Quality by Hent's

Quality by Hent's

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Quality by Hent's, Health/Beauty, Amboajobe Bongatsara, Antananarivo.

Quality by Hent’s
🛍️ Vokatra miovaova sy manaraka toetr’andro
✨ Kalitao voafantina ho anao isan’andro
📍 Style, maison, accessoires & maro hafa
🔜 Arrivage bientôt
📍 Amboajobe Bongatsara

18/06/2026

Fisarihana ny tsara vintana amin'ny le 22 izao.
Mbola afaka milalao foana isika

Iza no hahazo ity cadeau ity?
Efa maro kilalao nataoko teto fa Mbola tsy tanteraka Ilay 1000followers. Raha sitrakareo Dia ho fenointsika 1 k ity Pejy ity.
Izay tsara vintana mahazo an'io gourde thermos io😍
Izao ary mentionné -o namana MBA hi abonné n'y Pejy . Dia partager -o ity publication ity.
Valin'ny lalao rehefa feno 1k isika.

Photos from Quality by Hent's post 16/06/2026

🍽️ Plateau repas compartimenté qualité premium

✅ 3 pièces : 30.000 Ar ihany

Mora ampiasaina amin'ny:
✔️ Sakafo an-trano
✔️ Cantine
✔️ Restaurant
✔️ Fetin'ny ankizy sy olon-dehibe

Misy fizarazarana maromaro ahafahana mandamina tsara ny vary, laoka, salade, sauce ary accompagnement.

✨ Tsotra, madio ary manome endrika matihanina ny fanolorana sakafo.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny.

Quality by Hent's 😍

Photos from Quality by Hent's post 16/06/2026

Ao ary jereo Izay Tiana.
Alefa mora bé ireo

16/06/2026

Mirary fahafahana ho An'ny ankizy rehetra manala CEPE .

16/06/2026

Mamoaka sary isika ariva
Vilia mélamine.
Ataontsika mora 🤗

16/06/2026

Efa lasa crédit an'i Mahatehotia Raitra .
Jereo ao amin'ny commentaires ao Ilay mahazo cadeau manaraka 😊
Mafy izy an. Tsy Miala mitsy🤩

16/06/2026

Coucou daholo🤩
Tonga ny arrivage.
Jereo ao amin'ny commentaires 😊

14/06/2026

Misy arrivage rahapitso
Teneno ao amin'ny commentaires hoe inona ? Izay mahamarina voalohany mahazo crédit.

14/06/2026

Hitako tany ho any😂
Tsy haiko Iza vehivavy amin'ireo😂
Ao MBA soraty ao amin'ny commentaires ao hoe ny hevitrareo😁

13/06/2026

Andrekaiko ô! 1 kapoaka ahy irery😋😁😆
Ahatsiarovako an'i Dada 🥹😍
Efa tsy eo intsony izy. Fa izy mpiompy trondro an-tanimbary. Taloha rehefa vokatra vary eny an-tsaha Dia toy izao n'y laoka. ❤️
Tiako tena tiako. 🥰😋

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Amboajobe Bongatsara
Antananarivo