Les Rall’s
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les Rall’s, Health/Beauty, Antananarivo.
24/11/2025
« Rahavaviko ao amin’i Tompo❤️
✅Aoka ny hazavan’ny finoanao hanazava ny dianao,
ary ny fitiavan’Andriamanitra hanefy ny fonao.
Na mandalo alina maizina aza ianao,
mahazòna tsara fa misy maraina entin’ny fahasoavana.
🤩Rehefa reraka ianao — mivàha ao amin’ny vavaka.
Rehefa misalasala — mijanòna ao amin’ny Teniny.
Rehefa manontany hoe “ho vitako ve ?” — henoy Izy miteny hoe : « Aza matahotra, fa eo aminao Aho » (Isaia 41:10).
👉 Ny fanoloran-tena ao amin’i Kristy no fiandohan’ny fandresenao.
👉 Ny fitokisana Azy no vavahady mankany amin’ny fahasambarana marina.
👉 Ny faharetana no làlan’ny fahamatoran’ny finoana.
Aoka ny fonao ho lany tamingana amin’ny be fitiavana,
ny teninao ho tsiro soa amin’ny fiononana,
ary ny fihetsikao hanambara fa izay miaraka amin’i Kristy dia tsy mitondra fiainana irery.
Mandehana amin’ny herin’ny Tompo,
fa izay miantehitra Aminy dia tsy ho fotaka velively.
« Izay nanomboka taminao izany asa tsara izany, Izy no hahatanteraka izany. »
(Filipiana 1:6)
Miaraka amin’ny fitiavana sy fifononana ao amin’i Kristy.
🙏✨
Hello 🤩❤️
Tsy hitanareo ve hoe Tena tsara ny midera 🥳
Samia ho tahian’Andrianandriamanitra daholo ❤️
Hebreo 13:8
*Jesosy Kristy no tsy miova omaly Sy anio ary mandrakizay*
✨Midiky izany fa tsy miova ny toetrany, tsy miova ny fitiavany, ary tsy miova ny asany sy ny fahamarinany, na dia miova aza ny fotoana sy ny toe-javatra eo amin’ny fiainana.
✨Fahamarinan’i Kristy: Raha miovaova ny zava-drehetra eto amin’izao tontolo izao, dia i Jesosy kosa mijanona ho azo antoka, ho azo itokisana.
✨Fahatokiana: Afaka matoky isika fa izay nataon’i Jesosy ho an’ny olona taloha dia mbola azon’Andriamanitra atao ho antsika amin’izao fotoana izao sy amin’ny ho avy.
✨Fanantenana sy fiononana: Ao anatin’ny fanenjehana, fitsapana, na fiainana sarotra, dia manome hery sy fiononana ny fahafantarana fa i Jesosy Kristy dia tsy miova mihitsy.
🌸Mirary herinandro vaovao ho feno fanambinana ho antsika rehetra
Ny Alahadinay ❤️
Jesosy no loharanon’ny zavatra rehetra 🙏🏻
GOD TIME💥
❤️Andriamanitra dia namaritra lalantsara ho an'ny olona tsirairay fa tsy ny taonanao no mamaritra ny toerana tokony hisy anao fa ny fotoana sy ny sitrapon'Andriamanitra mitovy amin'ny fiheverana fa tsy antsika ny fotoanany. Ny fahamaikana indraindray dia manosika antsika hanao safidy maika ary matetika izy ireo no tsy tsara indrindra. Koa ankehitriny Andriamanitra dia mangataka aminao mba hampifanaraka ny tenanao amin'ny fotoany satria manana drafitry ny fahasambarana sy fiadanana ho anao Izy, ary azonao antoka fa na dia haingana toy inona aza ianao dia mandroso miaraka amin'Andriamanitra dia ho tonga ara-potoana amin'ny toerana halehanao🙏🏻
Mirary herinandro vaovao ho feno fanambinana ho antsika rehetra 😍
Manaova ny Mety by Rall's 😍
Mihainoa finaritra o 🥰
Tratry ny asaramanitra daholo isika Malagasy rehetra🇲🇬🇲🇬
🎉Manaova fety Sambatra ❤️
Coucou🤩
Vidéo de présentation Keli o😍😍😍
Coucou ❤️
❤️Mamy ny Foko by Les Rall’s
Atolotray ampitiavana be 🤩
Coucou daoli😍 Mirary fety sambatra hoatsika rehetra de samy tahin'ny Tompo 🔥
❤️Ka mirary anao ho tahin'Andriamanitra ,tononiko aminao ny fahatsarany lanitra🥰🙏
❤️
Les Rall's Birthday surprise 🥰
Nanao surprise keli hoan'i Domoina zai omaly , araho finaritra ary ee 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
101