Elle’ M
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Elle’ M, Analakely, Antananarivo.
Ny asa ihany koa mande fona ah 🥰 izay commentaire tsara vintana ato omeko crédit😵💫
Monture Ultra VIP avec verre correcteur Anti lumière bleue 💙🩵
Mankasitraka hatrany matoky anay 🥰
✅Mandray commande verre correcteur hatrany
Ra ovaina ny condition amin’ilay credit ry reto de inona ndray no mety 🫣 tsy nisy nanome retour le tamin’ny farany ao de tsy hay hoe lasan’iza 🤧🤧
28/05/2026
Nareo kosa migafy eh 😢 efa hoe mba manome retour refa misy mahazo condition tsotra kely 🤧🤧
Alefa fona 🙈 manome retour fona izay mahazo ah 🥰
28/05/2026
Alefa fona 🙈 manome retour fona izay mahazo ah 🥰
28/05/2026
Lasa ndray tsika ary eh 😎 chiffre Ray le tadiavina de Tonga de ampidirinareo de manome retour fotsiny izay mahazo azy ah 🙈🥰
Coucou daholy mbola mitohy ny course à crédit androany ah 🙈🙈
Ankotran’izay nefa misy an’ireto modèle manjabe ireto ko disponible ato amintsika 🙈 sady photochromique nefa mora be 🫣🥰
✅Afaka soloina verre correcteur ihany koa
🛍️Livraison partout Mada
Ray avy sisa ny Amin’ireto modèle manjakely ireto 🙈🥰 Jp noir ou léopard ❤️ amin’ny vidiny morabe fona 😎
✅Afaka soloina verre correcteur ihany koa
Livraison Partout Mada 🛍️
27/05/2026
Ato ndray oh 🙈 ny retour alefa fona ah 🥰
Tsapatsapao ny vintanao 🫣 chiffre Ray fona le tapenana ah 😵💫
Ilay course à crédit chiffre Ray no tapenanay de nareo no mitsatoka azy de Tonga de ampidirinareo 🫣
Condition fotsiny manome retour izay nahazo de mamoka ny manaraka ndray zay🥰
27/05/2026
Chiffre Ray fona le tadiavina ah 🥰 aza adino ny manome retour 🫣😍
27/05/2026
Zay ne rehefa miteny hoe mahazo de Tena omenay eh 🙈 mbola ho asina Ve !? 🫣 de inona ndray ny condition 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo