Fi-Akanjo

Fi-Akanjo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fi-Akanjo, Anosizato est II, Antananarivo.

🛍️ FI-AKANJO

✨ Toerana ahitanao entana manara-penitra sy mora vidy.

👕 Akanjo sy lamaody
⌚ Famataranandro
🎧 Écouteurs sy kojakoja elektronika
🛒 Entana isan-karazany mifanaraka amin'ny filanao

💯 Kalitao tsara • Vidiny mirary • Serivisy azo itokisana

09/09/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE ! 🔥
🔋 Arovy tsara ny Power Bank-nao miaraka amin'ny HOUSSE Power Bank 😍✨
✅ Miaro amin'ny rayures sy petits chocs
✅ Mora entina
✅ Manampy hitazona ny Power Bank ho madio💯
💥 EFA hoe promotion oa💥
📩 Commande en MP
🛍️ Fi-Akanjo — Top qualité ❤️

07/09/2026

Hello tout le monde 👋
Misy fanomezana 🎁ampiarahanay amin'ilay écouteur fa aza tara an😘
Manao livraison ✨🙏
📞038 87 289 09
📩Mp

07/09/2026

Tongasoa eto amin'ny Fi-Akanjo 💗🤗
Mbola disposable ito écouteur bluetooth ito an
Couleur noir sisa
📩Aza misalasala miditra hafatra miafina izay hanao commande na🤔✨miantso mivantana ny 038 87 289 09📞

05/09/2026

Tongasoa eto amin'ny Fi-Akanjo 🤞✨
Izay mbola tsy nahazo an'ilay montre sy écouteur tato aminay dia Mbola misy foana anie Ilay izy e😍
Sady misy fanomezana "surprise"ampiarahana amin'izay mividy roa voalohany
📩Midira mp avy hatrany Ary na miantso mivantana ny 0 38 87 289 09
Manao livraison😘😘

Photos from Fi-Akanjo's post 04/09/2026

Taille S,M,L😍
Mbola disposable daoly

Photos from Fi-Akanjo's post 03/09/2026

✨ JEAN WIDE LEG indray ny manaraka Ary e!
Ato Fi-Akanjo ihany an ✨

🔥 Parfait ho an’ny look casual na chic !
📩 Aza tara fa quantité limitée !
Mitafy stylé,mifandray techno😉🤎
Manao livraison 😘😘

Photos from Fi-Akanjo's post 02/09/2026

" Oui"! Mbola misy oa...👇
🔥 MAILLOT ATO Fi-Akanjo 😍 🔥

⚽ Tsara kalitao
✨ Maro isan-karazany

💖Safidio ary ny club tianao!

📩 Mandefasa Mp,na hafatra miafina 🥰
🛍️ Fi-Akanjo — Mitafy style, mifandray techno, miasa isanandro!

✅Ny tsara foana no omenay anareo mpanjifa🙏♥️

Photos from Fi-Akanjo's post 01/09/2026

Fi-Akanjo 😍✨
Efa hoe ianao sisa no tsy nahazo tamin'ireto maillot vrai qualité Ireto nefa vidiny amin'ilay "oui"😉👍

Alefaso ny commande -nao 📩
Manao livraison Izahay Tompoko🙏🤗

Photos from Fi-Akanjo's post 01/09/2026

September🗒️
Coucou les filles👋
Ireto misy arrivage ho antsika sady mihaja Kely nge eh!😍
✨
Asehoy ny hatsaranao amin'ny akanjo manara-penitra avy amin'ny Fi-Akanjo 👗💖
💫 Kanto • Mihaja • Manintona 💫
Style élégante 🫶❣️🛍️

Website

Address

Anosizato Est II
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi-Akanjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.