By Grace.mdg
Mivarotra akanjo frip sy vaovao tsara kalitao izahay, Eto ianao no ahita fitafiana manja ,manaraka toetr'andro ary mifanaraka @ budget an'ny tsiriray .
Tsotra nefa miavaka ❤ tongava mitsidika 😊
19/12/2025
Mbola tsy heure fatoriana kosa ngambany zao a
Jp telma
Jp airtel
Jp orange
alefa aaa , izay tonga aloha iany
Big shout out to my newest top fans! Sambatra Ny Aina, Fa Niry, Fahendrena Finoana, Nirilanto Rkt, Delina Rasolofoarihery
TOP Fan 🙏
Ao daholo ve? Ça va?
Mikenikenina cadeau mamy be hoanareo indray zahay, tena tinareo ilay izy 🎀🎀
Alefaso aloh ny coeur ♥️
F manino aky ts valinareo l post-ko ao 😭 tsy tinareo anga l poketra fa manomboka 2000Ar anie aki wa e😱😱
15/12/2025
O leretsy ah misy olona tena mahery vintana 😂😂
Arhabaina Delina Rasolofoarihery Mp avy hatrany retsy a
Izy indray aloh ny mpandresy zany 🥳
Aza rerak micoms sy partage zalahy fa mapiakatra vintanareo an 🤩
ndray lo mahazo credit telma aingana
Te hizara poketra ah zany 😅 otrinona no prix zakanareo, ataoko solde ilay misy defaut kely .potsitra tanaty carton akia 😩
Coucou famille kelin'i By Grace , ataoko anio aki ny tirage fa nisy contre temps kely zahay tinay be nareo 🥰🥰🥰
Merci Vonjy, tena marina avokoa ny voalazanao , enganie handray fepetra ny tompon'andraikitra 🙏
11/12/2025
Andray aki , mentioneo eto koa ilay namanao tia manao escarpin mihaja be iny mba miara micomande nareo roa 👠
👌🏻Escarpins talons carré 👌🏻Stylée tendance
👌🏻Master qualité
👌🏻Longueur 8cm
👌🏻Pointure 37.39
Tandremo tsara ry reto ny ankizykely eny andalana refa maka bus. tena maha ontsa ilay video accident teo 😭