TanNy Occaz
✨Vente en ligne✨
✨Sur commande ou dispo de suite
✨Heure de prise de commande :lundi au vendredi 7h à 21h
✨Commande aujourd'hui livraison demain 💗
19/05/2026
✨ MBOLA DISPO RETO BONNET MAFATIFATY BE RETO AN! 🙆❤️
Ho anao te-ho kanto sy mafana tsara amin'izao andro izao! 🥶🔥
Tena tsara tarehy be sy malemilemy hita maso fotsiny! 😍👇
Vidiny: 6000 Ar monja! 💸🤩
Loko misy: Jaune 💛, Rouge ❤️, Rose 💖
Livraison: Rahampitso ihany dia raikitra (Manomboka amin'ny 3000 Ar) 🏍️💨
Faritra: Mandefa amin'ny faritra rehetra haingana dia haingana! 🇲🇬✈️
📥 TONGA DE ALEFASO MP:
Alefaso MP mivantana ny Loko tianao + Contact + Lieu anao fa eo am-piandrasana anao izahay! 📲😉
🇲🇬
19/05/2026
Eo ary 😙 refeso kely alo nenao 😍 amzay tsy mividy zavatra tsy atonina tsony fa sur tsara 😙❤️
Zay fa bisous 😘 ❤️ mes Zzolitaaa 😚💋
19/05/2026
👀❤️ Iza no omena entana de maka tombony?😙👀 Midira mp aingana fa ze tonga aloa ihany 😙💖
Bonne Zoournee les malalas 😙💓
18/05/2026
😍 Hey les malala an 🥰
✅ Taille M
✅ 30.000ar
✅ Tt :70 cm
✅ Long: 105 cm
Tonga de mandefa contact et lieu mp azafady ✔️
18/05/2026
Alefaso ko hoe nenareo ry malala an 😂❤️
Bonne journée les Zzolitaaa😚💋
18/05/2026
Nhihi 😁 mahafinaritra mintsy anie ianareo ry malala e 😍❤️ izy zao naka couleur rehetra💓😇 iza no mbola ts nahazo bonnet ao? 6.000ar ne e 😍💕
Rouge, jaune, rose sisa no disponible 😊 💗
18/05/2026
Hey ry malala an 🥰 ❤️
Za zan XXS 🤧😲😂🤤
Zay fa atovy ao am coms hoe ny taille anareo😚❤️
Bisous lisany ❤️📍
16/05/2026
🌟 MOTIVATION DU JOUR 🌟
Bonjour à tous ! ✨
Une nouvelle journée commence, et avec elle, une nouvelle opportunité de briller, d'avancer vers vos objectifs et de donner le meilleur de vous-mêmes. 🎯💪
N'oubliez jamais : Le succès n'est pas le fruit du hasard, c'est le résultat de petits efforts répétés jour après jour. Peu importe le rythme où vous avancez, l'essentiel est de ne pas vous arrêter !
🎨 Le petit conseil look & mood du jour :
Prendre soin de soi et porter une tenue dans laquelle on se sent bien, c'est le premier pas pour booster sa confiance en soi dès le matin ! 💃✨
Et si vous cherchez la pépite qui fera la différence aujourd'hui sans vider votre garde-monnaie, vous êtes au bon endroit. 😉👇
Et vous, quelle est votre source de motivation ce matin ? Dites-le nous en commentaire ! 👇❤️
Bonne et fructueuse journée à tous ! ✨☀️
📸 Ny hatsarana Pixs
15/05/2026
✨ OOTD – Wide Leg Vibes ✨
Le confort rencontre le style aujourd'hui avec l’incontournable Wide leg jeans ! 👖💖 Une coupe fluide pour un look canon sans effort. ☁️🌈
Alors, on valide ce look ? 😍👇
✨🌸
15/05/2026
👖 Conditions de Vente - TanNy Occaz 🌷
Mba ho fampandehanana ny asantsika sy ho fanajana ny rehetra, ireto misy fanazavana kely momba ny fomba fiasa eto amin’ny pejy:
📸 Arrivage & Famandrihana (JP)
Isaky ny Alakamisy: Misy arrivage vaovao foana. Tsy manao Live izahay fa Publication sary misy antsipiriany (photos détaillées).
Fomba fanaovana JP: Manoratra "JP" amin'ny sary tiana, avy eo manao Confirmation amin'ny MP.
Ny nahazo: Izay asianay « J’adore » ny commentaire-ny no nahazo ny entana. Omenay fotoana kely ianareo andefasana ny coordonnées sao mbola misy sary hafa tiana hatao JP.
Filaharana: Rehefa jerena "Les plus récents" ny commentaires, dia ny any ambany indrindra foana no JP voalohany.
Fanamarihana: Tsy azo asiana "Réponse" fotsiny ny commentaire, ary strictly fady ny mamafa JP efa natao.
Raha vao tsy matotra ny voalohany, dia ny JP manaraka avy hatrany no mahazo.
🚚 Fanaterana (Livraison) & Fametrahana antoka
Lendemain ny livraison: Raha toa ka ny ampiton'ny commande no haterina ny entana, dia tsy mila acompte.
Acompte: Raha mihoatra ny iray andro vao haterina, dia misy Acompte 15.000 Ar isaky ny pataloha (aloa ny andron'ny commande ihany, alohan'ny amin'ny 4 ora hariva).
Andro: Tsy misy livraison ny Alahady. Ary hatreto aloha dia tsy misy récupération fa livraison avokoa.
Report: Raha misy fanemorana (report) ny andro haterana ny entana, dia tsy maintsy mandefa acompte amin'io andro io ihany.
🌍 Mpanjifa any amin'ny Faritra
Fandoavam-bola: Aloa manontolo (Totalité) miaraka amin'ny commande ny vidin'entana (alohan'ny 16h).
Taille: Miangavy anareo mba hijery tsara ny taille satria tsy misy retour ny entana nalefa any amin'ny faritra.
🛡️ Fitsipika momba ny Entana & Livrer
Vérification: Azonao jerena tsara ny entana raha mbola eo ny livreur. Tsy mandray retour intsony izahay rehefa voaloa ny vola sady lasa ny livreur.
Au choix: Tsy mampanao "au choix" izahay azafady.
Fandaminana: 5 minitra ihany no afaka miandry ny livreur rehefa tonga eo amin'ny toerana nifanaovana, noho ny hamaroan'ny livraison mila enjehina.
Raha mbola misy tsy mazava dia afaka mandefa hafatra (MP) foana ianareo.
Misaotra tamin'ny fisafidianana an'i TanNy Occaz! ❤️
Website
Address
Antananarivo
102
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when TanNy Occaz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.