Roukaya Revendeur Ener’Jo

Roukaya Revendeur Ener’Jo

Share

❌STOP PITSANA❌
Koba ho an’ny zaza mitady lanja sy te hitombo
Na ny lehibe koa aza mety aminy

04/08/2026

🚨 Andao hitesadresaka kely… Fa valio milay e! 😄
Raha afaka manova zavatra IRAY monja amin'ny vatanao ianao anio, inona izany?
❤️ Te-hatavy.
👍 Te-hihena.
😂 Te hanana kibo fisaka.
😮 Te hanana endrika tsara kokoa? Enao aza efa manja koa😝🤣
Soraty ao anaty commentaire ny valinteninao 👇.
💖 Aza adino ny manaraka (Suivre) ny page mba tsy ho tara amin'ireo torohevitra momba ny fahasalamana, ny fikarakarana vatana ary ny fanatsarana ny bika aman'endrika.

07/07/2026

Anizy MAROROKA‼️ mbola misy le KOBA STOP MAHIA zareo an👇 tena mamparoroka tsy mampaventy ankizy tokoa, tena hoe lasa dongadonga mafatifaty be ( 1 an - adulte no mihinana azy), tsy misy produits chimiques 🤍 5e jour tokoa dia mahita vokatra kay zareo a😱
Mp pour plus d’info 🥰

06/07/2026

Coucou🥰

06/07/2026

Efa be tsaka nahita vokatra. 038 68 442 73 na tonga dia alefaso mp commande ✨ na lahy na vavy. Mety ho an’ny ankizy sy lehibe na mampinono azy🌸

29/06/2026

MAMPAROROKA zaza be👌 KOBA Matsiro
Mampitombo lanja - mahanofosana - manome hery —————————————————————————
Tena marina le hoe afaka 5jrs ry zareo dia mahita fiovana sahady an. [1an - adulte afaka mihinana azy daholo] . Sady tsy misy produits chimiques
🔆Manana certificats ara-panjakana tsara zareo ✅
🔆Mety na lahy na vavy na mikotrana na tsy mikotrana

14/04/2026

Mbola misy foana ilay mampitombo lanja an🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo