Beauty by L’M
Prestation à domicile ❤️ tel: 0341000907
30/07/2026
Hello les filles🌹
Mbola afaka mandray rendez vous hoan'ny rapitso hatramin'ny sabotsy.
Santionany amin'ny Extension gel tato aminay izay manomboka ny
25 000Ar fotsiny💅🏻
📞: 034 10 009 07
🏠: Ambohimirary ambanin'ny fiangonana katolika
28/07/2026
Hello hello💫
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra🌹
📞: 034 10 009 07
🏠: Ambohimirary ambani'ny fiangonana katolika
22/07/2026
🌹 Douceur garantie, prix abordable 🌹
Mbola malalaka tsara ny fandraisana rendez vous amty semaine ity🥰
📞: 034 10 009 07
21/07/2026
Hello hello🌸
Manomboka herinandro vaovao indray isika, manaova manjamanja ka aza adino ny maka rendez vous aty aminay💅
✅Talata - Sabotsy
✅08h - 17h
📞: 034 10 009 07
🏠: Ambohimirary ambanin'ny fiangonana katolika
18/07/2026
Hello hello🌸
Efa miaina anaty fotoanany vakansa tsika zao, ko maninona mo raha mba miova look Kely indray??☺️
À partir ny 45 000ar fotsiny ny coloration ato aminay😊
📞: 034 10 009 07
🏠: Ambohimirary ambanin'ny fiangonana katolika
17/07/2026
🌹 SOFT GLAM 🌹
Ianareo afapo no tanjonay🤗
Mariage, fiançailles, soirée, remise de diplôme, occasion événementiel....aza misalasala maka rendez vous.💅🏻
📞: 034 10 009 07
Prestation à domicile
16/07/2026
🌹 3D FLOWER NAILS 🌹
Efa manana modèle ve ianao??
Tongava ary fa tsy maintsy afa-po vao mody💅🏻
📞: 034 10 009 07
🏠: Ambohimirary ambanin'ny fiangonana katolika
15/07/2026
🌸Faly fona izahay rehefa mahazo retour mamy kely avy cliente 🌸
Ho anareo zay haka rendez-vous ☺️ mbola misy créneau disponible na à domicile na aty @ salon
🏠: Ambohimirary ambanin’ny fiangonana Katolika
📞: 0341000907
14/07/2026
💡 ASTUCE BEAUTÉ
Torohevitra kely amin'izao vanim-potoana ny hatsiaka izao:
💫 Ampidiro ao anaty fahazaranao ny fanosorana CRÈME HYDRATANTE maraina sy hariva.
💫 Aza adino ihany koa anefa ny CRÈME SOLAIRE alohan'ny hivoaka.
💫 Mampiasà BAUME À LÈVRE hisorohana ny molotra tsy ho vakivaky.
💫 Fadio ny rano mamay rehefa manasa tarehy.
💫 Manaova soin de visage farafahakeliny indray mandeha isam-bolana mba ho salama hatrany ny hoditra.
✅Ary aza adino foana ny misotro rano ary ataovy ampy tsara ny torimaso🤗
14/07/2026
💫 Douceur, soin, élégance 💫
Beauty by L’M, en bas de l'eglise Catholique Ambohimirary.
📞: 034 10 009 07
Click here to claim your Sponsored Listing.