Fanomezantsoa Beauté MDG
✨ Belle sans bouger de chez vous ! ✨
Coiffure & Make-Up à domicile 🌸
Élégance & Professionnalisme 👑
📍 Itaosy Cité
📞 033 99 604 77
PACK MARIAGE & FIANÇAILLES
💍 Ataovy tsy hay hadinoina ny andro lehibe indrindra eo amin'ny fiainanao!
🌸 Maquillage professionnel 🌸 Coiffure élégante 🌸 Déplacement à domicile 🌸 Tenue maharitra, naturel ary manasongadina ny hatsaranao
🤍 Satria ianao no kintan'ny andro, avelao izahay hikarakara ny hatsaranao.
📅 Réservation ouverte dès maintenant. 📞 033 99 604 77
Fanomezantsoa Beauté MDG
"Votre beauté, notre passion."
27/07/2026
MAQUILLAGE **E
Un maquillage naturel, élégant et lumineux 🤎
Mety amin'ny mariage, cérémonie, anniversaire na événement 💄
📩 Réservation ouverte
💋 Sublimez votre beauté naturelle avec un maquillage n**e élégant.
WhatsApp📞0339960477
📞0384303288
20/07/2026
😍❤️❤️
18/07/2026
Mise en beauté à domicile
📞0339960477
WhatsApp
14/07/2026
MISE EN BEAUTÉ À DOMICILE
🏡 Tsy mila mandeha salon intsony! Izahay no manatona anao, na aiza na aiza.
🌸 Makiazy tonga lafatra ho an'ny: 💍 Mariage 🎂 Anniversaire 🎉 Événement 📸 Shooting 🥂 Fiançailles
✨ Nahoana no misafidy anay? ✔️ Maquillage professionnel ✔️ Produits de qualité ✔️ Résultat naturel sy élégant ✔️ Déplacement à domicile
📅 Mamandrika mialoha ny datinao
📩 Alefaso hafatra privé dieny izao, dia izahay no hikarakara ny hatsaranao! 💄💕
✨ Satria mendrika hamirapiratra ianao, na dia ao an-tranonao aza. ✨
📞0339960477
WhatsApp
11/07/2026
Waouh 😍😍
Tena waaaooouuuh
Cliente satisfaite❤️❤️
Mampirarakivy mitsy anie wa rehefa vita ny fahamanjana e
👉Alaivo dien'izao ny rendez-vous anao izay mila mpikarakara hamanjana
Taovolo sy tarehy
Manao hoho ihany koa izahay an
👉Service à domicile
Izahay no manantona anao any amizay misy anao
📞0339960477 WhatsApp
01/07/2026
Tena hoe top e😍😍
Alaivo dien'izao ny rendez-vous fa ho ataonay manja enao amin'ilay andro malaza anao
📞0339960477 WhatsApp
Cliente satisfaite❤️
Mamikely erii
📞0339960477
Click here to claim your Sponsored Listing.