Miketrika Mada
Ny tsara hatrany no hatolotray 🥹☺️
🔥
10/10/2026
40 000Ar fotsiny izy rehetra au lieu de 55 000Ar
Tadidinareo ve ity Gamme wellice oignon ity ?
Tena efa ela be no tsy nisy intsony fa izay indray vao nisy
Shampooing Oignon 400ml, Masque : 1kg, Sérum : 150ml
Tsy mifidy volo
Manalava volo, mitsabo , manalefaka volo tsara 😁
☎️+261382882121
Tena tsara be 🦋
09/10/2026
🚨Arrivage manitra be 🚨
Misy taille rehetra an
Sady au top qualité
Mihaja be sady tendance be
Mp Prix 😉(zay mo ilay tsy tinareo mihintsy?😂)
☎️+261382882121
27/09/2026
Blanc nœud-L'élégance pure
ilay talon fotsy tsy maintsy ananana
tena mampatsara silhouette,mety @ Robe de soirée, mariage, baptême, bureau,sortie,......
Lacet cheville+double nœud-tsy mora maloto
carré moderne
taolon:7cm évasé_stable be tsy mandona!
pt 38
☎️+261382882121
25/09/2026
Ho tanteraka tokoa anie izany 🙏🏽
😅🥰😂
24/09/2026
Bouquet 6 000 000Ar + Iphone 18 hono no tiany ampitana hafatra aminao hoe : Ndao hiverina hiaraka🥺... Raisina sa tsia ? 🤭
𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓
🥘
23/09/2026
Série Caserôle 5pcs.
Iza no mety amin’areo?
Miavaka kely indray sady amin’ilay qualité Tena tsara!
Couleur Tena mihaja hatrany.
Category
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Miketrika Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.