Medecine,Art de Guérir et Accompagnement

Medecine,Art de Guérir et Accompagnement

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Medecine,Art de Guérir et Accompagnement, Health/Beauty, Antananarivo.

Santé et bien être avant tout et pour tous❤

Une page informative dans le domaine de la santé publique visant à donner des informations fiables et des conseils pratiques sur des sujets médicaux.

23/07/2026

Hita tany ho any, Andro fisaonam-pirenena rahampitso

Photos from Tsetsatsetsa tsy aritra's post 21/07/2026

😓 C'est triste
Puisse son âme reposer en paix

Photos from Inona vaovao Dokotera's post 21/07/2026
20/07/2026

Mijanona 4 Taona ao am-bava ao n'y bactérien'ny olona efa norohanao, dia arakaraka ny nahaela ny fiarahana no ijanonany ao😂
Jereo ange e

19/07/2026

Maraina ihany ny andro tsy mahitatory 😂😂😂

19/07/2026

Tena mandositra ra torimaso indraindray😴

16/07/2026

Misy nanome torohevitra za hoe Mbola maniry io dia ho alefako eto ny après ao aorinan'ny fikarakarana👍

13/07/2026

Tamin'ny 17 Oktobra 1995, teraka 12 herinandro mialoha tao amin'ny Medical Center of Central Massachusetts any Etazonia i Kyrie sy Brielle Jackson, samy latsaky ny iray kilao ny lanjany izy mirahavavy. Nihatsara ny fahasalaman'i Kyrie, saingy tsy torak’izany ny an’i Brielle: nihena be ny tahan'ny oksizenina tao aminy, nivadika mangana izy, ary nihazakazaka be ny fitempon'ny fony. Rehefa afapo t@ fikarakarana rehetra azo natao i Gayle Kasparian, mpitsabo mpanampy, dia nahatsiaro fomba fanao iray nampiasaina tany Eoropa saingy tsy fantatra tany Etazonia: ny fametrahana ireo zaza roa tao anaty « incubateur » iray ihany. Nofihinin’ilay salama avy hatrany i Brielle ka niverina tamin'ny laoniny ny famantarana ny aina an'i Brielle minitra vitsy tao aorian’izay. Ny sarin'io fifamihinana io, izay nomena anarana hoe "The Rescuing Hug," dia navoaka tao amin'ny gazetiboky *Life* taty aoriana ary nanova ny fomba fanao ara-pitsaboana manerantany momba ny zaza kambana teraka aloha loatra.
Loharano: Snopes

13/07/2026

Maro ny olona mangataka conseil personalisé @ MP nefa tsy afaka hanao izany ny tena. Misy moa dia tonga dia miteny hoe inona traitement fa izahay aty @ faritra😯 Raha toro-làlana dia afaka omena.

11/07/2026

Mahatsiaro manokana ny olona manana olàna ara-pitaovam-pisefoana indray @ izao andro mia mangatsiaka be iaao

Ny Asthma dia aretina mahakasika ny havokavoka ka mahatonga ny fiainan’ny olona izay voany hanasarotra. Ny olona voan'ny asthma dia mety mahatsiaro ho salama, nefa tampoka eo sahirana miaina « crise d’asthme ». Mety ho voa avokoa na ny ankizy na ny olon-dehibe. Rehefa voara-maso tsara nefa izy io dia azo atao tsara ny mifehy azy afahan’ilay olona miaina ara-dalàna toy ny olon-drehetra.
Ahoana anefa no ahafantaranao raha manana asthma ianao? Inona avy ireo famantarana fampitandremana? Ahoana no hisorohana ny fanafihana?
Ho hitanao @ ranty manaraka

Araho hatrany ny pejy

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo