Man'Hoho Atelier

Man'Hoho Atelier

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Man'Hoho Atelier, Beauty Salon, Androndra, Antananarivo.

💅🏻 Prothésiste Ongulaire
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63 / 033 64 091 81

Prestation à domicile et au salon
Lundi au Samedi 😉

Prenez rendez-vous dès maintenant 📅

26/05/2026

Thankful for every client that trust my hand🫶🏻🥰💅🏻

Bisouuuus 😘

Mp na tonga de miantso rehefa maka rdv ooh 🤗

Photos from Man'Hoho Atelier's post 25/05/2026

🧈🐣💛
Gainage de misy extension kely tsirairay ity tanana ity de izao ny fivoakany ✨🌼 Maandraa hoy zahay roa zay hihi🤤

Mp na miantso ndry miteny ny andro sy ora mety 🤗
🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 23/05/2026

Coucou les filles et mes Dames malalan'ny foko🥰
Tena oe tsisy fotoana hanaovana pub tsony aho fa aza omena tsiny e 😅🥵

Misokatra sy mandray foana anefa zah ato fa sod lazainareo f matoritory de aveo nareo maka rdv efa tsy voaray tsoooony😏 toy ny anio zao efa feno isika ka ho anareo te hanao hoho amin'ny erinandro de zao de maka rdv indray f ny sasany aza efa maka rdv 26Juin ne ee😍

💅🏻Zany aloha ny Gainage sy french matsiro be hanaovako bon weekend andri 🤗😘
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 13/05/2026

"NAILS ARE A GIRL'S best accessory"👌🏻😍
•Gainage💅🏻

Tsy misokatra ny Man'Hoho Atelier rahampitso an...fa manaova ascension sambatra daholo aloha 😝🤣😘
NB:- Zoma mbola antonona olona iray sisa izay afaka après midi
-Asabotsy 11h- 17h afaka mbola hidiranao hatreto

🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 12/05/2026

"Hanao hoho iany ve hono de tsy hisahirana, miala nenina mints hono izy mitady izay modèle ataony amin'ny hoho"🫶🏻..Ento ny modèle nail art anao ee 🤗
🧑🏻‍🎨Deco Nail art am vidiny manomboka 500ar hatramin'ny 3.000ar/doigt 😉

Gainage 💅🏻
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 11/05/2026

Ilay modèle sy couleur préférée anareo🥰

🍒Gainage🍒

Pour info Misokatra foana izahay amin'ity erinandro ity ankoatra ny amin'ny Alakamisy izao ihany.😉 Ny dikan'izay de oe ilay rendez vous anao alaivo aloha🙏🏻zay bisous 😘

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 09/05/2026

Mpanambady nails😜👰🏻

Tsy Gainage 😂 fa semi-renforcé no safidiny 💅🏻😍

🏠 Man'Hoho Atelier
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 91

Photos from Man'Hoho Atelier's post 02/05/2026

Bonsoir 🤗
•Extension demi-capsule
Anniversaire-ny hono anio dia Man'Hoho Atelier no nosafidiany hikarakara ny hohony💅🏻😍
Sambany izy vao tonga taty dia hoy izy "Hafa iany marina ny aty fa voa-soigner tsara😋"
Tongava ndry rah mba te hahita ny tsirony koa🥰

🗣️Ho anareo maromaro tsy voaray tamin'ity erinandro ty, aza miandry antomotra moa vao maka rendez vous fa malahelo anareo aho nefa efa tsy afa manoatra intsony e😭fa efa kely sisa indray izao ny toerana malalaka amin'ity erinandro an🫢😉

🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

28/04/2026

Hello Hellooo 🥰

Aleo asiana fandaharam potoana kely aloha f bdb le misalasala nef efa te hanao hoho 🤗
- Demain Mercredi après midi mbola misy place dispo
- Jeudi isika full
- Vendredi tsy misokatra
- Samedi mbola misy place dispo kely koa..Efa azo alaina koa ny rdv amin'ny erinandro 😋

Zay de Bisous daholo ooh 😘
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81

Photos from Man'Hoho Atelier's post 27/04/2026

Trompe l'oeil orange hihihi 🍊💧🤭
•Gainage

Coucou les filles de mon kweeeeera 🙋🏻‍♀️. Tongasoa ndray ooh ... 😍 Efa raikitra ndray izy ty ato sod variana am trompe l'oeil amle fihinana any ndry 😂

Atombokintsika amin'ity tanana amerikana kely iray ty ny fampirantiana ary 💅🏻Tena nalahelo aho fa lasa any lavitra any ity cliente fidèle ako ty an🥹Mirary soa 🇺🇸
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
Whatsapp 033 64 091 81
Prenez rendez-vous alaoro 😘

16/04/2026

🌸❣️🌸

•Pose vernis semi-permanent sur ongles naturels 💅🏻

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Androndra
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00