CatheStudio

CatheStudio

Share

Prothésiste Ongulaire💅🏽🫧

Photos from CatheStudio's post 29/05/2026

Slayyyyyy❤️🤤
Sipa mlay sy hoho mlay🫶🏽

•Gainage

📞0348602818
📍67ha akain’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

Photos from CatheStudio's post 28/05/2026

Cat eye fushia kosa akia💖
Tinareo ve zao???

•gainage

Miezaka mamaoaka ny sary rehetra za fa tena betsaka izy ato😣
Fa alaivo iany rendez-vous na izany ary fa ho avy ny fety❤️
📞0348602818
📍67ha akaikin’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

Photos from CatheStudio's post 27/05/2026

Aleo asina babyboomer XL kely aloha❤️🥹🫶🏽
Ho avy izao ny fety anh alaivo dien’izao ny rendez-vous 📅

📞0348602818
📍67ha akaikin’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

26/05/2026

Bonsoir🤍
MANDROSO MAKANY MAKANY🫶🏽
video kely mamintina ny PoP-Upnay🎥

Be dia be ianareo no tsy afaka nilahatra dia aza mataoatra fa mbola manankery aminareo ny remise 10% raha mitondra ilay carte de visite nozaraina iny ianareo rehefa makaty🤍

Bisous be daoly dia MISAOTRA MISAOTRA MISAOTRA🤍

Tiako ianareo❤️

Photos from CatheStudio's post 25/05/2026

Bonjour❤️
Fisaorana mitafotafo ho antsika rehetra🙏🏽🥹
Faly loatra ny fo❤️🥹

TIAKO IANAREO❤️

Ireto ny équipe-ko tao🫶🏽

HO ANANDRIANAMINTRA IRERY NY VONINAHITRA❤️

Photos from CatheStudio's post 21/05/2026

Ela ela tsisy sary eh? Manao zavatra tsy mora eh🤣
Efa vonona ve ny modèle andry pour POP-UP??🫶🏽🌸

Afaka tonga fona iany na tsy naka rendez-vous ary ah❤️ afaka mandray fona fona izahay🥹💅🏽

•10h-21h izahay no ao
•café de la gare Soarano

📞0348602818

19/05/2026

🥹❤️
Mandroso makany makany
Go go gooooo❤️❤️

Photos from CatheStudio's post 18/05/2026

Somary kiritika kely fa tiko fona🧡💅🏽🌸
Tianareo mintsy ilay fohifohy ah very kely ndray aloha ry chablon🤣🤣

•gainage

Mbola malalaka tsara ny place pour 24 mai anh📆
AO AMIN’NY CAFE DE LA GARE🤎
📞0348602818
📍67ha akaikin’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

Photos from CatheStudio's post 15/05/2026

Tinareo ve???💙🐆

•gainage

📞0348602818
📍67ha akaikin’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

N’OUBLIE PAS -10% POUR LES RENDEZ-VOUS 23/24 mai au cafe de la gare

Photos from CatheStudio's post 14/05/2026

Nga raha fohy de tsy manao nail art???
NON💛🫧

Gainage

📞0348602818
📍67ha akaikin’ny terrain boule ankasina
UNIQUEMENT SUR RENDEZ-VOUS 📅

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

67ha
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00