By Nah Cosmetics

By Nah Cosmetics

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Nah Cosmetics, Health/Beauty, Alasora, Antananarivo.

🌿 Produits capillaires 100% naturels
✨ Repousse rapide • Anti chute • Hydratation
💖 Cheveux longs, forts et en bonne santé
📍 Alasora - Antananarivo
📞 038 20 929 570 / 037 26 365 46
🚚 Livraison disponible

21/09/2026

🦋🦋🦋ASTUCE GRATUIT MAMPIJANONA VOLO TAPATAPAKA , VOLO MIONGOTRA🦋🦋🦋

🌸🌸Masque tsotra ho an'ny Volo Simba ! 🌸🌸
🍡ZAVATRA ILAINA 🍡
1 Banane 🍌 🍌🍌( akondro masaka 1 mavo)
🍯1 Cuillère à soupe de miel ! ( Tantely 1 Sotro lehibe) 🍯

🌸🌸FIKARAKARANA AZY 🌿🌿
🍡🍡Mixena ilay akondro🍌🍌 hatao lasa ranony tsy misy mivaingambaingana mba tsy ho lasa sarotra bé manasa azy avy eo ! ☘️☘️
🍡🍡Afangaro ilay miel 🍯🍯& banane🍌🍌 miaraka mixena!! Rehefa avy nosasana ilay Volo Dia osorana ilay masque ary avela mandritra 30 minutes dia sasana @ rano matimaty💦💦💦 avy eo! Avelanao ho maina @ Zao! Tsy tonga dia dorana ilay Volo rehefa maina avela 8h mahazo aina tsara vao manao Volo enao! Atao isakiny manasa loha !
Mirary soa !🍡🍡
Aza adino ny manisy j'aime ny Page an 🥰

Photos from By Nah Cosmetics 's post 05/09/2026

Mba fantatrao ve io zavatra amin'io sary io ???
➡️Io no atao hoe: RAVIMBOAFOTSY na koa hoe THÉ VERT

Fantatrareo ve ny asan'ny ravim-boafotsy na thé vert ho an’ny volo???
😱SPRAY BOOST REPOUSSE😱

🌸Toy zao Ny voka-tsoa azo avy aminy:
➡️Mampitrahatra volo mihintsana
➡️Mampalava volo haingana noho izy misy théïne sy antioxydant
➡️manamafy fotom-bolo ( satria manakarena @ vitamine C,E)
➡️Mampangirana volo
➡️Manala angadrano

🌸Ny fomba fikarakarana azy:
➡️Maka ravimboafotsy(Thé vert) 3 sotro dia ampangotrahana anaty rano 0.5l .
➡️Rehefa mangatsiaka tsara dia fihazina dia atao anatiny Flacon Spray tifirina aminy hodi-doha sy tahom-bolo atao isanandro.
➡️Afaka (Eau de rinçage) anakobanana volo amin’ny farany, isaky ny manasa volo
➡️Ho hitanao vetivety dia efa misy résultat.

Araho hatrany ny pejy, tageo ny namana hahita an'ity
Zarao amin'ny hafa ihany koa ❤🙏

03/09/2026

Raha vakivaky sy tsy mety lava ny volonao,

Ireto misy astuce naturelle afaka manampy azy :
1. Sakafo Ho An’ny Volo Matanjaka
✅ Mihinana sakafo be protéines sy fer : atody, voanjo, trondro, épinard
✅ Misotro rano betsaka mba tsy ho maina ny volo
✅ Mampiasa levure de bière (capsules na levure amin’ny yaourt) mba hampiroborobo ny fitomboan’ny volo

2. Soins Naturels Ho An’ny Volo Rava
🔹 Masque manarina ny volo vakivaky
✅ Jaune d’œuf + huile d’olive + miel
Afangaro 1 jaune d’œuf, 2 sotro huile d’olive, ary 1 sotro miel
Ahosotra amin’ny volo, indrindra amin’ny tendrony
Avela 30 minitra, dia sasana amin’ny shampooing tsy misy sulfate
✅ Avocat + huile de coco
Afangaro ½ avocat voatoto sy 2 sotro huile de coco
Avela amin’ny volo 30 minitra alohan’ny fanasana
Mampihavana sy manamafy ny volo

