Annick Lauren - La Page
📚 Étudiante en Esthétique | Passionnée de Skincare | Personal shopper 🌸
✨ Boutique en Ligne | Sur livraison uniquement | Authentique 100%🇫🇷
03/09/2026
Mba curieuse aho te halala, betsaka ny manao vente en ligne namako ato oe aiza nga nareo mahita livreur makany Ampefy pour 4000ar izany ry reto 🫣🤣
Ao aloha mba miomehy kely dia tsara mandry tsara aby ary eee💕
03/09/2026
Tena maro be ianareo no niandry ny fiverenan’ny nettoyant an’ny CERAVE🥰😍
💕Lazao anay en commentaire ny type de peau anao dia lazainay iza no mety💝
~~~~ Authenticité garantie 100 % ~~~~
03/09/2026
Isan’ny vaholana ho antsika manana tarehy tsy mety afaka mony mihitsy, misy karazana imperfection (rougeur, excès de sébum…) ary tâche sns eo amin’ny tarehy🥰💕
✅97% an’ireo napiasa azy nandritra ny test et suivie dermatologique dia afapo avokoa🙌🏼
~~~~ Authenticité garantie 100 % ~~~~
02/09/2026
Tapaka hoazy ilay live ry reto mialatsiny🥹
On refait ça une prochaine fois sur tik tok fa mahasostra kely ilay facebook 🙌🏼
Ity ilay protection solaire teinté hamoiasaiko teo am live nanakona ny tache ako , teinte medium ny ahy (il y a trois teintes)
Disponible sur commande raha mila nareo😘
Mon nom sur Tik Tok : Annick Lauren🌸
Abonneo aloha fa hiverina hanao video any ramatsouuu
02/09/2026
Nahatonga ilay niandrasanareo zahay, tonga dia mandefa coordonnée en mp aingana fa vitsy kely ihany no disponible de suite🥰
✅Miseho anaty live ireto avy eo ahn !!! 💕
31/08/2026
Sao mahasoa ny clientes ako ity🥰😍
✅Tena tsara loatra ity huile ity + cire coiffante anzareo, nanaovako bain d’huile avant lavage efa volana maro fa tena itako ny fiovana (moins de chute, casse) miaraka amin’ny efa routine ako🙌🏼
🙈Misy efa mapiasa ve ianareo sa tsia?🙈
~~ Produit an’ny Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty 💕
31/08/2026
indray ireto farany ireto dia hafa mihitsy ny vidiny fa tandremo tara nareo🥰
✅Adopt’ authentique 100% (confirmation immédiate en mp pour toute commande)💕
27/08/2026
Plus de 300 pièces vendues tsy mbola nisy nandefa retour ratsy anay oe tsy afapo🙌🏼
➡️Idéal ho an’ny re-application, plus que pratique, sady matifiante no poudreux tsy ilay mana’maina tarehy mihitsy, adapté pour tous les types de peaux🙌🏼
✅Disponible de suite et en promotion chez Annick Lauren - La Page 💕
~~~~Authenticité garantie 100%~~~~
26/08/2026
Betsaka ny niandry ny retour an’ity déodorant an Aroma Zone ity ianareo fa vitsy sisa no dispo tam tonganay satry tia nareo be mihitsy fa tena tsara loatra🙌🏼
✅Déodorant sans parfum, idéale raha manana aiselle sensible, manala fofona sy hatsebohana ary tsy mamela trace💕
~~~~Authenticité garantie 100% ~~~~
25/08/2026
Inona ary zany ô, produits tsy maintsy hosorana isan’andro isan’andro tsy mahazo tsy hosorana na misy masoandro na tsia🙈🙌🏼
Hibedesako ny clientes ako vao tsy manosotra indrindraa ilay mimenomenona oe tsy mety afaka ny tache am tarehy🤣🥰
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 18:00 |
| Tuesday | 09:00 - 18:00 |
| Wednesday | 09:00 - 18:00 |
| Thursday | 09:00 - 18:00 |
| Friday | 09:00 - 18:00 |
| Saturday | 09:00 - 16:00 |