Clara Forever Mada

Clara Forever Mada

Share

Forever Aloe Vera pour votre santé : énergie, immunité, digestion, équilibre glycémie, vitalité et beauté.

Conseils personnalisés, suivi sécurisé et livraison partout à Madagascar pour un bien-être naturel au quotidien Clara Forever Mada – Votre partenaire pour un bien-être naturel

Chez Clara Forever Mada, chaque personne est accompagnée vers un meilleur bien-être grâce aux produits naturels Forever. Avec passion et professionnalisme, je conseille, oriente et propose des solutions personnalisées pour

08/06/2026

MIANGAVY ANTSIKA TOMPOKO MBA VAKIANA HATRAMIN'NY FARANY IHANY IRENY Description IRENY FA TENA ILAINA ,MERCI

01/06/2026

🐝✨ 5 actions essentielles, 1 seule solution naturelle ✨🐝

Miarahaba antsika indray 😊

Averiko hatrany fa izay indrindra no mampiavaka ny produit Forever, satria tsy tombontsoa iray monja no ahafahany misehatra fa maro be ny vokatsoa azo avy aminy :

✅ Mampitombo ny hery fiarovana
✅ Miady amin’ny otrikaretina
✅ Manampy amin’ny ady amin’ny virus
✅ Manala fanaintainana
✅ Manampy amin’ny fampihenana ny fivontosana, na anatiny na ivelany

✨ Sady mitsabo no misoroka. ✨

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

📞 Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala miantso na mandefa hafatra.

💬 WhatsApp / Antso :
📱 038 58 771 89

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

🇫🇷 Bonjour à tous 😊

Je rappelle encore que c’est ce qui distingue les produits Forever :

🌿 Ils ne se limitent pas à un seul bienfait, mais offrent plusieurs avantages dans un même produit :

✅ Renforce les défenses naturelles
✅ Aide à lutter contre les microbes
✅ Contribue à la protection contre certaines infections
✅ Soutient l’organisme face aux agressions extérieures
✅ Aide à soulager les inconforts et les inflammations

✨ Une solution naturelle qui accompagne votre bien-être au quotidien. ✨

📞 N’hésitez pas à me contacter pour toute information complémentaire.

💬 WhatsApp / Appel :
📱 038 58 771 89

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

23/05/2026

Miarahaba antsika rehetra indray 😊

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
Ho fantarintsika indray ny Vitolize Men
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

💊 Misy 60 capsules ao anatiny
➡️ Zany hoe mahampy iray volana ny boîte iray

💰 Prix : 210 000 Ar

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
✨ Ireto avy ny vokatsoa lazaina fa azo avy aminy :
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

💪 Manampy amin’ny herin’ny vatana sy vitalité
Ahitana vitamine C, D, E ary B6 izay manampy hampihena havizanana sy hanohana ny hery fiarovan’ny vatana.

🧬 Manohana ny fahasalaman’ny prostate
Misy huile de pépins de courge (voan’ny citrouille/potiron) sy antioxydants izay lazaina fa manampy amin’ny fiasan’ny prostate sy ny système urinaire.

♂️ Manohana ny fertilité sy ny reproduction masculine
Ny zinc sy selenium dia manampy amin’ny spermatogenèse sy ny fertilité araka ny fanazavan’ny mpanamboatra.

⚖️ Manampy amin’ny fitazonana taux normal de testostérone
Ny zinc dia voalaza fa manampy amin’ny maintien normal du taux de testostérone.

🛡️ Protection antioxydante
Ahitana lycopène, vitamine E, gr***de ary selenium izay miaro ny cellules amin’ny stress oxydatif.

❤️ Fanohanana ny équilibre hormonal
Ny vitamine B6 dia manampy amin’ny régulation hormonale.

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🧪 Ireo ingrédients lehibe ao anatiny :
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

🌿 Huile d’olive
🌿 Huile de pépins de courge
🌿 Extrait de gr***de
🌿 Zinc
🌿 Selenium
🌿 Lycopène
🌿 Vitamines C, D, E, B6

━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
⚠️ Tsara ho fantatra :
Complément alimentaire izy io fa tsy fanafody.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━

📩 Raha mila fanazavana fanampiny dia midira MP na koa antsoy ny : 📞 038 58 771 89

13/05/2026

Happy birthday FOREVER
Feno 48 ans androany ny société Forever

10/05/2026

Miarahaba antsika rehetra indray e! ✨

📚 Androany isika dia hianatra kely momba ireo fiheveran-diso mety ananantsika mahakasika ny fampiasana ireny pack minceur ireny 😊

❌ Voalohany indrindra:
Tsy misy hoe “produit miracle” mampihena avy hatrany izany.
👉 Tsy maintsy mila manao fanatanjahantena na dia kely aza 🏃‍♀️🏃‍♂️
Ary tsy voatery hiditra salle de sport akory 😌
✅ Na ilay fanazaran-tena hita amin’ny vidéo aza dia efa mety tsara,
✅ na koa mandeha tongotra 🚶‍♀️🚶‍♂️ 30 minitra isan’andro ary atao matetika.