3. Fadio Ireto Mety Manimba Ny Volo
❌ Manasa volo matetika (2-3 isan-kerinandro ihany) ❌ Mampiasa sèche-cheveux na lisseur matetika ❌ Mampiasa shampooing misy sulfates sy parabènes ❌ Mandrara na mikiky volo be loatra

4. Manampy Ny Fitomboan’ny Volo
✅ Huile de ricin + huile de coco
Afangaro mitovy ary atao amin’ny hodi-doha amin’ny massage mandritra ny 5 minitra
Avela 1 ora dia sasana
Manampy ny fitomboan’ny volo haingana
✅ Aloe Vera
Apetaka amin’ny hodi-doha sy volo, avela 30 minitra
Sasana amin’ny rano mangatsiaka
✅ Eau de riz (rano vary)
Sasana amin’ny rano vary voakotrokotroka ny volo, avela 10-15 minitra, dia sasana amin’ny rano
Manamafy sy mampitombo haingana ny volo

5. Manapaka Ny Tendron’ny Volo (Trimming)
Tapahina kely isam-bolana ny tendron’ny volo vakivaky mba tsy ho lasa rava hatrany ambony
Tsy ilaina manapaka betsaka, fa kely fotsiny (1 cm isaky ny 2 volana)

Aza adino ny mi'abonné ny page 🥰❤️

02/09/2026

❌PROMOTION SHAMPOOING NEUTRE ❌

Bedebe ianareo no manotany hoe mbola disponible ve ity?? DIA NDAO ARY TOHIZATSIKA AMIN'ITY ERINANDRO ITY NY PROMOTION 🥰❤️

🩷Madio . Malefaka . Maniry 🩷

✅Prix : 4000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Madagascar hatrany

01/09/2026

SERUM A BASE DU ROMARIN 😁🥰🩷

Ndao ndray ary hiaraka ampaniry volo amin'ity SÉRUM MITSIRY+ ity isika eh ✅❤️

Inona avy ny tombon-tsoa azo avy aminy⁉️
📍 Matevina - Lava - Mangirana📍

✅ Prix : 7000Ar
☎️ 0382092957 - 0372636546
🚛 Livraison Tana et Province

14/08/2026

❌PROMOTION SHAMPOOING NEUTRE ❌

Bedebe ianareo no manotany hoe mbola disponible ve ity?? MANDRAPATAPITRY NY VOLANA AOUT ITY PROMOTION ITY KA ARARAOTY ARY🥰❤️

🩷Madio . Malefaka . Maniry 🩷

✅Prix : 4000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Madagascar hatrany

13/08/2026

❌PROMOTION SÉRUM MITSIRY+❌

🩷Mangirana . Mitsiry . Lava 🩷

✅Prix : 6000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Madagascar hatrany

05/08/2026

😱😱RETOUR CLIENT 😱😱

Efa maromaro kosa izay nandefa retour zay eh❤️ sady nahita résultats tsara daholo 🥰

Misaotra anareo mahatoky hatrany🥺🩷✅

Alefaso koa ny anareo jerena😁❤️ hoe produits inona no nampiasainareo tato amin'i By Nah Cosmetics , dia nanahoana avy eo🩷

Au Clavier daholo ary👇👇👇👇

04/08/2026

❌PROMOTION SÉRUM MITSIRY+❌

🩷Mangirana . Mitsiry . Lava 🩷

✅Prix : 6000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Madagascar hatrany

04/08/2026

❌PROMOTION SHAMPOOING NEUTRE ❌

🩷Madio . Malefaka . Maniry 🩷

✅Prix : 4000Ar
☎️ 0382092957 / 0372636546
🚛 Livraison manerana ny Madagascar hatrany

Category

Website

Address

Alasora
Antananarivo
103