By Rasazy JO "Maman''Fi"

By Rasazy JO "Maman''Fi"

Share

โฌ๐Ÿ”ฝโฌ‡๏ธ๐Ÿšจ๐Ÿšจ
Sage femme ๐ŸŒธ๐Ÿคฐ๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Santรฉ ๐Ÿฅ
Maman ๐Ÿคฑ๐Ÿฅฐ๐Ÿง‘โ€๐Ÿผ
Bรฉbรฉ ๐Ÿ‘ถ๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จ๐Ÿ’™๐Ÿ’—
Beautรฉ ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ƒ๐ŸŒน๐Ÿ‹๏ธ
Bien-รชtre ๐Ÿช
Divers โ˜บ๏ธ...

02/09/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿซ๐ŸŽ’ C'est la l'entrรฉe ๐ŸŽ’๐Ÿซ๐Ÿšจ

๐ŸŽŠ๐Ÿฅณ Misokatra @ fomba offisialy adroany ny storie photos
andeha hianatra izahay ๐Ÿ˜œ ๐Ÿคค ??๐Ÿ’ƒ

Sy ny

VAO maraina ๐Ÿคค ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜œ๐Ÿƒ

Ity olona kely ity no maha maman'i Fi ๐Ÿ’™ ahy ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅบ๐Ÿค—

Mirary soa ny zanantsika rehatra oh ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—๐Ÿ™๐Ÿซ๐ŸŽ’

Vive la l'entrรฉe ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐Ÿ’ƒ๐Ÿ’ƒ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ

08/08/2026

Coucou et merci a mme Tantine Fabiola ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ƒ๐Ÿค—

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 29/07/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ–๏ธ๐ŸŒดNdao anao vacances ๐ŸŒด๐Ÿ–๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Sary vitsy2 teto ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Raha ny faniriana dia ny ahita azy rehetra ๐Ÿคค๐Ÿฅฐ๐Ÿ™

Aiza izao no tianareo aleha raha eto Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿฅฐโœˆ๏ธ๐Ÿš—๐Ÿ›ต๐Ÿšดโ€โ™€๏ธ


Mirary fialatsasatra sambatra ho antsika rehetra ary ohhh

๐ŸŒธ Sf Jo's ๐ŸŒธ

10/07/2026

๐Ÿ“ฃ๐Ÿšจ๐ŸฅTEST RAPIDE ๐Ÿฅ๐Ÿšจ๐Ÿ“ฃ

Tohiny...

Test de diagnostic rapide ๐Ÿงซ๐Ÿงช๐Ÿ’‰

๐Ÿฅ Natao ho antsika , mpiasany fahasalamana ity vidรฉo ity ๐Ÿฅ

โ˜‘๏ธ Clinique
โ˜‘๏ธ Hรดpital
โ˜‘๏ธ Maternitรฉ
โ˜‘๏ธ Cabinet de soins
โ˜‘๏ธ CSB l , ll ...

Natao ho antsika ity vidรฉo ity, mety anampy sy anamora ny asa izay sahanintsika .
Indrindra2 fa isika any ambanivoitra lavitra any sy any aminy faritra. Natao ho antsika ity test ity๐Ÿ”ฅ
Eny efa misy eto ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ˜‘

Aza misalasala miditra ao aminy ny page Tsik Medical na miantso Azy avy hatrany raha mila izany isika.

๐Ÿš˜๐Ÿ›ต๐Ÿšฒ Livraison gratuite ho antsika eto afovoantany raha mila , fa tsy maintsy point mรฉdical na station essence akaiky anao indrindra no point anaovana ilay livraison ๐Ÿค—.

Tsy diso anjara iany ko isika any aminy faritra fa aza matahotra, mandefa any iany ko 'zareo๐Ÿค—

Aza misalasala mametraka fanotanina raha misy izany โ‰๏ธ

Aza misalasala iany koa miditra mp na miantso any raha ilaina izany๐Ÿ””๐Ÿ›Ž๏ธ

๐Ÿ“ง [email protected]
โ˜Ž 034 14 499 32
๐Ÿ“ Lot VS 52 NA Bis Avaratr'Ankatso

Zarao ary fa mety anampy ny namantsika ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—

07/07/2026

๐Ÿšจโ˜Ž๏ธ๐Ÿ“ž Mety ahavonjy Anao โ˜Ž๏ธ๐Ÿ“ž๐Ÿšจ

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 06/07/2026

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿšจ Crise de 2 ans ๐Ÿšจ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ

Mino aho fa mahalala tsara ity 2 ans ity daholy isika RAD oh๐Ÿฅตโ˜บ๏ธ

Nanao aona no niainanareo azy taoโ‰๏ธ
Aona no ataonareo rehefa miseo ilay criseโ‰๏ธ

Ndao mba hifampitatara fa mety anampy ny hafa 'reto ny expรฉrience 'nareo an ๐Ÿฅฐ๐Ÿค—

Ao anatiny tanteraka mhts izahay izao @ fi ๐Ÿ’™ ๐Ÿ˜œ๐Ÿ˜๐Ÿฅต

de 2 ans :

๐Ÿšจ๐Ÿ“ฃ Maninona no mandalo io ny zaza eo 18 volana hatramy faha 3 taona โ‰๏ธ

โžก๏ธ Satria efa mivelatra be ny sainy, betsaka ny zavatra ao andohany anefa mbola tsy vitany manantanteraka ilay izy.
โžก๏ธ Betsaka ny zavatra tiny ho lazaina anefa mbola tsy voalazany.
โžก๏ธ Te aleo-tena anefa mbola tsy mahavita samy irery. ....
Dia izay mahantonga ilay tomany lava sy kikiaka rehefa avy eo.
Sy ilay NON NON ๐Ÿ˜๐Ÿ˜œ๐Ÿคค๐Ÿƒ๐Ÿฅต

Sombiny iany ireo fa samy manana ny crise avy ny zaza antsika .

Ny tsara indrindra dia mila mahay mifanaraka tsara ny andaniny sy ny ankilany ( Zaza sy RAD) .

Courage be daholy isika izay misendra azy ankehitriny ๐Ÿ’ช๐Ÿฅฐ

Fa mamy be foana anie ilay Zaza antsรฎka ry maman sy papa ooo ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿคค๐Ÿคค

02/07/2026

๐Ÿ“ฃIanareo ko ve manana ity satroka ity ๐Ÿ˜œ๐Ÿ˜‚

๐Ÿ‘’Mampody vady misintaka
๐Ÿ‘’Maha manja vao maraina
๐Ÿ‘’Manafina volo tsy voambango
๐Ÿ‘’Manafana ny loha
.. Dia maninona koa ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜œ๐Ÿƒ๐Ÿ’ƒโ‰๏ธ

Photos from By Rasazy JO "Maman''Fi"'s post 12/06/2026

๐Ÿ“ข ๐Ÿ’ƒPaoziko manala ilay e-ticket misy prix any ilay zavatra novidiko en ligne vao eny @ couloir , sao hitany dadan'i BB Fi ๐Ÿ’™๐Ÿ™ˆ๐Ÿคฃ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿƒ๐Ÿค๐Ÿคซ๐Ÿคซ

Category

Website

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Rasazy JO "Maman''Fi" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.