Fitia Boutique

Fitia Boutique

Share

Fitia Boutique dia toerana iray mandray an-tànana ny fikolokoloana ny bika aman'endrika.

Fitia Boutique dia toerana iray mandray an-tànana ny fikolokoloana ny bika aman'endrika toy ny: Fikarakarana ny tarehy; Fampahiazana vatana; Fikolokoloana ny volo; Fanalana tatouage; Fampaniriana volo; fivarotana produits cosmetique... Anisan'izany ny:
- Fikarakarana ny tarehy (rides, panda, tâches, mony ...).
- Fampahiazana vatana maro samihafa.
- Fikolokoloana ny volo (appareils de coiffure).
- Fampanirina ny volo (sola, manify).
- Fivarotana ireo karazana fitaovana entina hitsaboana aretina amin'ny vatana (lalan-drà, sciatique ...), ireny "appareils de massage thérapeutique".
- Produits cosmetiques izay entina hanatsarana ny tarehy amin'ny an-davan'andro.
- Manala tatouage.
- Manao épilation définitive (fanalana volo). Marihina fa ny sokajin'olona rehetra dia afaka manantona ny "Fitia Boutique" avokoa, araky ny toe-bolan'ny tsirairay no hanolorana ny "Produits de soins". Raha ny momban'ny fikarakarana tarehy, dia ny "méthide chinoise" no ampiasaina, izany dia manaraka ambaratonga mba ahazoana vokatra tsara hatrany. Koa ankino manontolo aminay ary ny fikarakarana sy ny fikolokoloana ny bika aman'endrikao rehetra.

Telephone

Address

Magasin New Century Soarano Box A5
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.