Importation Chine Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Importation Chine Madagascar, Antananarivo.
๐ฆ Formation en importation depuis la Chine ๐จ๐ณ
๐ผ Accompagnement personnalisรฉ
๐ Astuces, fournisseurs et stratรฉgies business
๐๐ญ๐๐ญ : ๐ช๐ง๐ฆ๐ซ๐ค ๐ฃ๐ฅ ๐ค๐ข๐ค๐ฅ ๐ข ๐ข๐ข๐ง๐ค๐ซ
๐๐ข๐ : ๐ค๐ข๐ฃ๐ช๐ฃ๐ข๐ฃ๐ข๐ฉ๐ฉ
๐ Manova fisainana, manova fiainana
16/06/2026
๐๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฑ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฏ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ ๐๐ต๐ถ๐ป๐ฒ
โ Mifidy fournisseur tsy voamarina
โ Manafatra entana tsy misy รฉtude de marchรฉ
โ Tsy manao kajy ny frais rehetra
๐ฌ Iza amin'ireo no hitanao matetika indrindra?
โTรMOIGNAGE โจ
Mpianatray tany Fianarantsoa tany
Ankasitrahana hatrany dia tongava soa ny entana patron๐
15/06/2026
โ ๏ธ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐ : Aza manao transaction MVola (mandefa na mandray vola) aloha androany.
Raha mampiasa MVola ianao dia aleo tsy manao transaction (mandefa vola na mandray vola) aloha androany, indrindra raha vola be tsy tianao ho very.
Efa ho 100 ny olona milahatra ao aminโny YAS aminโizao fotoana izao noho ny olana mahazo azy ireo, ka tsara ny mitandrina.
Ampitao aminโny havanao sy ny namanao akaiky ity hafatra ity mba hisorohana olana mety hitranga.
Mitandrema tsara.
Partageo max mba hanavotra izay mbola tsy tratra
ยฉ๏ธRรฉussir avec Martin
Amin'ny firy kay ianao mahita ity pub ity
22/05/2026
โผ MPOX
Mirongatra ny valan'aretina MPOX any Diego.
Tsy hita ny fandraisana andraikitry ny fanjakana fa mijaly sy sahirana ny vahoaka miatrika ny aretina.
Aminโizao fotoana izao dia efa feno olo marary MPOX ny ao aminโny CHU PK sy CHU Tanambao.
Maro koa ny olona efa misy fambara ny aretina io eto Diego,toy ny mibontsibontsina misy bay ny hoditra indrindra amin'ny valahana.
21/05/2026
๐ฑ๐๐ข๐ฉ๐๐ซ๐ข๐ญ๐๐ค๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐ฎ๐ฌ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ข๐ง๐ ๐ก๐จ๐ "๐๐๐๐๐๐", ๐ฏ๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฏ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ ๐๐ข๐ ๐ญ๐ ๐ก๐๐ง๐๐จ ๐๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐๐ ๐๐จ๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐.
๐ฅAvy dia mahatsapa fihovam-batana ny vehivavy tratrany, toa ๐ฉ๐ ๐๐๐ง๐๐ฎ, ๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐๐ฎ ๐๐๐ซ๐๐ซ๐๐๐ฃ๐, ๐ฉ๐๐๐ฉ๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ค๐ ๐ hatrany.
๐Misy ireo orinasa any an-toerana no manome 30mn isan'andro ho an'izay vehivavy voan'ity aretina ity mba hanaovany "ma********on" hafahany manala ny fony amin'ny filร ny, satria tsy mandeha amin'izay laoniny ny asa rehefa mihetsika ilay aretina.
๐ฒ๐ฌTsy hay na efa tonga aty Madagasikara na tsia izy ity, sao misy namanareo efa voa any fa tsy miteny?
21/05/2026
๐ฅ๐๐ ๐๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ก๐ผ๐๐ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐๐, ๐๐ผ๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ต๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ก๐ผ๐๐ #๐ฉ๐ฎ๐ฎ๐ฑ๐ต๐ผ๐ผ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ผ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ผ. ๐๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ก๐ผ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ ๐ต๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ #๐ ๐ฎ๐น๐ฑ๐ถ๐๐ฒ๐ ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ.
โจ๐คฉ Antsoina hoe " " ity ranomasina ity satria mamoaka loko manga mamirapiratra izy rehefa amin'ny alina ; toy ny lanitra feno kintana mihitsy.
๐ซ๐ Ny fisian'ireo zava-manan'aina kely tsy hita maso (karazana phytoplancton) antsoina hoe " " ao anatin'ilay ranomasina no mahatonga izany. Mamoaka io hazavana io ireo "dinoflagellรฉs" ireo rehefa voakitikitika na voahozongozona, indrindra rehefa atopatopan'ny onjan-dranomasina. moa no iantsoana ireny hazavana avy amin'ny zava-manan'aina ireny. ..........................
