AV Beauty Pro Natural
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AV Beauty Pro Natural, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
AV Beauty Pro Natural 🌿
“Votre partenaire beauté & bien-être naturel.”
Grain • Fruit sec • Huile végétale • Soins cheveux, visage & corps
📍 Livraison 🇲🇬 | DM pour commander directement 🥰
25/08/2026
🌿✨ AVANT D’ACHETER UN PRODUIT POUR TES CHEVEUX… LIS CECI 👀
Mividy produit maro ve ianao nefa mbola:
❌ maina ny volo?
❌ mora tapaka?
❌ tsy mamirapiratra?
❌ tsy voafehy ny boucle?
Ny secret dia tsy hoe mividy produit betsaka… fa misafidy ilay mifanaraka amin'ny volonao 💚
Alohan'ny hividianana dia jereo:
🌱 Inona ny type de cheveux-nao?
🌱 Inona ny besoins-ny volonao?
🌱 Misy ingrédients nourrissants ve ao anatiny?
✨ Volo tsara = hydratation + soin adapté + régularité ✨
💚 AV Beauty PRO Natural
Ny soin naturel hanampy anao hikarakara ny volonao isan'andro 🌿
📩 Mandefasa message raha mila conseil mifanaraka amin'ny volonao.
20/08/2026
Mbola disponible foana combo repousse
Super efficace
Patience, régularité, routine👌 dia afaka mahazo resultat tsara ianao
Commandez en mp si vous êtes intéressées
17/08/2026
Ireo sakafo tsimaintsy hohanina raha tianao ho lava ny volonao
Vitamine
Fer
Zinc
Fibre
Omega3
Ny fisotroana rano tsy adino 1,5L minimum
Fadio ny démêlage à sec
Mirary soa
Bonne nuit 😴
16/08/2026
Efa mahay mqnamboatra gommage capillaire daholo ve ??
Raha mbola tsy mahay ianao dia soraty coms ny hoe "GOMMAGE" avy eo tongava Mp dia ho azonao ny recettes
🌿 Bienfaits du gommage cuir chevelu
🧼 Manala cellules mortes sy impuretés
✨ Manadio ny cuir chevelu sy résidus de produits
💆♀️ Manampy mampihena ny excès de sébum
🌱 Manampy hitazona cuir chevelu salama, izay manohana ny croissance normale-n’ny volo
💧 Manamora ny fidiran’ny soins sy huiles amin’ny cuir chevelu
✨ Manome fahatsapana cuir chevelu madio, léger ary frais
14/08/2026
🥕 Tombontsoa ho an'ny hoditra
✨ Manampy ny hoditra ho mamirapiratra sy manana teint uniforme
💧 Manampy amin'ny fitazonana ny hamandoan'ny hoditra
🛡️ Manankarena antioxidants, ka manampy hiaro ny hoditra amin'ny fahasimbana ateraky ny radicaux libres
🌿 Mety hanampy amin'ny fanalefahana hoditra maina sy mikentrona
💆🏽♀️ Manampy hahatonga ny hoditra ho malefaka sy souple
☀️ Mety hanohana ny hoditra amin'ny fahasimban'ny tontolo iainana, fa tsy solon'ny crème solaire (SPF).
ABONNEZ +MP raha liana
14/08/2026
Iza avy liana manamboatra huile de carotte ho an'ny hoditra ??
🥕 Tombontsoa ho an'ny hoditra
✨ Manampy ny hoditra ho mamirapiratra sy manana teint uniforme
💧 Manampy amin'ny fitazonana ny hamandoan'ny hoditra
🛡️ Manankarena antioxidants, ka manampy hiaro ny hoditra amin'ny fahasimbana ateraky ny radicaux libres
🌿 Mety hanampy amin'ny fanalefahana hoditra maina sy mikentrona
💆🏽♀️ Manampy hahatonga ny hoditra ho malefaka sy souple
☀️ Mety hanohana ny hoditra amin'ny fahasimban'ny tontolo iainana, fa tsy solon'ny crème solaire (SPF).
🥕 ABONNEZ+MP(HUILE)
10/08/2026
🌿✨ DUO REPOUSSE – HUILE + CRÈME COIFFANTE ✨🌿
💚 Duo iray ho an’ny routine volonao!
🫒 Huile Repousse – fikarakarana ny hodi-doha sy ny volo, manampy amin’ny fitazonana volo matanjaka sy salama.
🧴 Crème Coiffante – manamora ny coiffage, manome hamandoana ary manampy mitazona ny volo ho malefaka sy voalamina.
✨ Ampiasao miaraka izy roa mba hahazoana routine complète ho an’ny volo.
📦 DUO REPOUSSE DISPONIBLE
📩 Commande en MP
🚚 Livraison disponible
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Faramalala Andriamandimby, Ainah Randriamiarintsoa, Michou Kwelly, Raymonde Razanakiniaina, Roohit Van Damme, Shï Doñî, Antsa Rakotoarijaona, Haja Randry, Katia Razanadrajafy, Angelica Hasiniony, Tafita Salama, Daisuki Desu, Lanto Herinirina, Henri Randriansolonjanzhary
Click here to claim your Sponsored Listing.