TrendyMix
Rendez votre cuisine plus facile et élégante ✨
🍳 Accessoires tendance & électroménager de qualité
💥 Bons prix avec des Nouveautés régulières
03/06/2026
🌟 Tsy ny THERMOS rehetra no mitovy kalitao!
Raha mitady thermos tsara, mateza nefa tena mora vidy ianao, dia THERMOS DRAGON ato aminay no safidy tsara indrindra.
✅ Kalitao tsara
✅ Mitahiry hafanana mandritra ny ora maro (48h)
✅ Mafy sy mateza
✅ Modèle isan-karazany azo isafidianana sady manintona
👉 Vidio am-pahatokiana fa tsy hanenina ianao, ary tsy ho very vola koa☺️
🟤 THERMOS 2L : 28 000 Ar
🟤 THERMOS 3L : 33 000 Ar
👉Capacité + Prix : efa eo ambanin'ny sary daholo
🚚 Livraison manerana an'i Tana sy ny province
📞 034 38 023 88
✨ Aza mijery ny vidiny fotsiny fa jereo ny kalitao sy ny faharetany. THERMOS DRAGON, namboarina haharitra ary hamaly ny hetahetanao☺️
12/05/2026
Salama daholo.😉✨
🟤Amin'izao ankatoky ny fête des mères sy Pentecôte izao dia misy fihenam-bidy avokoa ny THERMOS sy ny BOUILLOIRE ato aminay
✨Ho anao izay te hanolotra cadeau mamikely, tena mety tsara.
🟤THERMOS marque DRAGON.
Ahitana modèle isan'karazany sady tsara no mitazona. hafanana maharitra.
✅3L:33000ar.
✅2L:28000ar.
Misy ihany koa ny :
✅BOULLOIRE INOX Pava 2L:26000ar.
✅ BOULLOIRE INOX Honest 2L:30000ar.
🟤Aza misalasala mandefa ny commandenao anaty mp na antsoy ny:
Contact: 034 38 023 88
🚌Livraison Tana sy Province.
10/05/2026
ALERTE PROMOTION THERMOS DRAGON🧡🕺
▶2L: 2⃣8⃣0⃣0⃣0⃣Ar
▶3L: 3⃣3⃣0⃣0⃣0⃣Ar
Izay efa nividy ka nampiasa hatreto dia mbola tsy diso fanantenana raha nisafidy ny thermos marque DRAGON tato aminay.
✔mitazona hafanana mandritry ny 48h be izao.😯😜
✔Miaraka amin'ireo loko mahafatifaty be daholo ary manaingo ny efitranonao.✨✨
✔Mateza sy maharitra an'taonany
✔Tena ilaina tokoa amin'izao andro ririnina izao.
✔Modèle afaka hisafidianana (misy afaka ampiasaina anaty birao, na fiasàna)💻👨💻
✅Ny mampiavaka anay : service de livraison rapide + livraison alahady, ny prix de livraison mirary satria dia juste frais bus no takianay dia tonga aminao ny entana.
Stock limité ka aza tara fa alefaso dieny izao ny commande.
Aza misalasala mandefa MP na miantso.📩📞
Contact: 034 38 023 88
09/05/2026
Aleo aloha hisy kely an'izao fa izao indray izao no lamaody, aiza dia hivarotra foana😆😀🥰
Ao amin'ny commentaire ny Prompt nampiasaina dia aza adino ny mitaona ny namana hi-abonné ny page🥰😘
Bonne nuit💋💗
25/04/2026
✅Opportunité, BOURSE D'ETUDE izay atolotry ny Gouvernemanta Japonais ho an'ny Tanora Malagasy izay manana Bacc na mihoatra.
Vakio tsara dia alefaso haingana ny dossier de candidature alohan'ny 29 mai 2026 eny amin'ny ambassade de japon.
📢 Bourse MEXT 2026 – Japon 🇯🇵
Les candidatures à la bourse du gouvernement japonais (MEXT) sont actuellement ouvertes pour les ressortissants de Madagascar 🇲🇬 et le Comores 🇰🇲.
🗓 Date limite : 29 mai 2026
👉 Cette bourse entièrement financée permet d’étudier au Japon (Licence, Master, Doctorat, etc.), avec :
✔️ Frais de scolarité pris en charge
✔️ Allocation mensuelle
✔️ Billet d’avion aller-retour
📌 À noter : Les dates varient selon les pays, mais les candidatures se déroulent généralement entre avril et mai via les ambassades japonaises
Lien 🔗 : 📣Bourses du Gouvernement du Japon (Bourse MEXT)👨🎓👩🎓
1️⃣Le Gouvernement du Japon offre des programmes de bourses d’études à l’endroit des étudiants malagasy et comoriens.✍️
2️⃣Date limite de dépôt de candidature à l’Ambassade du Japon :
Le vendredi 29 mai 2026 à 16H00
3️⃣Détails
🇲🇬Pour les malgaches 👉https://www.mg.emb-japan.go.jp/itpr_ja/11_000001_01020.html
🇰🇲Pour les comoriens 👉https://www.mg.emb-japan.go.jp/itpr_ja/11_000001_01021.html
🌐 Site web :
https://possibilitedetudealetranger.net
✍🏻 Étudier à l'étranger
09/03/2026
Ny torimaso ampy sy tsara dia tena zava-dehibe amin’ny fiasan’ny atidoha sy ny fitadidiana 🧠
Ireto ny antony ara-tsiantifika mahatonga izany:
1️⃣ Mandritra ny torimaso no miezaka mitahiry” sy manangona ny zavatra nianarana na voaray nandritry ny tontolo andro ny atidoha
👉Rehefa mianatra ianao mandritra ny andro, dia tsy voatahiry tanteraka avy hatrany ao an-tsaina izany.
