Arts Ferlan'S

Arts Ferlan'S

Share

Arao tsy tapaka eto ny @page ny formation crochet

17/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Julie Soa, Angelo Sharman Jose, Noro Sata, Sarobidy Nirina, Raveloname Ben Choradi, Roline Sophie

Photos from Arts Ferlan'S post 14/12/2025

Salama daholo tompoko

EH! AFAKA MIFANAMPY ISIKA
Ny Arts Ferlan'S dia manomana formation crochet Promotion be
Izay atao manomboka ny Talata 16 Desembra 2025 izao io no rentreé fa afaka mandray anao fona izahay
Manomboka aminy -12 ora ny maraina,misy ihany koa ny ariva -4:30 ora
Misy ihany koa ny cours special samedi ny 20 desembra -2 ora

Ao aoriany formationa mahazo ATTESTATION ,Sady miasa avy hatrany
Ny toerana ety tanjombato forello akaikiny orinasa aquarel

Efa misy ihany koa ny annonces radio dobosco nanomboka taminy herinandro teo

EH ! aza tara fa voafetra toerana efa maro koa no nahazo tombotsoa

Koa raha mahaliana anao dia miditra mp. Naha message miafina
Laharana 03881256891/0374229185

20/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zoella Rovasoa Ratianarijaona, Ionona Malala Rasoloarijaona

14/09/2025

Salama daholo tompoko arao tsy tapaka eto aminy page Amizay ny formation crochet🎉😘🥰🎊💙

Photos from Arts Ferlan'S post 13/09/2025

👉Salama daholo tompoko
Tonga indray ity ny formation crochet izay karakarainy Arts Ferlan'S
Efa tonga miverina indray raha somary tsy nandefa publication teto araho tsy tapaka amizay ny page tsika 😘😘🥰

Ny formation crochet dia manomboka aminy Talata 16 septembra hoavy izao miditra aminy 8ora -12ora ,misy ihany koa ny ariva 1ora-4ora
Mianatra mandritra ny 4j demi journey

Misy ihany koa ny cours special Samedi ny 20 septembra hoavy izao

Apres formation dia mahazo ATTESTATION ara-panjakana

Antsoina daholo ireo efa nahazo tombotsoa tato rehetra

Ny toerana tanjombato forello akaikiny orinasa aquarel

Koa raha mahaliana anao dia mandefasa message miafina naha MP

Laharana :0381256891/0374229185

MANKASITRAKA INDRINDRA TOMPOKO

05/09/2025

👉Salama tompoko
Izahay dia mitady mpiasa crochet efa mahay tsara
Madio fiasa azo antoka aminy asa rehetra
Miasa sur atelier
Mitady mpanao prototype ihany koa
Ny toerana Andranomanelatra Antsirabe

Photos from Arts Ferlan'S post 23/08/2025

👉Salama tompoko
Tonga indray ny formation crochet izay karakarainy Arts Ferlan'S
Ny talata 26 Aout, miditra aminy 8ora -12ora ny maraina, misy ihany koa ny ariva @1-4ora
Mianatra mandritra ny 4j Demi journey

Misy ihany koa ny cours special Samedi ny 30Aout miditra aminy 8ora-2ora

Ny toerana Tanjombato forello akaikiny orinasa aquarel
Koa raha maha liana anao dia mandefasa message miafina naha MP

Laharana 0381256891/0374229185

Mankasitraka indrindra tompoko

Category

Address

Itaosy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arts Ferlan'S posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.