D&V united2
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from D&V united2, Health/Beauty, Antananarivo.
🔥 D&V United – Bâtir aujourd’hui, dominer demain
🏢 Un groupement de 5 entreprises engagées dans la qualité, l’innovation et la réussite
💡 Ensemble pour transformer les idées en succès
📞 Contact : 038 93 075 25
24/05/2026
🔥✨ MIRARY PENTEKOSTA SAMBATRA ✨🔥
Amin’izao fankalazana ny Pentekosta izao dia mirary ny fitahiana, fiadanana ary fahasoavana ho anareo rehetra izahay 💛🙏
Enga anie ny Fanahy Masina hanome : 🌿 hery vaovao
🌿 fahendrena
🌿 fahasalamana
🌿 ary fahombiazana eo amin’ny fiainana andavanandro.
Mankasitraka indrindra anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra noho ny fitokisana sy fanohanana hatrany 🤍
✨ Mirary andro feno hafaliana sy fitahiana ho an’ny fianakavianareo rehetra.
🔥 JOYEUX PENTECÔTE À TOUS 🔥
14/05/2026
✨🔥 PROMOTION SPÉCIALE 20000ar GAMME COMPLÈTE 🔥✨
Tsy mila mandany vola be vao mahazo volo Salama sy soins tsara kalitao 😍
👉 20 000Ar monja dia afaka misafidy gamme mifanaraka amin’ny olanao ianao 💚
🌿 GAMME CURLY
Ho an’ny volo bouclés, secs, volo tsy defini boucle
✔️ Mampiditra hydratation
✔️ Manome boucles définies sy mi activé boucle
✔️ Mampihena frisottis
✔️ Mahatonga volo ho doux & brillant ✨
🌿 GAMME RÉPARATEUR
Ho an’ny volo simba, tapaka, maina noho coloration, lisseur, soleil…
✔️ Manarina fibre capillaire
✔️ Mampihena casse sy fourches
✔️ Mamerina force & douceur
✔️ Volo salama sy matanjaka 💆♀️
🌿 GAMME REPOUSSE
Ho an’ny volo mihintsana na tsy mety maniry
✔️ Mampihena chute de cheveux
✔️ Manetsika pousse naturelle
✔️ Manamafy faka volo
✔️ Volo lava sy matevina 🌱
💥 PRIX PROMO : 20 000Ar seulement
📦 Livraison disponible
📍 Stock limité aloha ka aza tara
📩 Mp dieny izao raha haka ny gamme mety aminao ❤️
14/05/2026
live destockage -5000ar tous les produits amin'ny midi zao
11/05/2026
🚨 LIVE DESTOCKAGE BOMBA BE 🚨
📍Ato amin’ny page BIOTIA
📅 13 MAI
⏰ Amin’ny 12:00 atoandro
🎁 JEUX DE PARTAGE SPÉCIAL
👉 Produits manomboka amin’ny 200Ar ho an’izay mahay mizara sy manasa namana 😍
🔥 DESTOCKAGE GOAVANA 🔥
💥 Produits avy amin’ny 5 000Ar ka hatramin’ny 20 000Ar ihany!
✨ Ho anareo :
✔️ Misy mony sy tasy
✔️ Panda sy mangana amin’ny tarehy
✔️ Tarehy menamena sy misy irritation
✔️ Volo miongotra
✔️ Volo tapatapaka
✔️ Volo Tsy mety maniry
✔️ Volo maina sy mibofaka
💚 Produits naturels miaraka amin’ny garantie qualité
💚 Efa maro no afa-po tamin’ny résultat
⚠️ Aza tara fa mety ho lany vetivety ny stock!
23/04/2026
Tongava daholo fa misy sahaza n'y olany volonao rehetra + DIAGNOSTIC GRATUIT
21/04/2026
VOKATRA VAOVAO MANOVA NY VOLONAO ✨
Leo volo mihintsana ?
Misy Angadrano tsy mety afaka ?
Volo maina, tapaka sa tsy maniry ?
🌿 Efa misy ny vahaolana ho anao !
Fantaro ny gamme vaovao fikarakarana volo voajanahary, natao manokana ho an’ny :
✔ Fampitsaharana ny fihintsanan’ny volo
✔ Fanalana ny angandrano
✔ Fampitomboana haingana ny volo
✔ Fanamafisana ny volo mora tapaka
💚 Vita amin’ny akora 100% voajanahary
💚 Mety amin’ny karazana volo rehetra
💚 Mahitana vokatra ao anatin’ny fotoana fohy
🌊 Omeo fikarakarana lalina avy amin’ny natiora ny volonao…
Satria mendrika ny tsara indrindra ny volonao !
🔥 Efa misy disponible izao !
📩 Alefaso hafatra privé raha hanafatra na mila fanazavana
21/04/2026
Tsy mitsahatra mikaroka Zay mahasoa anareo mpanjifa, miala any n'y vokatra vaovao, inona Ary soraty ao amy commentaires fa omenay cadeaux Zay maha marina, alefaso ary
20/04/2026
E‼ Andao hanao manjamanja ❤🥰 , Ndao anao CHALLENGE VOLO SALAMA SY LAVA
ireto avy ny olon tadiavina amizany:
✔-olona manana volo tsy mety maniry
✔-olona manana volo mainabe mibofaka tsy mandray menaka
✔-olona manana volo miongotra sy tapatapaka
✔-olona manana volo simba ny appareil chauffante
✔-olona manana volo simba ny lokombolo
💓midira mp condition fa morabe ny vidiny produit ary garanti, SATISFAIT ou REMBOURSE
👉🏻MARIHINA FA AORINANY CHALLENGE DIA TSY MIVERINA INTSONY NY OLANA AMY VOLONAO FA TENA SITRANA SY SALAMA TSARA MIHITSY ARY MANIRY FA TSY HOE MBOLA MIVERIN INDRAY,IZAY NO ANTONY ANAOVANA DIAGNOSTIQUE AZY AMIN'NY APPAREIL PROFESSIONNEL MBA TENA VOATSABO NY OLANA REHETRA ❤❤
Category
Website
Address
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when D&V united2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.