Car Lover

Car Lover

Share

🚘Mécanique ⚙️Mecatronique 🖥️Électricité 🚘
🚘Diagnostique 📊 Reprog 📈 Reparation 🛠️

Photos from Car Lover 's post 29/04/2026

Tsara foana miantso hianareo tompoko fa tsy hoaraka izany ny mp tonga ato.
Mankasitraka ary mirary ny fiaranao tsy hisy olana mba tsy misy asa izahay 😁

10/04/2025

Car Lover
Ny tena garagiste dia tsy oe akory manamboatra fotsiny ilay fiara fa kosa miantoka tanteraka hatramin’ny fahasalaman’ny tompony, ato amin’ny Car Lover no misy izay.
Car Lover

11/03/2025

Tompoko, faly miarahaba ihany aloha na izany aza.
Mba misy resaka kely tiana havoitra, au moins mba fantanao kosa ny manavaka ny probleme misy amin’ny firanao toy ny :
- Mecanique
- Electricite
- Electonique
- Informatique
- …
Izahay ato amin’ny tompoko mahay izany saingy tsara kokoa raha ianao no mahafantatra voalohany ny aretin’ny fiaranao mba tsy ampitaraina anao amin’ny fandoavambola. Izahay raha vao mandray anao fotsiny dia tadidio fa efa diagnostic no iantsoanay izany, ary ny diag ataonay voalohany dia tsy ny fiaranao mihintsy fa IANAO TOMPONY.
Bref, angamba hoy aho takatrao ny heviny…
💯MIRARY SOA HATRANY TOMPOKO
💯MIRARY NY FIARANAO HO SALAMA TSARA
💯SOAVA DIA
🔋CAR LOVER 🚗

Photos from Car Lover 's post 20/02/2025

Traitement et écriture du fichier Citroen C3
Mivarotra fichier ihany koa hoanle maty calculateur ireny.
Mirary farany herinandro finaritra ho antsika rehetra ny ekipa Car lover

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

AP 18 Ter
Antananarivo
102