka
~Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.

---
TSY MILA FOND BEDEBE OA FA ZE ANANANA AODINA ALOHA.‼️

Possible Be mihintsy oe 150 .000 ar no fond anao nefa tonganao 50 millions fmg dans une année. Io izay fetsy @ tsara ihany no tafa

Mp raha mila fanazavana fanampiny.

04/08/2026

𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 𝗙𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗡𝗢 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗗𝗜𝗔𝗩𝗜𝗡'𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢?

Idée de business Raha vao hanomboka hanafatra entana AVY any Chine ianao ..
Jereo IZAY mety

Afaka hatomboka amin'ny vola kely.
Budget 100 000ar

Fitaovana ao an-trano

Rice Cooker (petit modèle)
Vidiny any Chine: 18 000 Ar
Frais tonga eto: 17 000 Ar
TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto Madagascar: 70 000 - 90 000 Ar
Tombony: 35 000 - 55 000 Ar

Blender Mixeur
Chine: 15 000 Ar
Frais: 15 000 Ar
TOTAL: 30 000 Ar
Vidiny eto: 65 000 - 80 000 Ar
Tombony: 35 000 - 50 000 Ar

Set Casseroles
Chine: 22 000 Ar
Frais: 18 000 Ar
TOTAL: 40 000 Ar
Vidiny eto: 90 000 - 110 000 Ar
Tombony: 50 000 - 70 000 Ar

Herinaratra / Eclairage

Kit Lampe Solaire + Batterie
Chine: 25 000 Ar
Frais: 20 000 Ar
TOTAL: 45 000 Ar
Vidiny eto: 100 000 - 130 000 Ar
Tombony: 55 000 - 85 000 Ar

Ampoule LED Rechargeable
Chine: 1 500 Ar
Frais: 2 500 Ar
TOTAL: 4 000 Ar
Vidiny eto: 10 000 - 12 000 Ar
Tombony: 6 000 - 8 000 Ar

Multiprise Securisee
Chine: 3 500 Ar
Frais: 4 500 Ar
TOTAL: 8 000 Ar
Vidiny eto: 20 000 Ar
Tombony: 12 000 Ar

Entana ilaina andavanandro

Panier a linge pliable
Chine: 3 000 Ar
Frais: 4 000 Ar
TOTAL: 7 000 Ar
Vidiny eto: 18 000 Ar
Tombony: 11 000 Ar

Do**he electrique
Chine: 12 000 Ar
Frais: 13 000 Ar
TOTAL: 25 000 Ar
Vidiny eto: 60 000 - 75 000 Ar
Tombony: 35 000 - 50 000 Ar

Bricolage / Maison

Kit Outils Maison
Chine: 10 000 Ar
Frais: 10 000 Ar
TOTAL: 20 000 Ar
Vidiny eto: 50 000 Ar
Tombony: 30 000 Ar

Serrure Securite Porte
Chine: 7 000 Ar
Frais: 8 000 Ar
TOTAL: 15 000 Ar
Vidiny eto: 40 000 Ar
Tombony: 25 000 Ar

Piece moto

Batterie Moto
Chine: 18 000 Ar
Frais: 17 000 Ar
TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto: 80 000 - 95 000 Ar
Tombony: 45 000 - 60 000 Ar

Ampoule Phare Moto LED
Chine: 2 000 Ar
Frais: 3 000 Ar
TOTAL: 5 000 Ar
Vidiny eto: 15 000 Ar
Tombony: 10 000 Ar

Faharetan'ny fahatongavana
Avion: 10 - 15 jours
Bateau: - 45 - 60 jours

Ireo no entana tsy miankina amin'ny lamaody fa ilain'olona foana.

Izahay dia Mampanao formation Manafatra entana AVY any Chine. Commentéo fotsiny hoe : CHINE Raha Mila Fanampiana ianao . .. Afahako Manampy anao de A à Z

30/07/2026

𝗕𝗲𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗻𝗼 𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗧𝘀𝘆 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮 𝗳𝗮 :
Raha mianatra ato aminay ianao Dia reto AVY no zavatra azonao:
Akoatran'ny Fanafarana Entana Avy any Chine dia mahazo :
+Bonus:
- Site Fanafarana fiara AVY any ivelany.
- technique fialana amin'ny fandaniana vola amin'ny booste page . ..
- technique de vente rentable.
- Transport aller retour.
- suivi illimité.
- accompagnement mitokana na Andro na Alina ..

