Betsy varotra

Betsy varotra

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Betsy varotra, Health/Beauty, Tana V, Antananarivo.

02/09/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Mia Lรธuh, Finaritra Rakotonirina

Photos from Betsy varotra's post 26/08/2026

โŒ ๐–๐š๐จ๐ฎ๐ฎ๐ฎรน๐ฎ๐ก ๐ž๐Ÿ๐š ๐ก๐จ ๐ฅ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ก๐š๐๐ฒ ๐Ÿซข

๐•๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ข๐ฌ๐š ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ค๐š๐ฉ๐š #๐ฌ๐ญ๐š๐ง๐๐š๐ซ ๐›๐ž ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ข๐š ๐›๐ž '๐ญ๐ฒ ๐ซ๐ฒ '๐ณ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ง ๐Ÿ˜Ž

๐Ÿƒ๐Ÿพโ€โ™‚๏ธ ๐Œ๐ข๐๐ข๐ซ๐š ๐ฆ๐ฉ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ณ๐จ ๐š๐ง๐ง ๐Ÿ™ƒ





๐Ÿ“ž : 0347988527
WhatsApp : 034 7988527

21/08/2026

๐ŸŸข๐—ฉ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐Ÿฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ท๐—ถ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ผ

Vehivavy iray mpanao cash point no narahana lehilahy 4 teny Andavamamba.
Raha izy niandry taxibe iny no nosakanan'ireo jiolahy. Nitondra kitapo babena moa izy ka nifampisintomana teo. Nitifitra ireo jiolahy ka nahavoa ny kibony.
Nisy ramatoa nitondra zaza ihany koa voatifitra.
Nizara 2 ireo jiolahy ka ny 2 niatsinanana ary ny 2 nianavaratra samy nandeha miadana.
Lasany any ilay kitapo.
Ireo vehivavy 2 kosa efa nentina hopitaly.

20/08/2026

POA-BASY BE ETY ANDAVAMAMBA ZAO!!!
Fa misy inona?
Misy mahafantatra ve?

19/08/2026

Mafy kosa e.๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ˜ฑ

Photos from Betsy varotra's post 19/08/2026

FANDRIANA: NAHITANA RAZANA EFA TAOLANA TAO AMPAHIBE ANKARINORO

โ˜‘ Nahitana razana efa taolana tao Ampahibe, androany atoandro teo. Raha ny fanadihadiana dia efa Lehilahy manodidina ny 70 taona, fantatra amin'ny anarana hoe Fรดsy ity Razana ity, rehefa nohamarin'ny havany.

โ˜‘ Voalaza fa tsy salama saina ilay rangahy ary nipetraka irery tany amin'ny toerana iray ambony tanety. Ka nidina ifotony ny ekipan'ny Fahasalamana sy ny Zandarimaria, niaraka tamin'ireo tompon'andraikitra sy manam-pahefana teny an-toerana, ka nanao ny fizahana ny zava-nitranga.

โ˜‘ Araka ny vinavina voalohany, mety ho fahafatesana voajanahary no nahazo ilay rangahy. Ahiahiana ihany koa fa taorian'ny nahafatesany dia nohanin'ny alika ny vatany, ka niparitaka ary nanjavona ny ampahany betsaka tamin'ireo taolana.

โ˜‘ Mbola miankina amin'ny vokatry ny fizahana sy ny fanadihadiana ataon'ireo tompon'andraikitra kosa ny fanamafisana ny tena antony nahafatesany.

Photos from Betsy varotra's post 18/08/2026

๐ŸŒฟ MENAKA MAMPANIRY VOLO ๐ŸŒฟ
โœ”๏ธ Mampihena ny fihintsanana
โœ”๏ธ Manamafy faka
โœ”๏ธ Mampalava sy mampatevina ny volo
โœ”๏ธ Mampamirapiratra volo
๐Ÿ‘‰ Andramo dieny izao ho antsika manana olana amin'ny volo fa voafetra ny tahiry!๐Ÿฅฐ
๐Ÿ’ฅMP ary e
๐Ÿ’ฅ Prix :10000ar
๐Ÿ’ฅ Tandremo tara ary e.๐Ÿ’ฅ

09/08/2026

FANDRIANA: 3 MIANAKA VOAROBA , 1 VOATIFITRA NY BASY

โ˜‘ 3 Mianaka handeha hody avy nivarotra voasakana ny Jiolahy 2 mitambasy tao Ambaniavaratra Fandriana omaly tamin'ny 9 ora alina.

โ˜‘ Lasa ny vola sy ny telephone, credit ary voatifitra tamin'izay ny 1 teo amin'ny tanana raha nanohitra. Tsy nisy aina nafoy fa naratra, efa nahazo fitsaboana.

Iarimanantsoa Voahariniaina

08/08/2026

Mpianaka hita faty tao an-trano, tao amina villa iray eny Bemasoandro Itaosy, androany maraina. 61 taona ilay raim-pianakaviana, raha 20 taona ilay zanany vavy.

Samy tao amin'ny efitra fatoriany avy no nisy azy mianaka.

Ilay zanany voatifitra basy teo amin'ny lohany. Taim-bala 5 no hita teo am-pandriany.

Teo amin'ny fihirifany kosa ny an'ilay raim-pianakaviana. Tifitra in-1.

Nisy hafatra an-taratasy tao an-trano.

An'ilay dadany ihany ilay basy, misy taratasy ara-dalร na, araka ny voalazan'ny manampahefana.

Ao anaty fanadihadiana mikasika ity raharaha ity ny mpitandro filaminana.

Skispass Atm

Category

Website

Address

Tana V
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Betsy varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.