Gasitsara Mitafy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasitsara Mitafy, Health/Beauty, Antananarivo 67ha, Antananarivo.
06/04/2025
Arrivage oo! Alefaso ary ny commende fa aza ela an! 45000 ar an, afaka miantso ny 0341009107, manao livresion ihany Koa izahay!
02/04/2025
🙏 Miarahaba antsika rehetra indray o! Mbola mitohy hatrany ny Ensemble palazzo nentsika an!
💐 Misy couleur an, 50000 ariary afaka miantso ny 0341009107, ♥️
30/03/2025
💐 Hoavy ny fety oo! Ensemble pataloha indray ary ny arrivage ato an!
💐 Aza ela ary ny manafatra fa vitsivitsy ihany izy ato!
💐 NY vidiny dia natao mirary hatrany 50000 ariary, afaka miantso ny 0341009107, manao livresion izahay ary mandefa any amin'ny faritra ihany Koa.
28/03/2025
Eee oo... Hoavy zao ny fety fa hararaoty dieny zao ny mividy robe an!
💐Robe lava tsara be daoly an nefa ny vidiny dia mirary 50000 ar fotsiny 😍manao livresion ihany Koa zahay afaka miantso ny 0341009107
26/03/2025
Roby lava mihaja 🌺
Mahazaka amonjena fety tsara.
Ny vidiny dia mirary 45000 ariary ,alefaso Mp Na antsoy ny 0341009107
25/03/2025
"Ensemble 3serie" tsara be an!
Misy loko afaka isafidianana
60000 AR Alefaso ary ny commende
22/03/2025
"ensemble " Pataloha tsara be an!
22/03/2025
Roby lava mihaja🏵
Mahazaka rehetra!
Alefaso ary ny "commende " !
Category
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Gasitsara Mitafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.