Commenteo hoe FORMATION fa Omeko formation gratuite ianao Raha MAHAFENO FEPETRA ao amin'ny mp .

Photos from Business en Chine's post 30/07/2026

🔥 𝗜𝗥𝗘𝗢 mpianatra 𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗗𝗜𝗔 𝗣𝗢𝗥𝗢𝗙𝗢 𝗙𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗛𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗡𝗬 𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘! 🇨🇳📦

Olona maro no mihevitra fa mila vola be vao afaka manao business.

❌ Tsy marina izany.

Ny tena ilaina dia:
✅ Mahafantatra hoe aiza no maka entana mora.
✅ Mahay manao calcul.
✅ Manana transitaire azo itokisana.

𝗕𝘂𝘀𝗶𝗻𝗲𝘀𝘀 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗺𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 :
💡 𝗠𝗶𝗻𝗶 𝗜𝗺𝗽𝗿𝗶𝗺𝗮𝗻𝘁𝗲 𝗧𝗵𝗲𝗿𝗺𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗣𝗼𝗿𝘁𝗮𝗯𝗹𝗲

Vidiny avy any chine :
➡️ 55 Yuan = **35 200 Ar (1 Yuan = 640 Ar)
Lanja tombanana :
➡️ 0,30 kg
Fandefasana Standard:
67 000 Ar × 0,30 kg = 20 100 Ar
Total Cost:
35 200 Ar + 20 100 Ar =
✅ 55 300 Ar
📌 Afaka amidy eto Madagasikara mora foana amin'ny:
120 000 Ar – 150 000 Ar
💵 Tombony isaky ny iray :
➡️ 64 700 Ar ka hatramin'ny 94 700 Ar

Raha mivarotra:
✔️ 20 isa/mois = 1 294 000 Ar ka hatramin'ny 1 894 000 Ar tombony.
✔️ 50 isa/mois = 3 235 000 Ar ka hatramin'ny 4 735 000 Ar tombony.

📦 𝗦𝗘𝗥𝗩𝗜𝗖𝗘 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔

✈️ 𝗦𝗧𝗔𝗡𝗗𝗔𝗥𝗗
• Départ: Alahady
• Livraison: 72h aorian'ny fahatongavana
• Général: 67 000 Ar/kg
• Sensible: 69 000 Ar/kg
• Tsy misy minimum.

⚡ 𝗘𝗫𝗣𝗥𝗘𝗦𝗦
• Départ: Samedi na Lundi
• Livraison: 72h
• Général: 80 000 Ar/kg
• Sensible: 82 000 Ar/kg
• Tsy misy minimum.

🚢 𝗦𝗔𝗠𝗕𝗢
• Départ: Vendredi
• Saison maina: 30–45 andro
• Saison orana: 90 andro
• Livraison: 72h
• 360 USD/m³
• Raha latsaky ny 0,25 m³: 400 USD/m³

🎯 Raha tena te hampitombo fidiram-bola ianao dia aza mijanona ho mpanjifa fotsiny. Mianara mitady source mora, manaova calcul tsara, ary amidio amin'ny tombony.

💬 Manorata "𝗖𝗛𝗜𝗡𝗘" amin'ny commentaire na inbox dia hazavainay tsikelikely ny fomba fanafarana sy ny fomba hahazoana tombony amin'izany.

📦 Tena misy. Tena tonga ny entana. Ary olona maro no efa mahazo vola amin'ity business ity. Maninona raha ianao no manaraka?

27/07/2026

𝗜𝗱𝗲́𝗲 𝗱𝗲 𝗯𝘂𝘀𝗶𝗻𝗲𝘀𝘀 𝗥𝗮𝗵𝗮 𝘃𝗮𝗼 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗩𝗬 𝗮𝗻𝘆 𝗖𝗵𝗶𝗻𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 ..
𝗝𝗲𝗿𝗲𝗼 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗺𝗲𝘁𝘆

𝗔𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆.
𝗕𝘂𝗱𝗴𝗲𝘁 𝟭𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬𝗮𝗿:

Fitaovana ao an-trano

Rice Cooker (petit modèle)
Vidiny any Chine: 18 000 Ar
Frais tonga eto: 17 000 Ar
TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto Madagascar: 70 000 - 90 000 Ar
Tombony: 35 000 - 55 000 Ar

