Afrodite
Afrodite produit des huiles végétales 100% naturelles, extraite à froid pour préserver leur bienfaits
03/06/2026
🌿 Salama daholo e ! 🌿
Andao isika hiresaka kely momba ny hoditra maina, indrindra rehefa hiditra vanipotoana ny Ririna ❄️
Fantatrareo ve fa misy karazana hoditra tena mora maina sy mora very hamandoana? Izany no mahatonga ny hoditra ho marokoroko, hisy fahatsapana misintona.
✨ Aza manahy anefa! Ny beurre de cacao dia manampy amin'ny fanomezana hamandoana sy fitazonana ny fahalefahan'ny hoditra, ka mahatonga azy hijanona ho malama .
💛 Azonao jifaina ato aminay izy ity.
🚚 Manao livraison manerana an'Antananarivo sy ny faritra (province) izahay
05/05/2026
Salama isika ato e ! 🥰
Ho antsika ilay sahirana amin'ity resaka porosité ity dia ity atao 👇
🔹 Porosité Fauble
Volo malama, mamirapiratra, saingy sarotra idiran’ny soins atao aminy
🔸 Porosité moyenne
Volo équilibré , mora karakaraina sy mora mitazona hamadoana
🔺 Porosité élevée
Volo maina, marefo, tsy mitazona hamadoana ary mora tapaka
Fantaro ary manomboka izao ny porosité an''ny volonao ! 👇
30/04/2026
😩🫣😢😭
Hello les Mamans 🥰
Astuce kely.ho antsika anio 👇
https://www.facebook.com/share/r/1Hpntn4PNU/
23/04/2026
Arovy amin'ny masoandro ny oditrao 👌
Beurre de cacao dia azo atao tsara solona creme solaire 🥰
Manao livraison izahay : beurre de cacao dispo en format 250 Ml
Bonne journée 😍😘
21/04/2026
Rehefa bevoka 🤰 dia miseho daholo izao rehetra izao 🥺😅😏
Ary io volo io… tena anisany victime voalohany mihitsy 🥲
Mety hisy fitomboan’ny angadrano (pellicule), noho ny fiovan’ny hormones 😩
Fa aza manahy fa ity misy astuce kely ho anareo 👇
👉 Manaova bain d’huile de moutarde 🌿
Manampy hanadio ny loha ary mampihena tsikelikely ny angadrano 👌
Andramo fa tena mahita fiovana ianao 😉
📦 Mbola misy format 2 azo isafidianana :
• 50 ml
• 100 ml
Aza miandry ela fa voafetra ihany ny stock 😍
💥 BEURRE DE CACAO + HUILE DE COCO 💥
MAMERINA IRENY TONGOTRA VAKIVAKY IRENY 😁
JEREO ANIE 👇
MBOLA DISPO NY BEURRE DE CACAO SY NY HUILE DE COCO
05/04/2026
Mirary p***a Sambatra ho antsika rehetra 😍
04/04/2026
💥 GAMME MAHOMBY : INONA AVY VOKA-TSOA ho an'ny volo ? 💥
🌿 Huile de coco :
✨ Manalefaka ny volo
✨ Miaro amin’ny fahamainana
✨ Manampy hampitombo sy hanamafy ny volo
🍫 Beurre de cacao :
✨ Mamelona sy manome “brillance”
✨ Miaro amin’ny fahasimbana
✨ Mahasoa ho an’ny volo maina sy simba
🌱 Huile de moutarde :
✨ Manafaingana ny fitomboan’ny volo
✨ Mampatanjaka ny fakany
✨ Manampy amin’ny fisorohana ny volo latsaka
Araraoty fa lasa 108 000 Ar izy 3 izao 👌🥰
Astuce du jour 🥰
Fantatrareo ve ny tongolo dia manafainga ny fitsirian'ny volo ihany koa ? 😁
Jereo anie ity video ity e 👇
Hitondra soa antsika anie ity volana vavao ity 🥰
Category
Website
Address
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Afrodite posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.