Nih aina

Nih aina

Share

Kitio io j'aime io zareo ann🙏

04/12/2024

Zaraiko aminao sao dia mahasoa anao😍

👉Akora ilaina :

✅Akoran’atody 6 (avy amin’ny atody biolojika sy madio tsara)

✅Ranona voasarimakirana (200 ml eo ho eo) na vinaingitra paoma

👉Fomba fanomanana :

Sasao ny akoran’atody amin’ny rano mafana mba hanesorana ny loto.

Andrahoina mandritra ny 10 minitra

Avela ho maina tsara eny amin’ny rivotra ny akora, na atao ao anaty lafaoro amin’ny hafanana ambany (90°C eo ho eo) mandritra ny 10-15 minitra.

-Rehefa maina ny akoran’atody dia poteho ho lasa vovoka tsara

-Alefaso tsikelikely ny ranona voasarimakirana

Avela hijanona ora vitsivitsy.

👉Fomba fampiasana :

Maka kely (antsasaky ny sotrokely) ka afangaro amin’ny rano na atao anaty ranom-boankazo.

Torohevitra :

Aza tafahoatra amin’ny fitrohana azy mba hisorohana ny olana ara-pahasalamana.

Ataovy azo antoka fa madio sy tsy misy poizina ny akora ampiasaina

Jereo ra zakanao io satria ny toe batana tsy mitovy

Aza adino mikitika iry j'aime ambony iry hanarahanao torohevitra maro ato

Nih Nih ainaaNih aina

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo