Namb's Beauty

Namb's Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Namb's Beauty, Health/Beauty, MALAZA ANDOHARANOFOTSY, Antananarivo.

✂️ Namb's Beauty – Salon de coiffure moderne & élégant
📍 Malaza Andoharanofotsy
📞 038 99 741 41
💇🏽‍♀️ Soins, coiffure, tresses, beauté
🔹 Qualité | Accueil chaleureux | Look au top

28/07/2026

✨ COURS DE VACANCES – NAMB’S BEAUTY ✨

💇‍♀Namb's Beauty a coiffure sy make-up ve ianao?

Izao no fotoana mety hanararaotana.

Ao amin’ny NAMB’S BEAUTY, dia manolotra fiofanana feno izahay:

Photos from Namb's Beauty 's post 30/06/2026

💍 Pack Mariage & Fiançailles ato amin’ny Namb’s Beauty, misy service à domicile mba hanamorana ny fanomanana ny andro lehibe.

🚙 Location 4x4 SUV confortable ihany koa ho an’ny tête de cortège, hahatonga ny lanonana ho mendrika sy kanto.

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te hanao réservation, dia aza misalasala mandefa MP na miantso mivantana amin’ny 038 99 741 41.

✨ Namb’s Beauty – Ny hatsaranao no laharam-pahamehanay.

Photos from Namb's Beauty 's post 22/06/2026

✨ PROMOTION 🇲🇬 ASARAMANITRA 🇲🇬 8 000 Ar ! ✨
✅Soin + Brushing + Finition Steam Pod sur toute longueur de cheveux, sans supplément 😍

💇‍♀️ Eh oui, 8 000 Ar fotsiny amin’izao promotion izao !
Tsy mifidy halavan’ny volo, koa tongava haingana ato @ Namb’s Beauty 💕

📍 Adresse : MALAZA ANDOHARANOFOTSY
📞 Tél : 038 99 741 41
🕘 Misokatra ary vonona handray anareo hatrany izahay !
Merciii 🥰🥰

Photos from Namb's Beauty 's post 09/06/2026

💄✨ NAMB'S BEAUTY EST DE RETOUR ! ✨💄

Hanombohantsika izany dia haverintsika ny Formation Make-Up Complet amin'ny sarany manokana:

🎓 15 000 Ar monja!

✅ 100% Pratique
✅ Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra
✅ Fampiofanana natao ho an'ny vao manomboka sy ireo te hanatsara ny fahaiza-manaony
✅ Efa maro ireo mpianatra nandalo teto no afa-po sy nahazo traikefa ilaina amin'ny sehatry ny hatsaran-tarehy

🕗 Mandray isan'andro izahay:
Alatsinainy ka hatramin'ny Sabotsy
Manomboka amin'ny 8 ora maraina

🎉 PROMOTION SPÉCIALE AO AMIN'NY SALON 🎉

💇‍♀️ Brushing + Steampod : 10 000 Ar
✔️ Ho an'ny karazana volo rehetra

📍 Toerana : MALAZA ANDOHARANOFOTSY

📞 Raha mila fanazavana fanampiny:
MP na antsoy ny 038 99 741 41

🌟 Betsaka no efa afa-po, anjaranao indray izao !

Photos from Namb's Beauty 's post 09/01/2026
Photos from Namb's Beauty 's post 09/01/2026

Te-hianatra Make Up ve?
Taom-baovao fotoana tsara hanombohana tanjona izao.🔥

👉 20 000 Ar ny ✨ FORMATION MAKE UP ✨ complet ato 's Beauty.

🌸 Misy ihany koa :
✔️ Formation Coiffure Complet
✔️ Prestations Make Up (fety, mariazy, événement…)
✔️ Coiffure & soins beauté

Koa tongava aty @:
- 📍 Salon Namb's Beauty eo Malaza Andoharanofotsy
- 📞 Contact : 038 99 741 41 ou MP

30/12/2025

📍 Lieu : Salon Arrêt Malaza, Andoharanofotsy
📞 Tel : 038 99 741 41

19/12/2025

🎁 Offrez-vous la coiffure parfaite pour Noël et le Nouvel An

Photos from Namb's Beauty 's post 14/12/2025

🌸 Merci pour votre confiance ! Hary'm Mdg ❤️
Vous êtes sublimes ✨

Chez Namb’s Beauty, chaque détail est travaillé pour révéler votre élégance et votre charme naturel 💖

🌸 Maquillage professionnel
🌸 Mise en beauté pour événements, cérémonies & soirées
🌸 Résultat chic, durable et personnalisé

📍 Namb’s Beauty – Salon Malaza Andoharanofotsy
📞 038 99 741 41

Photos from Namb's Beauty 's post 07/12/2025

🎉 eehh!! ho avy ny fety, fa ianao ve efa vonona? Ndao ovaina ny endrika! ✨

ato 's Beauty, 15 000Ar dia efa hafahanao mianatra ny :
✅ fomba fanaovana maquillage
✅ Fikarakarana sy fanomanana ny tarehy
✅ Techniques 100% pratique – ianao mihitsy no manao !

➡️ Tsotra, mora ary mahomby. Tena mety indrindra ho fanomanana fety!

📍 Lieu : Salon Arrêt Malaza, Andoharanofotsy
📞 Tel : 038 99 741 41

👉 RÉSERVATIONS OUVERTES !
Aza tara, mamandria ny toeranao dieny izao

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

MALAZA ANDOHARANOFOTSY
Antananarivo
101