๐ Zarao ary araho hatrany ny pejintsika.
21/05/2026
๐ฎVAZIMBA MASIAKAโ๏ธ
Partie II: Iezahako ho tantara tena nisy foana no alefako eto fa mialohan'izany tsidiho ny page fa misy business tsara be ao๐
Maro be ianareo no milaza hoe diso ilay izy dia marihiko eto ampiandohana fa tsy fantatra mazava hoe VAZIMBA sa KOTOKELY sa KALANORO no nitondra an'i Faly... Alefaso ao amin'ny kaomantera ny hevitrao momba izay.
Feno mistery eto amin'ity Madagasikara ity...
Araho anie ity manaraka ity eh. . .
Tovolahy kely mpiarakandro ihany, mpiandry omby amin'ny teny Imerina. Tsy hoe mpiandry omby foana no ho resahina fa matetika izy ireny no tena eny antsaha isan'andro. Ity tovolahy ity dia mpiandry ny ombinay tao antrano. Rehefa nandeha niandry omby i Sitraka dia miaraka amin'ny alika ary namany maro no mifampitaona aminy hoe andao hiandry omby eny amin'ny vatodidy(Vatodidy no anaran'ilay toerana nandehanandry zalahy niandry omby).
Tsara marihina fa efa malaza hoe misy lolo eny amin'io toerana io ary vatoina sy bozabozaka no betsaka eny.
Rehefa tonga teny ry zalahy mpiarakandro dia nahita bibilava, tsy aritry zalahy moa fa dia ny hamono biby no fahafinaretana teto ka nifampitaona izy sy ireo namany...
I Sitraka no mpandray anjara fototra teto fa ireo namany tsy nanaiky fa natahotra ary nijery fotsiny , i Sitraka kosa bandy kely tia setrasetra sy miseho milay izay.
Namporisihan'ingahy hono ny alika hamono ilay bibilava hoy ireo namany izay avy eo antanร na ihany ny sasany tamin'ireto namany,rehefa voakaikitra iny ilay bibilava dia tsy mbola maty, ka navelan'izy ireo teo...
Tsy ela anefa fa ny harivan'iny dia nitaraina ingahy tao atrano fa marary ny feany ka nentina mpanotra ary nandeha dokotera ihany koa ny ampitso. Tsy nisy varany anefa ny fitsaboana fa ilay tongotra ilany hafa indray no narary raha ilay iray narary teo aloha kosa sitrana, notsaboina teny foana nandritra ny tapabolana .(Tadidiko aho tamin'izay nanosotra rano nalaina tany Ambohimanga tamin'ilay tongony satria tamin'izany aho nanao Kung Fu Wisa dia mampiasa rano avy any Ambohimanga)
Nihombo foana anefa ny aretina ary niakatra nakany amin'ny kibony, nanomboka isaky ny hariva izy lasa mi dรฉlire ary ny dรฉlire ataony dia ny zavatra nataony teny ampiandrasan'omby toy ny hoe io lety eh, japio ho faty any, sns... Avy dia nentina tamin'irony mpitsabo nentim-paharazana irony izy ary fantatra fa nanimbazimba hasin-javatra ary notantarain'ireo namany moa fa namono biby izy ireo fa tsy mbola naty anefa ilay biby. Rehefa maraina i Sitraka dia salama marary aminy ilay aretiny fa kosa izy miresaka tsara sy mitaraina toy ireny marary rehetra ireny , iny atondro iny izy no niteny tao antrano hoe hatero mody amin'ny ray amandreniko any Antsapandrano aho. Notanterahanay mo ny sitrapony sao mba hampitombo fahasalamana azy.
๐ญVao tonga tany izy anefa ny hariva dia ni dรฉlire indray ary teo ny dadany. Araka ny fitantaran'ny dadany dia hoy izy hono hoe ndana nareo mandeha, anatero ravin'akondro sy ranon-tantely eny amin'ny Vatodidy aho amin'izay sitrana aingana ary naverimberina foana io teny io(misy zavatra tamin'ilay ravin'akondro fa tsy tsaroako ilay notantarain'ny dadany)
Ny maraina dia nitady ireo ny dadany ka nanatitra ireo tany aminay izay toerana nisy ilay nampijalian-dry zalahy ilay biby. Vao tonga teny amin'io toerana io anefa ny dadany dia nandraraka ilay tantely sy nametraka ilay ravin'akondro nisy zavatra...Nitondra toaka gasy koa izy ary nararany teo.
๐ฅบVao vita izay dia indrisy niantso ny reniny fa maty i Sitraka...
Rehefa nohalalinina ity zava-nisy ity dia fantatra fa izay nahazo ilay bibilava dia nahazo an'i Sitraka. Narary ny fean'i Sitraka ary niakatra tsikelikely nakeo amin'ny fony.
Enganie lesy mba handry ampiadanana ialahy ry le Sin ah(Sin no anarapetaka nataoko azy tamin'izany)
Fehin'ity tantara ity dia hoe tandremo ny fady, hajao ny zavaboaary raha mbola tsy nahazo anao ny nahazo an'i Sitraka!
Aza adino hatrany manaraka ny page fa hizara zavatra mahasoa sy hampahafantatra zavatra foana aho
MBA DOKAFY ATO NY ASANAO HO JERENAY : Asio Contact sao misy liana avy hatrany.
Click here to claim your Sponsored Listing.