Blender Mixeur
Chine: 15 000 Ar
Frais: 15 000 Ar
TOTAL: 30 000 Ar
Vidiny eto: 65 000 - 80 000 Ar
Tombony: 35 000 - 50 000 Ar

Set Casseroles
Chine: 22 000 Ar
Frais: 18 000 Ar
TOTAL: 40 000 Ar
Vidiny eto: 90 000 - 110 000 Ar
Tombony: 50 000 - 70 000 Ar

Herinaratra / Eclairage

Kit Lampe Solaire + Batterie
Chine: 25 000 Ar
Frais: 20 000 Ar
TOTAL: 45 000 Ar
Vidiny eto: 100 000 - 130 000 Ar
Tombony: 55 000 - 85 000 Ar

Ampoule LED Rechargeable
Chine: 1 500 Ar
Frais: 2 500 Ar
TOTAL: 4 000 Ar
Vidiny eto: 10 000 - 12 000 Ar
Tombony: 6 000 - 8 000 Ar

Multiprise Securisee
Chine: 3 500 Ar
Frais: 4 500 Ar
TOTAL: 8 000 Ar
Vidiny eto: 20 000 Ar
Tombony: 12 000 Ar

Entana ilaina andavanandro

Panier a linge pliable
Chine: 3 000 Ar
Frais: 4 000 Ar
TOTAL: 7 000 Ar
Vidiny eto: 18 000 Ar
Tombony: 11 000 Ar

Do**he electrique
Chine: 12 000 Ar
Frais: 13 000 Ar
TOTAL: 25 000 Ar
Vidiny eto: 60 000 - 75 000 Ar
Tombony: 35 000 - 50 000 Ar

Bricolage / Maison

Kit Outils Maison
Chine: 10 000 Ar
Frais: 10 000 Ar
TOTAL: 20 000 Ar
Vidiny eto: 50 000 Ar
Tombony: 30 000 Ar

Serrure Securite Porte
Chine: 7 000 Ar
Frais: 8 000 Ar
TOTAL: 15 000 Ar
Vidiny eto: 40 000 Ar
Tombony: 25 000 Ar

Piece moto

Batterie Moto
Chine: 18 000 Ar
Frais: 17 000 Ar
TOTAL: 35 000 Ar
Vidiny eto: 80 000 - 95 000 Ar
Tombony: 45 000 - 60 000 Ar

Ampoule Phare Moto LED
Chine: 2 000 Ar
Frais: 3 000 Ar
TOTAL: 5 000 Ar
Vidiny eto: 15 000 Ar
Tombony: 10 000 Ar

Raha tena te hampitombo fidiram-bola ianao dia aza mijanona ho mpanjifa fotsiny. Mianara mitady source mora, manaova calcul tsara, ary amidio amin'ny tombony.
Manorata "CHINE" amin'ny commentaire na inbox dia hazavainay tsikelikely ny fomba fanafarana sy ny fomba hahazoana tombony aminizany. Tena misy. Tena tonga ny entana. Ary olona maro no efa mahazo vola amin'ity business ity. Maninona raha ianao no manaraka?

Photos from Business en Chine's post 21/07/2026

𝗧𝗥𝗔𝗡𝗦𝗣𝗢𝗥𝗧 𝗚𝗥𝗔𝗧𝗨𝗜𝗧 𝗔𝗟𝗟𝗘𝗥 𝗥𝗘𝗧𝗢𝗨𝗥..
ho fanatsarana ny service ato Aminay , sy ho fiarovana ANAREO mpiofana ato Aminay nohon'ny halatr'olona sy vono olona bediabe eto amin'tsika dia nasina transport Maka sy Manatitra Anareo mandritran'ny fotoana formation.
gratuit tanteraka ny fitanterana na mandroso na Miverina .
Manomboka ny samedi 01 Août.

Fidirana manaraka formation Manafatra Entana Avy any Chine

Volana juillet :

Samedi 25 Promotion be

Volana Août ( Mifindra eo tanjombato ambadikan'ny commune ny Centre de formation) Ary Miverina Normal ny frais de formation.
Lien Google maps

https://maps.app.goo.gl/r4MiY2aevMvxULst8

Fidirana volana août :
Samedi : 01 Août
Lundi : 03 Août
Samedi : 08
Samedi: 15
Lundi : 17
Samedi : 22
Samedi 29
Lundi 31

♦️Une journée iany Ilay formation tompko fa ny suivi no illimité

Iza amin'ireo no daty mety aminao azfd?

Website

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Business en Chine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.