Noah
Pour votre mise en beauté💄 n‘hésitez surtout pas à nous contacter✨
🫶🏻 Service à domicile🫶🏻
📞 0339072707 0345701298
03/10/2025
Sary entiko irariana tontolo andro nahafinaritra ho antsika❤😍
Pose extensions gel demi capsule💅❤
22/07/2025
Hello Hello Les filles😍👧
💅 Promotion onglerie à domicile👏❤
Ho anareo izay mitady mpanao hoho, afaka manome fahafaham-po anareo izahay atNoah Noah 😍😍
✅Soin manucure/ pédicure
✅ Pose vernis
✅Pose capsule "faux ongles" + vernis
✅Gainage
✅Pose extensions gel
✅ Dépose
✅ Polygel
Frais de déplacement 4000ar
📲 033 90 727 07
03/06/2025
« Pose extension Gel sur ongle naturel » 🎊
mp pour plus d’infos les filles♥️
contacte 0381309607
20/05/2025
Choisi ta pose et viens sur Mp❤
Promotions fête des mères😘🙏
7000ar oui 7000ar pose faux ongles + vernis permanent cheNoahah😍
Valable jusqu'à 28 mai💎
18/05/2025
Coucou 👋❤️ elaela tsy hita fa efa miverina miasa indray ah zao 🥰
Onglerie💅sy makeup 💄
💬Aza misalasala maka rendez-vous @ mp
📍lieu Andraisoro en face église catholique
27/03/2025
♥️🥰
14/02/2025
Coucou zareo an🥰
Ary sao dia tokony asina ateliers make up koa ary e???🫶🏻😍
29/01/2025
Hello🩷🥰
Ao anaty commentaire ao ny valin'ilay lalao atsika🥹❤ merci ho an'izay nandray anjara rehetra dia aza miala alavitra fa mbola maro ny lalao ataotsika🥹🥳 nataoko 2 ny gagnante tsika fa ny coms an'izy ireo no be réaction indrindra❤🥰 bisous
24/01/2025
by Noah
🥳Andao ilalao amin'izay ary euh
Coucou daholo aloha👋🏻
Comme promis dia ity ilay lalao👇🏻🥹
Misy choix omeko ireto dia anjaranao no misafidy dia soraty anaty commentaires izay tinao👀🫀 fa ataoko gratuit☺
📳Crédits ve?
🫦 Make up ve?
💅🏻 Atao hoho ve?
💇🏻 Atao volo?
Misafidy iray amin'ireo ianareo dia soraty ao amin'ny commentaire hoy aho teo🥹 Dia izay coms be réactions indrindra no ataotsika mpandresy😘😘
Antsoy daholo ary namatsika e🥰🥹 amin'i Mercredi 29 izao ataotsika ny fisarihana
Oroka Mamy😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo