Seni Glow
🇩🇪 Beauté d’Allemagne à Mada
✨ Pour elle, lui & bébé
💄 Makeup • Corps • Soins
TikTok: Seni Glow 🇩🇪
17/05/2026
Afaka miditra hafatra miafina an!!!
Arabaina ianareo 🌸🌸!!!
Indro ary ny valin’ny Lalao an!!
Mankasitraka antsika rehetra dia araho tsy tapaka ny page fa mbola betsaka ny ho avy an😘😘😘🙏🙏!!!
Miarahaba anareo izay nahazo 🌸!
Miditra mp azafady an!
17/05/2026
Tapitra ilay kilalao an!
Raha hividy azy ity indray anareo dia 28.000ar an!!
72h hoa n hydratation an‘ity😍😍, tena coup de cœur ko be!!
15/05/2026
Avia manomana ririnina miaraka aminay♥️♥️!!!
15/05/2026
Dites adieu aux pores visibles. 🚫
Maximisez votre routine avec la Priming Moisturizer. Enrichie en Niacinamide (Vitamine B3), cette formule double action agit comme un bouclier hydratant tout en affinant le grain de peau.
🌸Pore Refiner : Pour un fini lisse.
🌸Base de teint : Pour faire tenir votre maquillage toute la journée.
🌸Soin Actif : Pour une peau plus saine jour après jour.
50 ml
13/05/2026
12/05/2026
Volo tsara tarehy sy matanjaka? Izay no tanjona! 🌟
Ity shampooing avy amin'ny Balea ity dia natao manokana ho an'ireo volo marefo sy SIMBA. Manamboatra ny vatan'ny volo hatrany anatiny izy mba ho malama sy mamiratra tsara.
🌸Formula matihanina (Keratin Repair).
🌸Tsy misy silikôna.
🌸Vokatra azo antoka ho an'ny volo.
250ml: 20.000ar
2 ihany no sisa aminio an!!!
10/05/2026
Asian-tsika live KOBA be avy an!
Aza hadino fa misy cadeaux fona hoan‘izay maka maro an🥰🥰🥰🥰🎁!
@02 ora (14h)
Aza tara an
Asio commentaire ihany aloha hazahoana crédit avy eo!
09/05/2026
Aleo mba omena ihany koa ny ankizy sa aona???
HiPP Babysanft
(HiPP Babysanft : La douceur dont la peau de bébé a besoin.)
🐥Fanasana tarehy sy ny tanana ho an’ ankizy !
🐥Notsongaina: Misy "Bio-Mandelex trakt", miaro sy manome hery ny hoditra marefo.
🐥Tombony: Tsy misy savony (seifenfrei) ary manaja ny pH-n'ny hoditra.
2 ihany no amin’io an!
250ml: 32.000ar
09/05/2026
Balea Men Sensitive Deodorant.
Natao manokana ho an'ny lehilahy manana hoditra marefo, nefa mbola manome fiarovana mahomby mandritra ny 24 ora.
🌸 Tombontsoa lehibe:
👌Fiadanana 24 ora: Fiarovana mahomby
👌Tsy misy Alcool
👌Extrait Voajanahary: Fampitoniana sy fikarakarana hoditra lalina.
👌Natao ho an'ny Hoditra Mora tohina.
50ml: 9.000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101