Ny aina

Ny aina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny aina, Health/Beauty, Behoririka, Antananarivo.

Photos from Ny aina 's post 29/05/2026

Spécial pour fête des mères ireto 🌸😍
Tsara be ra atao cadeau ho an’i Neny 💝
Modèle unique 60 000 Ar daholo
🍒 Behoririka, en face station Shell, entre PIZZA Mania et TECNO

Photos from Ny aina 's post 28/05/2026

Misy sandale mahafatifaty kely ireto 😽🍓
Tena mety be ho an'i Neny 🥹
Tout à 45.000 Ar
🍒By mia behoririka en face station Shell entre pizzamania et Tecno

Photos from Ny aina 's post 27/05/2026

Idée de cadeau pour Maman 💝
Faly ery izao izy raha mahazo iray @ ireo 🎁🥹
Prix 60 000 Ar
📍 By Mia – Behoririka, mifanandrify amin’ny station Shell, eo anelanelan’i Pizzamania sy Tecno

26/05/2026

Nahafinaritra ve ny fety ❔🥰
Misokatra ny boutique manomboka androany an 😽

24/05/2026

Joyeuse Pentecôte à tous 🕊️✨
Que cette journée soit remplie de sérénité, de joie et de douceur. Profitez bien de ce beau dimanche 🥰🤍

Photos from Ny aina 's post 23/05/2026

Ahoana ianao amin'ity Robe masiso kely ity 🌸🤍
Ampio ilay Sac anie fa ho hitanao ny amanjany e 😽
Prix 45.000 Ar Taille M,L
Sac : 60.000 Ar
Livraison partout
🍒By mia behoririka en face station Shell entre pizzamania et Tecno

23/05/2026

Coucou les filles 🥰🩷
📌 Behoririka en face station Shell entre PIZZA Mania et TECNO aki no misy ny Boutique By Mia an 😘
Misokatra foana izahay manomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy amin'ny 08 ora hatramin'ny 5 ora hariva 🌸

22/05/2026

Mbola tsy nahazo robe hoentina @ alahady ve 🌸😻
Tsy adinonay ianareo nitady Robe Tulipe ireny 😘
Misy couleur rose et marron ihany koa 🍓
Taille S,M,L
Prix 45 000 Ar
📍 By Mia – Behoririka, mifanandrify amin’ny station Shell, eo anelanelan’i Pizzamania sy Tecno

Photos from Ny aina 's post 22/05/2026

Stylée be ireto 😘
Mety fona izay akanjo ampiarahanao aminy 😻
🌸 Prix 60 000 Ar
Behoririka, en face station Shell, entre PIZZA Mania et TECNO.

21/05/2026

Robe jean 🍒 Tianareo ve ? 🥰
Disponible en taille : L et XL
Prix : 90.000 Ar 💸
Livraison possible 😘
📍 By Mia – Behoririka, mifanandrify amin’ny station Shell, eo anelanelan’i Pizzamania sy Tecno

20/05/2026

Arrivage Sac de Voyage ❤️
Elaela tsy nisy ohatran'ity, sady ny qualité tena top fona 😻
🌸 Prix 150 000 Ar
Behoririka, en face station Shell, entre PIZZA Mania et TECNO.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Behoririka
Antananarivo
TANA101