Beefarm Officiel

Beefarm Officiel

Share

Une entreprise dédiée à l’apiculture: nous vendons des miels produits par nos abeilles et des matériels apicoles.

Le pratique de l’apiculture moderne était toujours tant une priorité qu’une passion pour Beefarm à travers les formations.

13/08/2026

♨️ Beefarm - Stand 34 🐝🇲🇬

👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻

🌾✨ Miomàna hiaina 4 andro feno zava-baovao, fahafahana ary fihaonana ao amin’ny FOIR’FERME ! 🐄🌱🎉

🌱 Fambolena sy fiompiana
🐄 Vokatra sy fitaovana ho an’ny fiompiana
🌾 Vokatra avy amin’ny tantsaha sy mpamokatra
🥬 Vokatra ara-pambolena sy sakafo
💡 Torohevitra sy vahaolana vaovao ho fampandrosoana ny sehatry ny fambolena sy fiompiana

📅 13 • 14 • 15 • 16 Aogositra 2026
📍 Institution Sainte Famille

🤝 Fotoana iray hihaonana amin’ireo mpamboly, mpiompy, mpandraharaha, mpamokatra ary matihanina amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana.

🎉 Tongava maro, mitadiava zava-baovao, mividiana ary tohano ireo mpamokatra Malagasy! 🇲🇬🌱
Infoline :0346009913
Vidim-pidirana :1000 ar

Photos from Beefarm Officiel 's post 12/08/2026

🍯🌿 LE MIEL D’EUCALYPTUS EN BRÈCHE EST ARRIVÉ ! 🌿🍯

✨ 100 % naturel ✨
• Fraîchement récolté
• Délicieusement parfumé

Un goût unique, une douceur naturelle et toute la richesse du miel fraîchement récolté pour nous rappeler nos racines . 🌿

⏳Disponible dès demain ! FOIR'FERME - 6e édition Canal7 Events Dream'in 💚🤍❤️

📍 Sainte Famille, Mahamasina
📅 13 - 16 Août 2026
⏰ 9:00 - 17:00

♨️📛 Tongava malaky isika izay hividy na mandefasa mp azafady fa tsy maro izy io. Faly kokoa izahay raha isika Malagasy no manjifa azy ity

12/08/2026

Fotoanantsika manaraka ary ehh 🐝🇲🇬

👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻

11/08/2026

Aza adino ny fotoanantsika manaraka ohhh 📸🎥

Misaotra bevata ohhh 🥰💝😍🤗😘

09/08/2026

🚥🚥🚥

Stand 70 - 71 Beefarm au Fier Mada Stade MAKI Andohatapenaka

🚥🚥🚥

Photos from Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra's post 08/08/2026

Mahafinaritra foana ny mahita Andriambavilanitra misehatra amin'ny fiompiana tantely ❣️🐝

Mamerina ny fiarahabana ireo 3 voalohany 👏🏻👏🏻👏🏻

Mahavanòna dia ho tonga amin'ny Tanjona irina daholo ohhh!!!!!

Photos from Beefarm Officiel 's post 07/08/2026

📸 Les vagues de FIER-Mada - 27e édition au Stade MAKI Andohatapenaka en quelques clichés 💥

📸 Profitez de ce weekend entre familles, amis, proches et collègues pour déguster le miel de Beefarm Officiel et discuter de votre projet sur l'apiculture 🔥

🇲🇬💗

Photos from Beefarm Officiel 's post 06/08/2026

🚀 Beekeeping with kids, youth and adults in a funny way 🐝🇲🇬

💡Horesahantsika mandritry ny FIER MADA 05-09 Août 2026 ao Andohatapenaka ny andinindininy - Stand 70 no RDV 🤗🙌🏻 !!!!!

🚀 Mamerina ny fankasitrahana an'i Le Nidou Andranomena - Espresso Madagascar - Fifata Ofisialy - Novity Madagascar noho ny fahatokisana an'i Beefarm hatrany 💚🤍❤️

💡Raha tsy te-hiodikodina 😁 dia antsoy avy hatrany ny +261 34 64 936 59 😉

🚀 Ny tantely Eucalyptus - Niaouli sy ny fitaovana fiompiana moa dia hitanao ao daholo 🎰 ireo fanafody varoazy vao tonga raha mila manao traitement : APISTAN sy Weipeng's manpu (Fluvalinate strip) 🎯

💡 Toro-hevitra sy fifanakalozan-kevitra momba ny fiompiana tantely omenay AM-PITIAVANA BE hatrany 😉😍

04/08/2026

Araka izany,

🎯 Stand 70 - 71 ao @ FIER MADA 🇲🇬
📆 05 -09 Août 2026
📍 Stade Maki Andohatapenaka

Any ndray mihaona ohh 🤗🤗

Photos from Beefarm Officiel 's post 29/07/2026

Category

Telephone

Website

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00