Bio'Mada

Bio'Mada

Share

Bio'Mada 🌿 | Miel • Kéfir • Huile de coco
100% naturel - 100% Mada
Santé au naturel.

16/07/2025

Salama daholo indray ô👋

Hampafatra Kely aminareo aho fa amin'ny herin'andro, indray vao misokatra ny Cabinet fa Mbola Tsy eto Kely,

Mirary soa daholo 🙏✨

13/07/2025

Salama daholo tompoko 👋
Tsara ny mahapafantatra antsika, fa sur Rendez vous avokoa ny maharary rehetra, mba hialana amin'ilay milahatra,

Amin'izay ianao Tonga Dia voray avitrany, vo Tonga aty✅

Misaotra atsika rehetra ✨

Mirary soa daholo 🙏

03/07/2025

🚨ᴍɪᴛꜱᴀʙᴏ ɴʏ ᴀʀᴇᴛɪɴᴀ ʀᴇʜᴇᴛʀᴀ ɪᴢᴀʜᴀʏ🚨

🎯Na vao zaza amam-bolana aza ka manana olana ara-pahasalamana (Hernie, Asthme, sns ) dia efa afaka manaraka fitsabona.
🩺Rehefa manatanteraka Diagnostic izahay dia mahita ihany koa izay mety aretina hafa ao anatin'ny vatana ary miara-voatsabo avokoa ireo.

🎯 Ireo aretina afaka tsaboina ❓

🔹 AVC (lalan-dra tapaka na tery ao an-doha)
🔹 Diabeta
🔹 Tension
🔹 Arthrose
🔹 Nerf sciatique – Rhumatisme
🔹 Goutte
🔹 Prostate
🔹 Voa
🔹Aty
🔹 Asthme – Bronchiolite
🔹 Marary lamosina, havokavoka, sns...

❌Tsy mitsabo taolana tapaka❌

🤰 FANAMPIANA NY BEVOHOKA AMIN’NY FITERAHANA TSY MARARY

✨Manao "accouchement sans douleur" amin'ny fomba natoraly 100% ihany koa izahay.
---
📍 Toerana : Antanimena, en face Gastro Pizza
☎️ 034 25 827 49

18/06/2025

🌿 𝐂𝐄𝐍𝐓𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐁𝐈𝐄𝐍 Ê𝐓𝐑𝐄 - 𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀𝐒𝐎𝐀🌿
💚𝐅𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐨𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐲

💆Massothérapeute -- Manam-pahaizana manokana amin’ny :

🌿Réflexologie
🌿Réflexothérapie
🌿Kinésithérapie

---

🎯 Inona avy ary ny aretina afaka tsaboina❓

🔹 AVC (lalan-dra tapaka na tery ao an-doha)
🔹 Diabeta
🔹 Tension
🔹 Arthrose
🔹 Nerf sciatique – Rhumatisme
🔹 Goutte
🔹 Prostate
🔹 Voa
🔹Aty
🔹 Asthme – Bronchiolite
🔹 Marary lamosina, havokavoka, sns...

❌Tsy mitsabo taolana tapaka❌

🤰 FANAMPIANA NY BEVOHOKA AMIN’NY FITERAHANA TSY MARARY

✨Manao "accouchement sans douleur" amin'ny fomba natoraly 100% ihany koa izahay.
---

🔍 FIZAHANA ANKAPOBENY (Diagnostic Général)

Alohan’ny fitsaboana dia manatanteraka diagnostic feno izahay.

---

✨ Efa 10 taona mahery izahay no manampy olona ho salama sy ho tony ara-batana sy ara-tsaina.
🎯 Maro ireo nahazo fanasitranana marina sy maharitra – tsy mandiso fanantenana izahay.

---

📍 Toerana : Antanimena, en face Gastro Pizza
☎️ 034 25 827 49
📩 Azo alefa koa ny hafatra mivantana (message privé)

---

🧘‍♀️ Arovy ny fahasalamanao amin’ny fomba voajanahary, ara-pomba matihanina.

🌿Centre de bien-être Tianasoa – làlan’ny fanasitranana tony sy mahafinaritra.

--------------------------------------

🌿 CENTRE DE BIEN-ÊTRE TIANASOA 🌿

Massothérapeute spécialisée en soins naturels et efficaces

✅ Réflexologie
✅ Réflexothérapie
✅ Kinésithérapie

---

💡 Pour quels problèmes de santé ?
Nos méthodes naturelles permettent de soulager et traiter de nombreuses maladies (sauf fractures).
Voici quelques exemples :

🔹 AVC (Accident Vasculaire Cérébral)
🔹 Diabète
🔹 Hypertension (Tension)
🔹 Arthrose
🔹 Nerf sciatique, Rhumatisme
🔹 Goutte
🔹 Problèmes de prostate
🔹 Troubles rénaux
🔹 Asthme, Bronchiolite
🔹 Foie
🔹 Prostate
🔹 Et bien d'autres encore...

---

🤰 ACCOUCHEMENT SANS DOULEUR

Nous proposons également un accompagnement naturel et sans douleur pour les femmes enceintes.

---

✨ Plus de 10 ans d'expérience au service de votre bien-être
🔬 Diagnostic général inclus dans la première consultation
💬 Résultats prouvés par de nombreux patients satisfaits

---

📍Adresse : Antanimena, en face de Gastro Pizza
📞 Contact : +261 34 25 827 49
📩 Message privé ou appel direct – nous sommes à votre écoute.

---

🧘‍♀️ Prenez soin de votre santé, naturellement.
🌿Centre de bien-être Tianasoa – là où commence votre guérison.

16/06/2025

ITO ARY ILAY TOERANA MISY ANAY👇👇

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

La Cigale-Antanimena
Antananarivo