🥗 Faharoa:
Mila mitandrina amin’ny sakafo hohanina 🍽️
⚠️ Ahena ny :
🍟 menaka be
🥖 sakafo misy lafarine matetika
🍭 ary indrindra ireo sakafo mamy be.

⏳ Fahatelo:
Mila manana faharetana sy fikirizana 💪😊

✨ Ireo zavatra 3 ireo no miara-miasa miaraka amin’ny pack minceur ka manampy hahazoana vokatra tsara kokoa 🌿💚

📩 Koa raha mahaliana anao ny hahafantatra ny Pack Minceur an’ny Forever Living Products,
👉 dia tongava miditra ao amin’ny hafatra miafina 😊

08/05/2026

🌟👧🧒 MIARAHABA antsika rehetra indray 👧🧒🌟

🍎🥕 ANDAO ary ho fantarina ny mombamomba ny FOREVER KIDS 🍇🍊

⚠️ COMPLÉMENT ALIMENTAIRE FA TSY FANAFODY ⚠️

✨ Ahitana :

🍓 20 Fruits
🥦 20 Légumes
💊 12 Vitamines
🩸 Fer
🛡️ Zinc
🔸 Cuivre
🦴 Calcium
💪 Magnésium

🌈 Vokatsoa entiny :

✅ Mety amin’ny zaza marary lava 🤒
✅ Zaza misy fahatarana miteny 🗣️👶
✅ Zaza tsy tia voankazo sy légumes 🍉🥬
✅ Mampitombo ny hery fiarovana 🛡️
✅ Manampy amin’ny concentration sy mémoire 🧠📚
✅ Manampy amin’ny fitomboan’ny taolana sy vatana 🦴📈
✅ Mampisokatra kokoa ny vavonin’ny zaza 🍽️✨

📞 Raha mahaliana anao dia antsoy :
☎️ 038 58 771 89

=> Prix : 120 000 Ar
📦 Misy 120 comprimés 💊

05/05/2026

Inona Ary ireo anisany mampiavaka ny Forever
-Orinasa Amerikianina
-Efa niorina 48 taona
-Vokatra natoraly
- Mpamokatra voalohany tsara indrindra ny Aloe vera sy vokatra tantely
-Efa misy mihoatra ny 160 ny firenena misy azy
-Fanampitsakafo ara pahasalamana fa tsy fanafody n'y vokatra ato aminay
-Fahasalama, Fahafahana ara bola Ary fanomezana asa hoan'ny tsirairay no Tanjony

28/04/2026

Salama tompoko ☺️
Fantatrao vé fa ity Gel dentaire forever ity dia tena natao hikolokolo n'y ativava ( nify,hihy,aphte am lela)🦷👅
Tsy izany ihany fa noho n'y fisian'ny Propolis ao anatiny dia mamono ny micraoba ao anatin'ny nify Ary Manala ihany koa ny rivotra ao amin'ny vavony 😀
Maro be tsy voatanisa ny vokatsoa azo avy amin'ny fapiasana ity Gel dentaire fa tena natao indrindra hoanireo mpankafia natoraly s'y akora natoraly daholo ny ao aminy 🙏👌
Mety ihany koa hoanireo tsy Mahazaka voyage ,olona avy may
Raha Liana ianao dia afaka micommande avy hatrany
vidiny : 65000 ar
lanjany : 130 g
Andramo fa tena tsara 🥰

24/04/2026

Bonjour bonjour
Petit rappel 😀
Amin'ny maha natoraly azy dia tsara kokoa atao anaty frigidaire satria sans conservateur 👌
Afaka atao ambonin'ny rano ihany koa anefa Raha tsy mañana ☺️
Tsy tapohana inona inona fa Tonga de sotroina

22/04/2026

🚨Nous recherchons des talents ambitieux 💪🔥 prêts à évoluer rapidement vers des responsabilités de Manager ou Leader d’équipe. 🧠👥

✅ Un Business Model à la Performance
⬥ Vente & Conseil : Pour des résultats immédiats. 📊
⬥ Leadership de réseau : Pour bâtir votre propre équipe de distributeurs. 🤝

💰 Rémunération sans plafond
Ici, votre revenu dépend uniquement de votre engagement. Plus vous performez, plus vous gagnez ! 🚀

✅Marges attractives & Bonus d'équipe 💸🤝
✅Revenus exponentiels et illimités.

⚠️ À noter (Culture du mérite) :
⛔️Pas de vente = Pas de bénéfice. ❌💵
Ce n'est pas de l'argent facile. Si vous voulez des revenus élevés, il faut travailler dur et être discipliné. Le succès ici se mérite ! 💪🎯

📈 Rappel essentiel : Vos revenus sont le reflet direct de votre engagement. Sans vente, il n'y a ni commission, ni profit, ni avantage. Le succès appartient exclusivement à ceux qui passent à l'action ! 🔥

Prêt à devenir indépendant ?
📩 Contactez-moi en MP ou 038 58 771 89 !
👉 Plus d'infos en description

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo
101