👉 Mandritra ny torimaso, indrindra amin’ny torimaso lalina, ny atidoha dia:
mandamina ny zava-baovao niseho ny tontolon'ny andro ary mamindra azy ho fitadidiana maharitra
💎Ohatra
Raha mianatra teny vaovao ianao alohan’ny hatory dia mora tadidy kokoa ny ampitso.
2️⃣ Manadio ny atidoha
Mandritra ny torimaso dia miasa ny rafitra antsoina hoe glymphatic system (rafitra manadio ao amin’ny atidoha).
👉 Izy io dia:
manala poizina sy fako ao amin’ny atidoha
manampy ny atidoha hiasa tsara
😓 raha tsy matory tsara araka izany dia:
👉miangona ireo “fako” ao amin’ny atidoha ary
mihena ny faharanitan-tsaina sy ny fifantohana.
3⃣Mampihena adin-tsaina
Ny torimaso ampy dia:
💎mampihena ny hormone cortisol (hormone stress) ary mampitony ny saina
❌Tsarovy ary fa raha tsy matory tsara dia mitombo ny stress ary mihena ny fitadidiana⚡ 3️⃣
4⃣Mamerina ny “herin’ny atidoha”
✅Mandritra ny andro dia reraka ny neurones satria miasa be, ka Rehefa matory ianao noho izany dia miverina ny angovo ao amin’ny sela ary
voalanjalanja ny neurotransmetteurs (simika ampiasain’ny atidoha hifandraisana)
👉ka Izany no mahatonga anao mahatsapa mazava saina rehefa avy natory tsara ary mahita hevitra tsara kokoa.
5⃣Manampy ny famoronana sy ny fitadidiana maharitra
👉 Ny torimaso no mamindra ny fahalalana avy amin’ny fitadidiana fohy ho lasa fitadidiana maharitra.
📌 Noho izany:
ny mpianatra matory tsara dia mahavita mitadidy zavatra betsaka sy maharitra kokoa.
✔Tsy tsara loatra koa araka izany ny miari-tory na reraka noho ny tsy fahampian'torimaso alohan'ny hanaovana examen any an-tsekoly
🟤Fehiny, ny torimaso ampy sy tsara dia tena ilaina amin’ny fiasan’ny atidoha ary raha te hanana fitadidiana tsara sy atidoha miasa tsara, dia ilaina ny matory 7–9 ora isan’alina ary miezaka hatory ara-potoana..
✅SOAVA-MANDRY DAHOLO DIA AZA ADINO NY MANARAKA HATRANY NY PEJY😊
08/03/2026
HO ANAO MITADY THERMOS TENA TSARA SY TENA MITAZONA HAFANANA MAHARITRA.
IZAHAY MANANA KARAZANA MODÈLE-NA THERMOS MARO AFAKA HISAFIDIANANAO TSARA. MISY 1L HATRAMIN'NY 3,2L
💗PRIX tena mirary ✨
THERMOS 1L: 26000Ar
THERMOS 1,3L: 28000Ar
THERMOS 1,6L: 30000Ar
THERMOS 1,9L: 32000Ar
🟤THERMOS 2L marque Dragon: 28000Ar - 29000Ar, 30.000Ar
🟤THERMOS 3L plastique ivelany: 34000Ar, 35000Ar, 36000Ar
🟤THERMOS 3,2L: 35000Ar
🟤THERMOS LUXE 3L EN INOX: 42000Ar
🎉efa ambanin'ny sary daholo ny PRIX✨
🎉STOCK LIMITÉ. Aza variana mieritreritra fa lasan'ny hafa eo ihany ny tokony ho anao😆☺
☎CONTACT: 034 38 023 88/ 033 99 574 24
🚐Livraison manerana ny nosy
27/01/2026
Tonga indray ny arrivage karazana Hot pot à la cantine isan-karazany, afaka hitondrana vary
👉misy afaka hisafidianana tsara sady amin'ny vidiny mora
👉Mitazona hafanana tsara daholo
👉Prix efa eo amin'ny sary
👉LIVRAISON RAPIDE
👉Mandefa hatrany amin'ny faritra
13/01/2026
Salama daholo,
✅Re-dispo thermos 2L : 28000Ar daholo.
Oui 2⃣8⃣0⃣0⃣0⃣Ar tena mora🔊
✅Mitazona hafanana tsara sady mafy
✅Misy modèle sy couleur isan-karazany afaka hisafidianana tsara.
✅Mitsitsy kokoa ny fampiasana azy ary tena mety ho an'ireo mila mampiasa rano mafana matetika .
🔵Araraoty fa efa tena mirary ny vidiny😊
🚌Aza adino fa manao livraison izahay ary mandefa hatrany amin'ny faritra ihany koa.
✅Alefaso avy hatrany anaty MP ny commandenao, na koa afaka miantso ny 034 38 023 88
Click here to claim your Sponsored Listing.